hira talou

1. kelly13 ( 30/05/2008 09:33)
asa nareo na mba mijery ilay chaine VH1 classic fa mampatsiaro ny fahatanorana, misy dire straits, modern talking, a-ha (tsy d voako klou e), sandra, kim wilde etc...
répondu par endrika01 le 08/06/2008 11:13
2. ratonga ( 30/05/2008 09:50)
aiza no ahitana izany chaine VH1 classic zany mba hijerena an'i kellyterezy t@ môla tanora :°) :-D :-D :-D
3. kiadi ( 30/05/2008 10:54)
t@ zany ve ry keliterezy tsy le mpanenjika bal des jeunes tao @7/7 analakely :-D
4. kiadi ( 30/05/2008 11:02)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/dires%2Bstreet/video/xbq3m_dire-straits-sultans-of-swing_music
5. fahamarinana ( 30/05/2008 11:06)
:arrow: tena mba génération-ko kosa zany e,za mbola tia miheno an'ireny sy mahita clip:tany dago manko k7 no nanànana dia variana be mijery ny clips efa aty aoriana be tonga aty hoe hay ve zao lay izy? :-D :-D ,ao am melody no ahitako ny ahy (canalsat),
keliterezy :aiza tokoa lay VH1 zany kay? mba tiana jerena.. :) (l)
6. kiadi ( 30/05/2008 11:17)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/modern%2Btalking/video/xq5vm_modern-talking-youre-my-heart_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/groupe%2Beurope/video/x2ghtv_cock-robin-the-promise-you-made-198_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/sandra/video/xvmre_sandra-maria-magdalena_music
sombintsombiny t@ fatanorana ! :wink:
7. fahamarinana ( 30/05/2008 11:30)
:arrow: merci e,tena efa ela hany zany an,any am 20 taona any ho any non?
http://www.dailymotion.com/relevance/search/vicky%2Bleandros/video/x32g9s_vicky-leandros-l-amour-brillait-dan

Ary io hira io ve mba tsaroanareo,faheno tam radio gasy fahiny,génération taloha be fa mba isan'ny nankafiziko koa,ahatsiarovako any mamanay :( (l)
8. kiadi ( 30/05/2008 11:49)
tena bola zaza zah t@ io klé!! tsy generationko io!
9. fahamarinana ( 30/05/2008 12:00)
:arrow: f'angaha anà koa fa izany no fahenoko foana tamizany,45 tours tamizany andro e...génération-dry zokinay dia mba miheno koa e :) (l)
10. ratonga ( 30/05/2008 12:39)
fahamarinana > tena efa 40 ans tany kosa ngambany io :-D :-D
11. Samoana ( 30/05/2008 13:49)
Tena nampihena ny volofotsiko fa misaotra an'ikalaterezy sy kiady :-* ^:^ . Misy hiran'i Sandra hoe"Change your mind" mba atsipazo kely eto raha sendra hitan'ialahy ry kiady a! :wink:
12. Samoana ( 30/05/2008 13:55)
fahamarinana:

http://www.dailymotion.com/relevance/search/vicky%2Bleandros/video/x32g9s_vicky-leandros-l-amour-brillait-dan

Ary io hira io ve mba tsaroanareo,faheno tam radio gasy fahiny,génération taloha be fa mba isan'ny nankafiziko koa,ahatsiarovako any mamanay :( (l)


Io sy ny "Après toi" no hany hiran'i Vicky Léondros nankafizintsika gasy angamba (santimaka tsinona)

13. fahamarinana ( 30/05/2008 14:15)
:arrow: ratonga :tena efa tam izany 35 ans tany mihintsiny angambany,mbola kely tamizany anie fa mamanay no mpiheno an'ireny sy ry après toi lazain'ny samoana (l) io koa.Mbola voatahiry ao na ny 45 tours aza fa ny fandefasana azy tsy tafa tsony,simba ny saphir moa sa inona izy teo?
Tena tian'ny gasy tokoa,faheno matetika mihintsy fahiny,izao no tsy fantatro raha mbola mandeha am radio na tsia..
14. ratonga ( 30/05/2008 16:05)
Samoana, fahamarinana ity vé "APRES TOI" nafotaka ery zao ny blouzy t@zany :-D :-D :-D
15. kiadi ( 30/05/2008 16:32)
samoana>http://www.dailymotion.com/relevance/search/sandra%2Bchange%2Byour%2Bmind/video/x539yw_sandra-cretu-change-your-mind-live_music
16. kelly13 ( 30/05/2008 19:55)
fahamarinana>melody kou mandefa hira talou, za mou tsy canal fa via alice no ahazoko reny chaine ireny

ratonga>efa we soloy io 9 io fa tsy mamely, refa manova ianao d mahazo io chaine io (mitambatra @ mtv izy io ra tsy diso aho) gratuit pendant 1 mois, apres tô 2 euros sa moins que ça no alohanao (mtv isakarazany, vh1, vh1 classic)

oay azoko antsaina le "apres toi", mmhhh, tsy nanao "blues" t@ io klou za fa efa henoko fotsiny d mampisento, hahahahaha

ny hitako dommage kely @ io vh1 classic io d hira anglais dol le izy, une fois za mba nahta an'i celine dion (le hirany t@ vôlohany b iry) d i jjg avec la-bas!
17. kiadi ( 30/05/2008 20:12)
samoana>io ihany no itako
http://fr.youtube.com/watch?v=VLbhIK21WlI
18. ratonga ( 30/05/2008 20:36)
ary nareo nga tsy mba nirevy creedence-clearwater-revival

19. ratonga ( 30/05/2008 20:44)
kalakelly: ka mba saika hitsabo sivy kay tsisy nininin :-D :-D :-D
20. kelly13 ( 30/05/2008 20:55)
oay, nga tsy i bonnie tyler no mihira an'io? hahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2652