OBAMA et ZAFY
21. Jeankely
(
05/06/2008 23:55)
Olona marary saina betsaka ary dedaka mitsara mpitondra sy milaza mahay izao rehetra izao. Ny sasany aza mbola any andakilasy tsy vitany akory ny fianarany dia ny mpitondra no omeny lesona rehefa mahita andafy mijoalajoala sy mandroso. Fihevitra lany andro no resahany nefa izy midongy sy mitady lalana hijanona andafy fa ny vazaha lazainy mividy an'i Madagasikara rehefa hanangana zavatra any Madagasikara. Tsy mijery ny fisolelahany hipetraka antanin'olona izy fa ny vazaha hanagan'orin'asa no lazainy mividy an'i Madagasikara. TOHIZO NY ASA RY FANJAKANA FA MISY NY VAHOAKA MANKATOA FA TSY NY DEDAKA MILAZA MAHAY NOHON'NY MPITONDRA DAHOLO AKORY NO MALAGASY.
24. Fomena
(
06/06/2008 13:11)
Annie> fantatry ny rehetra io resaka xéno contre les merina an\'i Zafy io fa aleo hijanona eo. Mbola tsy nisy merina tafajanona izany nanodidina an\'i Zafy (lainga tokoa raha hilaza hoe tsy nisy merina fa aoka fotsiny). Ivereno tsara anie ny tantara e!
Ny hoe fivarotana tanindrazana indray dia adihevitra hafa iny fa mila hazavainao kokoa hoe inona marina ilay tianao lazaina @ hoe mpandroba sy mpangalatra ary mpivarotra tanindrazana.
xxx> marihiko kely, izaho tsy niteny velively hoe masina i Ndrema fa nampivoatra fotsiny hoe misy ihany \"un minimum d\'éthique\" amin\'ny mpitondra fivavahana. Misy \"nuances\" be izany.
Jeankely> mitombina ny voalazanao fa tsy misy mpanao politika masina izany ireo teo aloha fa na izany aza ny ankehitriny koa tsy dia azo itompoana teny fantatra loatra hoe masina dia mankaiza.
rabingo> ekena ny voalazanao fa ireto tranga ireto kosa tsy takona afenina :
- i Deba, fony mbola mpanohitra nafàna fo i Zafy sy Ndrema sy Voay b sy Manandafy, d namela malalaka ny Hery Velona namorona radio sy ny 13 mai nanangonam-bahoaka. (sanatria aho hilaza hoe tsara i Deba fa milaza fotsiny hoe efa nanomboka nisokatra izy t@ 1989)
- tsy i Zafy no voatendrin\'ny Hery Velona ho filoha fa i Voay b (i Zafy filohan\'ny HAE, ho lasa filohan\'ny antenimiera dia i Ndrema no Praiminstra) saingy tsy lanin\'ny vavoniny ilay hoe merina no hitondra dia tsy nanaiky izy fa tsy maintsy izy no kandidà iraisana
- ny maire sy ny député tokoa angamba tsy UNDD, fa vao tsy tafita tao @ Assemblée ny hevitr\'i Zafy (lany Praiministra Ravony, nefa tsy nanana olona tao na dia iray aza) dia nanomboka niseho ny maha-Zafy azy, napetraka tamin-kery tsy nisy fandinihana ho Praiministra (tsy nisy lalàna nametraka azy fa dia nitolo-tena nivantana tany @ Radio Nasionaly) ilay ranamana UNDD mafiloha be (Rakotovahiny) rehefa gidraka be ny fifandraisan\'ny Filoha sy ny Praiministra Ravony. Teo dia nanomboka ny tsy fahendren\'i Zafy satria na dia izy aza tsy nanaja ilay \"équilibre\".
- rehefa tsy nazava intsony ny lalan-kalehan\'i Zafy dia \"virés au rouge\" daholo ireo namany sy merina nametraka azy (Ndrema, Raherimanjato... sns ankoatr\'izay nanelingelina azy Ravony, Manandafy, Voay b...) izy kosa aloha tsy mba nanao \"élimination physique\" na \"politique\" fa nailiny tsy ho namany tsotra izao fotsiny ary ireo \"pions\"\'ny no tena nanao ny misiona hamotika ireo rehetra ireo.

25. Jeankely
(
06/06/2008 14:39)
fa taiza i jeankely no nilaza hoe masina? Misongadina hoy aho ka aza afangaro fa tsisy milaza ny misongadina ho masina. Resaka masina izany any @'ny Fivavahana na fanasinana tendrombohitra 12. :-D :-D :-D . nareo mahay tsara azy fa ny fantatray dia resabe ity mivarotra sy tsy mivarotra ity. Mba mila an'izay tsy mivarotra ho avy satria akaiky ny 2012 sao lasan'ny saka indray ny hena vao hoe ngoe ngoe eo indray. faly hanao resaka tsy hinanankabiba ho an'ny vahoaka lazaina mahantra fotsiny nefa izy miliba andafy.
