OBAMA et ZAFY
1. rabingogilabanga
(
04/06/2008 14:36)
hoy i Obama, raha nadray fitenenana t@ maha candidat ofisialy democrate azy: "je connais mes limites, mais je fais confiance au peuple americain", @ detail dia hoe:
"La route sera longue. Je fais face à ce défi avec une grande humilité et en connaissant mes propres limites. Mais je fais aussi face à ce défi avec une foi sans limite dans les capacités du peuple américain", a ajouté M. Obama.
na i tsiranana,na i ratsiraka, na ravalo, dia tsy mba nahalala izany demokrasia izany, assemblée tsy misy mpanohitra, opposition tsy mahazo manao manifestation, maire tendrena fa tsy fidiambahoaka (90% TIM, na Arema, na PSD)
i zafy irery ihany no natoky ny vahoaka, ka nahafahan'ny vahoaka nampiditra mpanohitra tany @ assemblée, tany @ mairie, ary milahatra andalambe.
sahala @ OBAMA, il connaît ses limites, mais il fait confiance au peuple,
na mpanohitra, na olontsotra

répondu par Jeankely le 07/06/2008 00:33
2. Jeankely
(
04/06/2008 14:50)
Dia maninona ? Ny vahoaka angaha nahatana an'i Zafinao fa ny Demokrasia noresahinao no nahatonga azy nihinana paiso manta izay tantara tsy mbola nitranga tao Madagasikara ary na ny tany hafa aza vitsy kely no voa. Hatrany @ taranaka mandimby manaikitra ny paisomanta.
Aza ampitoviana Obama sy Zafy fa revy samihafa.
Mbola azonao atao filoha ngaha izy ?

3. rabingogilabanga
(
04/06/2008 15:43)
indrisy marina ny anao, saingy izy Zafy, dia tratra-antitra tsy marary tsy marofy, mihinana tsara ny retraite-ny, sy tsy nandositra ny taniny, sy tsy natahotra valifaty.
fa ny vahoaka sy gasikara kosa , aiza no misy azy izao? mahantra.
Ny mpitondra moa (ratsiraka, ravalo, tsiranana), izay tsy voatery hoe : ratsy saina, fa fotsiny hoe mety diso methode, dia matahotra raha vao hiongana eo, dia mitsoaka. na dia tsy tokony ho izay aza ny hiafarany satria olondehiben'ny gasy ihany izy ireny.
indrisy ry taniko.

5. rabingogilabanga
(
04/06/2008 17:17)
eny mapalahelo le izy satria, :
betsaka hatrany hatrany ireo gasy mahantra tsy mihinana ao dago ao.
sa tsy mahavaky fo ve izany ?

6. patrick2002
(
04/06/2008 18:16)
zay kosa ny ahy no mba hisaorako an'i Zafy aloha marina fa tsy nitondra fandrosoana an'i gasikara izy nefa kosa madio ny sainy ,ary madio ny eritreritry ny olona azy ,na dia tondroin'i sasany molotra aza hoe tsy nahay nanararaotra :D :D
Tsy nisy malagasy nampidiriny amponja na novonoiny na nataon'i Ratsy ,nefa kosa Tsy nisy malagasy nasondotry ny koa .
Libre tsara izy miriorio ao an-tanindrazany fa tsy hoatry ny sasany mitsaoka miaraka @ fianakaviana any an--tanin'olona satria nanararaotra ny fahefany fony mbola nahazo an'izany ,
Nieritreritra ny masoandro tsy hilentika :lol: :lol:
Ka izao indray ny sasany eo @ fitondrana manararaotra an'izany ,mangady fasana holevenana wait and see :lol: :lol:

