Frantsa ve Mscar
21. kiadi
(
07/06/2008 07:03)
i jk mamaly dinika nefa tsy manakolazaina no makaleo fa raha ba manana zavatra avôka moa ka manin fa ilay olona antsoina oe jk de miteniteny fôna sy be tsikera nefa tsisy ambara no makaleo!
22. Jeankely
(
07/06/2008 08:05)
Raha tsy takatrao dia izay mihintsy ilay "objectif". Ny ahaleo sy ampandositra anao tsy hanimba saimbahoaka eto. :-D :-D :-D
23. ainaheri
(
07/06/2008 13:12)
:-D :-D :-D :-D mapmé kou nareo mitsamy reto ka ,otrany zaza mifanarakaraka =))=))=))
24. Jeankely
(
07/06/2008 14:00)
Ny zaza mifanaraka tsisy saingy mahagaga fa ny tanora indray no marary fo mirafarafa voatsena dia mihantona makasaina aloha. Ny sasany mivadika xxx tampoka sady mandinika no mandray ondana hatory :-D :-D :-D
25. badboy
(
07/06/2008 16:09)
Jeankely:
Raha tsy takatrao dia izay mihintsy ilay "objectif". Ny ahaleo sy ampandositra anao tsy hanimba saimbahoaka eto. :-D :-D :-D
Eto zany ny sehatra fanaovana propagandy??? :^) :^) :^) :^) :^)
26. Jeankely
(
08/06/2008 00:23)
Samy mamokovoko amin'ny ao andohany ka izay iray miala maina. Hahahaha. Angaha nisy nahavidy ny Internet fa samy miditra izay tia hiditra sa misy misakana koa?
Sady tsy fanaovana propagandy no tsy sehatra famoronana fihokoana ihany koa fa SERASERA. HIHIHIHIHI. iza no tena tampona daomy :-D :-D :-D
Sady tsy fanaovana propagandy no tsy sehatra famoronana fihokoana ihany koa fa SERASERA. HIHIHIHIHI. iza no tena tampona daomy :-D :-D :-D
27. naughtyboy
(
08/06/2008 15:37)
zao kosa less rajou a fihevitra diso b zany hiverina ho frantsa zany jereo ny zioga entiny firenentsika noho ny fanajanahantany de mazava ,akoatry zay na mahantra na manakarena tsisy ivarotra firenena zany eo ,ny finiavana anova ny tsy mety sy fisainana hivoatra ho tsara no andrasany Madagasikara @malagasy tsy akanavaka ary mpitondra modely @ fitiavana tanindrazana :lol:
28. badboy
(
08/06/2008 15:49)
naughtyboy >> f'inona leroa! Ireo izay tsy niaina ny fangejana t@ fanjanahana mahita fafiny kely ny endrik'andafy no manohana mafy io hevitra io. Sady tsy dia te hisahirana hiitady vahaolana loatra fa miantehatra ireo hoentin'ny hafa.
Tsy adala akory ny malagasy rehetra namoy ny ainy t@ 1947 mba hahazoana ilay fahafahana t@ 1958. Manao tsinotsinona ny fanafoizany ny ainy aza izany. Mba hevero koa hoe ny frantsay no andeha hilaza hoe aleo ihany nijanona voagejan'ny alemana!!!!! Mba asio fiheverana ihany rehefa mamita hevitra.
Anjaratsika aty aoriana sy mahita ny tokony hahitsy no mandray ny andraikitra na arakevitra fotsiny aza.

29. euh
(
08/06/2008 16:31)
mihetsika ndrai ny adalanilay tsy ampy fianarana ity :roll: :roll: :roll: :roll:
kou na tsy nahita fianarana firy v d bola tsy mahay ny hoe DOM TOM sy France metropolitaine ? anotanio rabaina sy baofy
kou na tsy nahita fianarana firy v d bola tsy mahay ny hoe DOM TOM sy France metropolitaine ? anotanio rabaina sy baofy
31. Jeankely
(
09/06/2008 00:17)
Tsarabe. Soa fa samy nareo ao Frantsa raha izaho mantsy no nilaza dia lazaina alahelo tsy nahita ny fianana manja ao Frantsa. Izay mihintsy no zahavinay e. Ny hamoahana ilay fitiavana ny niaviana tokoa. Na hilelaka fahazato na arivo tsy hanaiky ho Malagasy mihintsy ny Frantsay fa ny Malagasyno mety mihevitra ho Frantsay rehefa milamina sahalan-drajoelina.