26. Annie2006
(
06/06/2008 15:45)
fijo:
i annie dia mamerina foan afa "mivarotra tanindrazana ny mpitondra izao"
mba azonao hazavaina ve ny tianao lazaina amin'ny hoe mivarotra tanindrazana?????raha ny famelana ny vahiny hividy tany mantsy no hilazana izany dia laviko,satria aty frantsa ohatra ny gasy koa hafaka mividy tany raha manana vola.ka mivarotra tanindrazana koa ve ry chichi sy sarkox?
Inona no hazavaina amin'ny hoe "mivarotra tanindrazana"? F'angaha tsentsina indray isika ka tsy mahalala intsony ny atao hoe mivarotra tanindrazana? sa mbola mitady lainga indray hanotofana ny marina?
Io ary ilay mampitombina ny voalazan'i Rajoelina iry hoe: I madagasikara ve i la frantsa? Io fampitahana zavatra roa tsy azo ampitahana io no mahabolengina ny hevitry ny sasany.
Tsy misy any Frantsa vahiny mividy tanin'ny lafrantsa ka mahatratra indroa henin'ny PIBn'ny Frantsa ny tany ary INDRINDRA fa mirakitra ny harena ankibon'ny tanin'ny frantsa no trandrahany, INDRINDRA KOA fa vahiny amin'arivony mahery (5 à 12.000) no mpiasany ao, ARY INDRINDRA IHANY fa tsy misy tombony hoan'ny Firenena na dia iray aza (tsy joint-venture akory ilay fitrandrahana) io fitrandrahana io. INDRINDRA IHANY koa fa notrongisina ny frantsay mipetraka teo ka nasaina nandeha mihanahana any amin'ny "zone d'évacuation de déchets".....sy ny sisa.
Varotra tanindrazana satria:
- Ny malagasy no notrongisina ka nalefa any amin'ny tany fanadiovana ny cobalt sy nickel
- Communes maromaro no notrongisina sy namidy hitrandrahana cobalt sy nickel izay tsy misy tombotsoan'ny malagasy mihitsy
- Ny harena ankibon'ny tany izay fehezin'ny lalampanorenena ho tandroina hoan'ny dimby sy fara no nomena an'ireo vahiny mpanondrana
- Arivo mahery ny vahiny filipianina avarina ao ampefy hitrandraka an'io harena io
- Ny malagasy no atakalo trosa izay antoky ny fandrobana ny harena ankibon'ny tany.
Tsy lazaina intsony ny loza ara ekolojika haterak'ity fitrandrahana ity.
Mba lazao eto any frantsa any raha misy loza mitovy amin'izao mitranga ao madagasikara izao ny faritra sy ny mponina frantsay misy any.
Firenena efa mivoatra i Frantsa, kanefa mbola firenena mahantra i Madagasikara ka mila fivoarana, ka ny hivarotra azy indray no nataon'ilay r aikalahy ity izy. Tsy ny zavatra rehetra akory no azo amidy.
27. patrick2002
(
06/06/2008 19:46)
Raha ohatra ka nampiasa demokrasia tsy mifanaraka ny toe-tsainy gasy aloha i Zafy dia lazaiko fa adisoany izany ,tsy mitovy ary tsy hitovy marina ny vahoaka Malagasy sy ny vahoaka Amerikanina ,ka raha ohatra ka nampiasa ny ethique politique fanao any USA i Zafy dia hadisoana lehibe izany .
28. fijo
(
06/06/2008 20:21)
annie an,ary le karana manana industria mandrendrika metaly eto frantsa ,ngah atsy vahiny iny???firy ny vazaha mpiasany teto???
ny japone manao orinasa ao avaratra ao,izay nahatonga ny "grevy tsy nihinanankanina nataon'ilay solombavam bahoaka "iny ngaha hadino sahady.
ny rue de la republique eto marseille izay lasan'ny amerikanina daholo ny trano eo aminy ka namboariny sy ahofany lafo izao.frantsay koa sa akory,sa ny amerikanina fotsy dia tsy mivarotra tanindrazana ???

29. Jeankely
(
07/06/2008 00:33)
Salut "fijo". Betsaka no mahay loatra ny akamanreo ao Pararantsa ao. Omeo azy ny hafatra fa manimba endrika ny Malagasy favy ao Frantsa ireto miseho mandray fitenenana ireto.