8. kiadi
(
04/06/2008 22:35)
zafy ry areo tsy nanana pouvoir na kely aza fanapetraka an!! raha nanana pouvoir lery tafajanona hatramin'ny farany fa tsy voadaka afaka 3taôna! :-D :-D :-D
9. Jeankely
(
05/06/2008 00:13)
Ny vahoaka izany no vendrana raha ny tsara sy mendrika ho azy no avelany hiala hoazy. Izaho dia tsy afaka ny hilaza an'i zafy hilamin-tsaina na tsy mandositra sahalan'ireo voalazanareo aza. Nihinana paisomanta tsy latsak'orana. Hatrany amin'ny taranaka faramandimby izany misoratra.
Vao nodomin'i Ratsiraka tamin'ny tsy fandehanany teny amin'ny Rova may izy dia tratra ny fon'Antananarivo. Tamin'ny andron'i Zafy no nisy izany Dircab -ny Enseignement Superieur tsy anisan'ireo Mpampianatra teny @ University ary tsy ampy fianarana. Anontanio Pierre kely fa hainy ny Dircab-ny. Olona firy no avy Arema nivadika nakany tampoka. Mitohy hatramin'ny TIM marobe ny Arema lasa TIM. Ireo no fototra. Ny anarana miova fa ny olona sasany ny toe-tsaina voatefy tany aloha ny azy ihany no tohizany.
Ny Malagasy iray manontolo no diso rehefa ny olon-dratsy no omeny ny fahefana hisolo toerana azy.
Koa ampianaro ny vahoaka ary ahalala izay ahasoa azy miampy izay omeo izay olombaovao ahasoa azy. Ny olana dia fitanisana olana no atao nefa efa hiainana ilay olana ary fantatra.

10. xxx
(
05/06/2008 02:55)
fa nodoran'lery avy eo ny rova noho ny tsy fitiavana ny merina, nefa tadidio fa ny merina no tyena nampiakatra azy teo @ fitondrana
11. xxx
(
05/06/2008 04:05)
Aiza no ilazan'i xxx fa i Zafy no nandoro ny Rova, fa tsy Ndrema? Dia rehefa avy eo ny vola fanatsarana ny rova netin'i Didier sy Ndrema nanaovana propagandy.
Ra8 tsy misy diso ny ataonao eh. Derainay ianao ary raha mila mpamitra aza, aza misalasala mihintsy fa lelafinay eh. Ahahahahahahaha

