hira talou
41. lembelo
(
03/06/2008 13:35)
Tadidiko tokoa ilay "Après toi" iny, toa teny malagasy anie no nihavian'izy iny e, hoe "Ampireto aho", dia nisy namaly hoe "ampiretiko eo tokoa hianao".
45. kiadi
(
04/06/2008 20:08)
zah aloha raha revy frantsay tsy de voako lotra na taloha aza ehh!!
ilay pihira an'i "al'encre de tes yeux " de "petite marie" ihany no tiko!
iza ary zany oh???
ilay pihira an'i "al'encre de tes yeux " de "petite marie" ihany no tiko!
iza ary zany oh???
49. kiadi
(
04/06/2008 21:58)
tite marie! :wink:
http://www.dailymotion.com/relevance/search/petite%2Bmarie/video/xoklo_francis-cabrel-petite-marie_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/petite%2Bmarie/video/xoklo_francis-cabrel-petite-marie_music
50. ratonga
(
04/06/2008 22:32)
ty ko mlay http://www.dailymotion.com/playlist/xifq4_chefrayback_francis-cabrel/video/x2uoco_disney-cabrel-je-laime-a-mourir_creation :lol:
51. kiadi
(
04/06/2008 22:37)
aty ampihalantsasatra zah de pc miraikitra be zay no ampiasaiko de tsy misokatra fa aleo refa tafody ! :wink:
58. fahamarinana
(
05/06/2008 10:48)
ari.malala:
ary à l'est d'Eden nga tsy an'i Vicky kou?
:arrow: ary tena adinoko tanteraka hoe hiran'ny vicky koa io anie fa ilay version espagnole sa italienne zany lay nalaza be tamin'ny années 80 ireny ve? (l)
59. kelly13
(
05/06/2008 20:20)
kiadi>ka za mba t himé na d tsy hitako aza oe aiza le mampimé e, za nge malala fomba e, hihihihihi
fahamarinana>iekany tokotrany ms tsy tadidy le izy ankia kou :(
ny tena mampimé ange ry reto refa mijery io chaine io d nahita ny clip n'i pump up the jam za d notataraiko t@ i rams oe zany no hira fandihizana tany @ boite, fa tapaka ny tsinainy, sinon, nitatara kou za oe zay sy ry zokinay nandindy smurf t@ andron'ny "life is life" d aveo nande tkou i "life is life" aveo! @ io tsy mety haiko (na d jereko aza le clip) oe iza no mihira azy fa d oe "zay i life is life" hahahahahaha

60. endrika01
(
08/06/2008 11:13)
kiadi:
http://www.dailymotion.com/relevance/search/modern%2Btalking/video/xq5vm_modern-talking-youre-my-heart_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/groupe%2Beurope/video/x2ghtv_cock-robin-the-promise-you-made-198_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/sandra/video/xvmre_sandra-maria-magdalena_music
sombintsombiny t@ fatanorana ! :wink:
mmmmh,f'angah i kiadi tsy tanora tsony! :-P