mila vonjy e

1. rakotoline ( 07/06/2008 09:47)
:idea: salama dol zareo a,misy havako iray any dago,mikasa hanao stage any nouvelle-caledonie,na noumea ,efa misy ny stage fa lafo bé ny hebergement sao sendra misy aminareo afaka manoro toerana hipetrahana mora kokoa zareo fa tena mahonena a,misoatra mialoa,na ny fomba rehetra tokonyy ataony dia mora ampitaiko aminy,tokony izy no eto nefa nitaraina bé tamiko izy dia io izaho manotany anareo io,misaotra mialoa e (l)
répondu par rakotoline le 08/06/2008 10:04
2. pissoa ( 07/06/2008 15:14)
Fa trano ohatra ny ahoana ny tadiaviny ?

Bon - arakaraka ny zavatra tadiaviny sy ny fotoana ilany azy fa mety azo atao ny miaraka mipetraka amin'ny olona. Mandeha amin'ilay forum iraisam-pirenena ireny, dia mitady roomate na tahaka izany.

Tsy haiko raha mety ahitana ao amin'ny easy expat ( http://www.easyexpat.com/ ) na ao amin'ny routard ( http://www.routard.com/forum/nouvelle_caledonie/158.htm )

sns
3. rakotoline ( 07/06/2008 17:02)
trano izay misy fa mora ,ny tena hilainy dia resaka hebegment mora ,dia adiresy hi-contacteny azy, ato am-piasana aho ka maro pitsikilo ka tsy afaka manazava firy,hebergement sy adiresy izany ary fomba ohatra hoe taxi fa toa lafo fiainana hono any,misaotra mialoa
4. vonjiaina ( 07/06/2008 18:41)
Izaho koa mba mila vonjy avy amin`tsika eto amin`ny serasera na izay hafaka hanampy.[img]Mitady trano efa meublè aho eto an-tananarive rano mafana, frigo, ary coin cuisine,Alarobia ,Ivandry ;67ha,Akorondrano,na ny manodidina ireo[/ toerana ireo.misaotra betsaka mialoha raha mba misy hafaka hanoro ahy dia ity ny ahazahoana ahy [b]032 43 03 510 na ny 03 403 549 08 na ny mail vonjiaina@web.de ,manomboka ny 15 / 06 /2008 ny hilaiko azy ^:^
5. rakotoline ( 08/06/2008 10:04)
misaotra betsaka fa tena voavonjy kala e,tsara marina isika raha mifanoana toy izao fa efa mafy laotra ny tolona mahazo antsika gasy,ka dia hilaina fa mety hahavoa ny tena koa dia avelan'olona eo ianao e,merci (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.382