12. Jeankely
(
05/06/2008 04:59)
Tsy hanaiky lelafinao koa izy amin'ity kobay ankelika, na basy anaty pataloha. Mitady hamizana tsotsotra izany hilelaka izany :-D :-D :-D . xxx isan-karazany. Na Homo mody milelaka. Lozabe. :-D :-D :-D
13. Annie2006
(
05/06/2008 12:13)
Jeankely:
Dia maninona ? Ny vahoaka angaha nahatana an'i Zafinao fa ny Demokrasia noresahinao no nahatonga azy nihinana paiso manta izay tantara tsy mbola nitranga tao Madagasikara ary na ny tany hafa aza vitsy kely no voa. Hatrany @ taranaka mandimby manaikitra ny paisomanta.
Aza ampitoviana Obama sy Zafy fa revy samihafa.
Mbola azonao atao filoha ngaha izy ?
Ny tantara ratsy indrindra tsy mbola nitranga tao Madagasikara aloha ary mitranga ankehitriny dia NY FIVAROTANA TANINDRAZANA (mamoa fady, ary mitondra hozona mihitsy).
Nisy ny coup d'Etat, nisy ny empêché, nisy ny maty novonoin'ny olona....fa ity indray mitoraka ity dia NY TANINDRAZANA no lafo amin'ny vahiny, ny HALATRA no natao soatoavina ary nandraindraina natao lalàna. Aza adino fa "empeché" i Zafy noho izy tsy nanaiky nikolikoly ireo depiote amin'ny 4x4, i Ratsiraka dia nahongana satria efa ela loatra nanao jadona, fa ity indray mitoraka ity dia NY TANINDRAZANA NO NAMIDINY ary NY TROSA no nataony kilalao satria TSY TE HALALA izay vahoaka malagasy izay mihitsy izy.
Misy mahamarina azy ny filazana hoa OBAMA sy ZAFY, samy demokraty kalaza.
14. Fomena
(
05/06/2008 12:35)
xxx:... Aza mampihomehy ra-xxx a.
Aiza no ilazan'i xxx fa i Zafy no nandoro ny Rova, fa tsy Ndrema?
Tena tsy fantatrao marina i Zafy raha izany. Dia i Ndrema koa no nandoro ny finances t@ iny nefa actes 1 ihany ireo, hihihihihi
xxx:hihihihihi
Dia rehefa avy eo ny vola fanatsarana ny rova netin'i Didier sy Ndrema nanaovana propagandy.
Ka tokony nitsoaka koa Ndrema raha izany, aza adino rey olona fa alohan'ny maha-mpanao politika an'i Ndrema dia Mpitandrina izy, tsy hoe akory madio sy marina ary masina izy fa mba misy ethique kosa na dia kely ihany aza.
Razanamasy no nanao ny hetsika rehetra fanarenana ny Rova sy ny Lapan'ny Tanàna ka aza afangaro voraka rey olona ny tantara fa lasa resabe fotsiny a. Aza afangaro ny hetsika politika Razanamasy/Ratsiraka sy Ndrema/Ratsiraka.
Ndrema aza no politisiana fay imbetsaka noho ny tsy fisian'ny demokrasia teto an-toerana ary inoako fa nivoy mafy io resaka demokrasia io fa i Zafy karazana "pion" fotsiny ihany tamin'ny fotoan'androny. i Zafy anie tsy mahazaka merina e, iza no tsy mahalala an'izany? zanaka PADESM iringiriny fa tsy miseho mivantana. Ny équilibre côtier/merina, i Zafy no voalohany nanitsakitsaka azy nefa voy politika PADESM hatramin'ny nahazoana fahaleovantena izany.
Soa aza fa nalevin-dRa8 im-7 mandifotr'olona izany toetsaina lany andro izany.
15. Annie2006
(
05/06/2008 12:53)
Ny toetsaina mampivoatra aloha no nalevindravalomanana im-pito satria ny HALATRA sy ny FIVAROTANA TANINDRAZANA no nasetriny ho solony.
Tsy fantako na tsy mahazaka merina (merina inona io? olona? foko? hevitra vohizin'ny olona? sa inona?) ingahy ZAFY fa heveriko fa lainga raha toa ka tsy nisy merina teo ankaikin'ingahy ZAFY na nitondra fanjakana izany na ny manodidina azy. Fa raha kosa fisainana hafa: fetsifetsy, roublard, mandainga, sy voababon'ny fahatahorana an'i Padesm sy ny fanavakavahana, dia tsy misy olona manampanahy tia an'izany. Raha sahala amin'ity fitondrandravalomanana ity no atao hoe fitondrana "merina" dia manome rariny an'ingahy ZAFY aho satria tsy misy hanaiky ny FIVAROTANA TANINDRAZANA sy ny FANDROBAMPANANAN'NY FIRENENA.
Kanefa heveriko fa fahadisoana (fa kosa fanahinian'i TIM) ny hilazana fa fitondrana merina ity FITONDRANA MPANGALATRA SY MPIVAROTRA tanindrazana ity satria tsy "merina" ihany (ravalo) no miaraka aminy ao fa misy côtier maro be koa. Ka tsy azo atao ny manao "raccourci" hoe: RAVALO MERINA = RAVALO MPANGALATRA SY MPIVAROTRA TANINDRAZANA, ka mahatonga ilay hoe RAVALO = RAVALO sy MERINA = MPANGALATRA SY MPIVAROTRA TANINDRAZANA.

