Azo fohana @ na aiza na aiza(resto,café sns...)

1. ainaheri ( 01/06/2008 17:54)
Mivoatra ny fivoarana syny fikarohana fa saingy tsy hay ny vokany
http://www.cigartex.com/

Miala tsiny @ teny vahiny
répondu par niryna le 06/06/2008 03:56
2. melody ( 03/06/2008 22:03)
mitady any kiadi hanao traditktiô an'io aloha e :-D :-D
3. endrika01 ( 04/06/2008 09:35)
ainaheri:
Mivoatra ny fivoarana syny fikarohana fa saingy tsy hay ny vokany http://www.cigartex.com/ Miala tsiny @ teny vahiny
Ny sasany miezaka @fomba maro ny hanafoanana ny fifohana sigara,ny sasany mahita fomba hafa foana mba tsy ho rava ny bizna,mba inona tokoa wa ny tsiro azo @fifohana sigara e?:-P:-P:-P
4. niryna ( 06/06/2008 03:56)
misaotra nizara e :lol: rehefa any aoriana any indray dia tsy maintsy mahita antony tsy mety ny hifohana an'io ny olona hi,hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0891