Jesosy o!Indreto ny olonao

1. Zahoux ( 10/06/2008 09:01)
Hiran'ny fifohazana§tena mampahery io hira io an!
répondu par Lejoba le 06/08/2008 13:09
2. Lejoba ( 06/08/2008 13:09)
Jesosy ô indreto ny olonao
Manatona Anao mba hovonjena
Manatona Anao sao very
Kely finoana aho Jesoa ka mila hery
Mamaky efitra ka mety ho solafaka
Raha tojo fiakarana dia mety tsy ho afaka
Erikereho ihany Jesoa sao dia reraka
Tazatazano ihany Jesoa fa mila ho ketraka
Fanahy Masina ô midina
Jereo ny olonao sao variana....
Tsy haiko intsony ny tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1117