16. xxx
(
05/06/2008 14:04)
Fomena:
xxx:hihihihihi
Dia rehefa avy eo ny vola fanatsarana ny rova netin'i Didier sy Ndrema nanaovana propagandy.
Ka tokony nitsoaka koa Ndrema raha izany,
Tsy mitsoaka na i Ndrema na i Zafy satria ireo no nanome ny Tiko group ny fivarotana ireo lafarinina sy menaka avy any amin'ny FLAMCO tamin'ny fotoan'androny. Aza adino ny tantara.
Ny famotehana ny rova dia efa paika ela. Izay no antony nanamboarana ny lapa eny Iavoloha sy ny antony tsy nanarenana ny rova mihintsy tamin'ny fotoan'androny fony ny rova mbola tsy may (Ilay simba ny tohatra niakatra tany amin'ny rihana faharoa, dia tsy vita mihintsy). Dia nisy ny famindrana ny entana sasany nankeny Ambohitsirohitra-Iavoloha.
Marina fa Pasitera Ndrema ny maha-pasitera tsy midika fahamasinana akory. Sa masina ny olona manondina zaza mpianatra tao amin'ny kolejy Rasalama? Ahahahahahahaha
17. Jeankely
(
05/06/2008 15:02)
Amiko dia tsisy masina izany ny mpanao politika Malagasy teo aloha na iray aza. Porofo dia ny laharan'i Madagasikara mihoatra ny firenena hafa eo amin'ny lafiny rehetra. Ny ankehitriny amiko misongadina saingy ireo voatefy sy nobeazina tamin'ireo fisainan'ireo lasana tsy mamokatra tsy vita mora ny hanitsy ny sainy efa lo. Mitady lalana hatrany hanohy ny toetra ratsiny hany ka korotana ihany no tiana hitranga.
Dia lafo ohatr'inona ilay Tanindrazana izany? Ny sasany aza efa tsy manantany koa inona no hamidiny eo? Aleo ho lafo any rehefa vahoaka tsy mahalala ny andraikiny. Samy miorakoraka tsy hita hoe ahoana.

18. Annie2006
(
05/06/2008 15:18)
Ny hanatsara zavatra no nilàna an'ingahy Ravalomanana tami'nny 2002. Fa tsy ny handroba ny harempirenena sy ny hivarotra ny tanindrazany amin'ny vahiny.
19. rabingogilabanga
(
05/06/2008 17:13)
-ny tiana ho lazaina dia tsotra, tsy hoe i zafy manana pouvoir, na mahay mitondra, na mahiratra, non,
ny mot clé dia le hoe je connais mes limites, mais je vous fais confiance, vokany:
-teraka ny radio libre t@ ZAFY,(RLI, RTA...) tele libre (MATV,RTA...), afaka mitsikera sy maneho ny heviny ny tsi-1-1, satria izy ZAFY hendry, hoe avy any aminareo ny hevitra; aposahy any @ radio, etc... tsy nisy radio nakatona.
-Ny maire, ny deputé, dia tsy izy ZAFY , na ny UNDD ekipany ihany no tao, fantany ny limites-ny, navelany ny mpanohitra ho any @assemblée, mairie, etc...
Tadidio fa na any andafy, misy foana ny mpanano politika mpangalatra , ny difference afaka miteny tsy gadra ny vahoaka, afaka milahatra andalambe, ary tsy ny mpitondra irery no manao ny business rehetra.
fantaro ny limites nao, dia fait confiance aux autres, aza gadraina, dia avelao hitsikera sy hanao bizin i ronaldo9, i jeankely, i fijo, avelao hilatsaka deputé, aza akatona ny radio, avela hilahatra ny vahoaka, satria fa miara miasa ny zava-drehetra hahasoa

20. fijo
(
05/06/2008 20:51)
i annie dia mamerina foan afa "mivarotra tanindrazana ny mpitondra izao"
mba azonao hazavaina ve ny tianao lazaina amin'ny hoe mivarotra tanindrazana?????raha ny famelana ny vahiny hividy tany mantsy no hilazana izany dia laviko,satria aty frantsa ohatra ny gasy koa hafaka mividy tany raha manana vola.ka mivarotra tanindrazana koa ve ry chichi sy sarkox?