Mahaleo tao Toulouse
1. lazounet
(
04/06/2008 23:04)
http://gasytsyvery.sup.fr :* :-* (l)
répondu par lazounet le 07/06/2008 10:01
2. Samoana
(
05/06/2008 15:11)
'saotra Ralaza! Tena nanomananareo fandraisana mendrika ny talentany sy ny fahatsoram-po-ny ireto artista e ^:^
3. lazounet
(
05/06/2008 15:28)
Samoana:
'saotra Ralaza! Tena nanomananareo fandraisana mendrika ny talentany sy ny fahatsoram-po-ny ireto artista e ^:^
Am-pitiavana Samoana a! I Ranabavy mianakavy no tany MArseille fa tsy afaka izahay taty noho ny hafenoan'ny emploi du temps (sy ny fahalafosan'ny lasantsy) fa dia ialàna tsiny indrindra.
Zokin'ny ao aoriana!
Mankalaza.
4. fijo
(
05/06/2008 20:20)
taty letsy ry laza ratsy be ny sono an.ny fety nilay fa ny fampisehoana somary nahakamo fa sendra olona tsy mamely.
5. lazounet
(
05/06/2008 20:36)
FA naninona ny sono RaFijo? Mahagaga izany. Tsy ny nanao azy tany toulouse ihany ve no tao Marseille?
6. fijo
(
06/06/2008 19:55)
raha ny fahitako azy tamin'ilay sary nalefan'ialahy dia toa le bandy lavavolo taty ihany no itako tao,fa anontanio izay taty fa tena tssssss.na i raoul aza somary naneso andry zalahy ny farany hoe"izay no feombahoaka ry zareo ka mba henoy"satria efa nikiakiaka ny olona nitaraina hoe :"le sono eeeee"
aiza ve letsy,ka misy hoe tsy heno ny gitaran'i dada,ny feon'i fafah mafy be mamaky trano,ny feon'i bekoto ny ankizy milalao eo aloha eo no maheno azy.hovana indray le izy de le gitara indray no mikotaba be fa ry dadah sy bekoto tsy tazana intsony ny feony.
tena naha kirizy mihintsy e

7. lazounet
(
07/06/2008 10:00)
Hay va re?
En fait , tany Toulouse, i Magali, ilay sipa vazaha iny no nanao ny sono tao dia izy roalahy (Nary sy Niaina) nanampinampy fotsiny fa tena nilay aloha.Tsy nisy nokianina. Ka izay no nahatonga ahy hanao artikla manokana http://fianarantsoa.c.la ho an'ilay sipa satria tena mahay izy. Na i Bekoto aza niaiky tamiko mihitsy hoe, ilay sipa tsy be zesita fa ao tsara.

8. lazounet
(
07/06/2008 10:01)
Justement, ranabaviko mbola handefa artikla aty amiko mitantara ny fandehany tany Toulouse.