Frantsa ve Mscar

1. rajoelina ( 06/06/2008 10:59)
????????????
;-)
répondu par Jeankely le 09/06/2008 00:17
2. Jeankely ( 06/06/2008 11:22)
Anontanio ny Frantsay raha manaiky atao hoe Malagasy. Malagache hoy reo iray amin'ireo zanataninay taloha ary misy mipetraka eto aminay izao ny avy any, miasa eto ary misy aza lasa manambady Frantsay ary manao ny fiainanay.
Hoy indray ny Malagasy any Frantsa sasany hoe aty aminay satria efa Frantsay.
Hoy koa ny Malagasy any Madagasikara hoe ry zareo frantsay any Frantsa.
Fa ny Frantsay izao efa lasa maintimainty rehefa manao baolina aloha saingy tsy Malagasy fa Afrikanina. Toe tsisy gasy iray @'ireny raha tsy diso aho.
Samihafa ve sa iray ihany ireo ? :-D :-D :-D
3. ainaheri ( 06/06/2008 11:49)
rajou
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4848b51dbbac5

4. Gie ( 06/06/2008 11:55)
"rajoelina":
Frantsa ve Mscar


o ! ry rajoelina an ! zao ve de mitovy ? firenena iray ihany ve ireo ?

MADAGASIKARA



FRANTSA



tena mbola miverina any am-pianarana enao mianatra géo fa tena tsy lasa zao an !

5. badboy ( 06/06/2008 12:49)
rajoelina:

????????????
;-)


Dia raha avotsotry ny mpitondra frantsay ve dago dia tsy mitraka intsony???
:^) :^) :^)
6. rajoelina ( 06/06/2008 14:06)
Gie???
De tsy Frantsa zany ity sa firenena iray ihany??? :lol:
7. Bazily ( 06/06/2008 14:28)
Efa voa @ frantsa le zalah io!
IO LE TSY HANKALAZA 26 JUIN HONO. Zay no lazainy any @ dinika iray zay.
8. Jeankely ( 06/06/2008 14:30)
Dia inona izao no idiran'io amin'ny politika ?
9. rajoelina ( 06/06/2008 15:00)
Jeankely: tokony mba nanontany zao enao we: inn zao no idiran'io ato @ forum? :lol: ;-)
10. fijo ( 06/06/2008 20:06)
fanontania aahoan aity ry zandry fa tsy mazava?
11. fafa75 ( 06/06/2008 20:16)
:roll: :roll: :@ :@
12. Jeankely ( 07/06/2008 00:25)
Ny tena marina dia mahay loatra nareo ka tsy takatra fa avo fisainana. Io mpanokatra loha-hevitra io ihany raha tsy diso aho no nilaza fa tsy mino izany fanjanahantany izany.
13. kiadi ( 07/06/2008 00:32)
na koa enao no ambany fisainana de tsy mahatakatra! :-D :-D :-D
14. Jeankely ( 07/06/2008 00:34)
Ary amin'ny resaka 69 mivadika 96 sns ary ianao mandahatra razoky kiady e. Mbola ao koa ny manontany ny ao afara.
15. kiadi ( 07/06/2008 00:57)
=)) =)) =)) =)) =)) =))
16. Jeankely ( 07/06/2008 01:06)
Milaza misy atidoha nefa ny resaka alahatra 69 sy 96 ary ny ao afara.
17. kiadi ( 07/06/2008 01:10)
zah tsy nizesista misy atidoha ka!! avereno eo zany raha nahita an'izany enao!!enao mintsy wa no tsy mazaka ty virtoaly ty no tena marina eh!! :-D
18. Jeankely ( 07/06/2008 01:18)
Avereno amin'ny resaka Frantsa=M/car fa izay koa no loha-hevitra eto fa tsy Jk vs kiady.
19. rajoelina ( 07/06/2008 06:24)
badboy:
Dia raha avotsotry ny mpitondra frantsay ve dago dia tsy mitraka intsony???
Ka zah mino fa milay ery zao ra miverina ho frantsa indray i Mscar, asa samy manana ny heviny koa isika. Tsy mila hifandirana be satry ra misy gasy manantena azy manokana ho malagasy irery ihany de tsy maninona, fa raha izaho manokana aloha dia tsy mankalaza ny 26 Jona 1960. Satry zah tsy nahaleotena sady tsy niady ho irery na nisaraka tamin'ny frantsay. Ok? Mazava angamba.

kiadi sy JK aza hovaina le hevitra e! ^:^
20. Jeankely ( 07/06/2008 06:57)
Ny hevitrao aloha tano fa anao manokana iny. Ny 26 Juin maro no tsy dia miraharaha an'io fa terena hiditra antsaina fotsiny aloha raha ny marina. Ny hijery fety no revin'ny ankizy fa tsy ny maha-26 Juin azy. Aza adino fa ny fetim-pirenena amin'ny tany hafa tena miletika ao antsain'ny olona mihintsy. Na ny fitondrana sy fananganana saina aza hafa mihintsy ny fisainan'ny olona. Ny an'i kiadi sy ny namany indray tsy levon'ny vavoniny ary tsy zakan'ny lohany ny mahita hoe JK no manoratra :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1189