Maheno fofona ve sa izay maizina dia anariana avokoa

1. niryna ( 25/05/2008 18:50)
Raha mitondra alika ny olona dia izay toerana misy fofona no hipipiazany ihany koa,matetika anefa izay toerana maizimaizina dia maimbo pipy avokoa.Maheno fofona ve ny olona hoy hianareo dia mamely eo ihany koa sa hoe maizimaizina dia aleo eto fa tsy misy mahita.
ahoana tokoa re no anton'izany e
répondu par niryna le 29/05/2008 04:47
2. ainaheri ( 25/05/2008 20:01)
3 zany no tena izy ee,maheno fofona d takotakona ary mahita le rano manamando ilay coin d mazava ouazy fa ,eto ilay fotoana zany ee lol

D asio soratra ouzy Samoela zay!! lol
3. niryna ( 25/05/2008 20:29)
ainaheri:

3 zany no tena izy ee,maheno fofona d takotakona ary mahita le rano manamando ilay coin d mazava ouazy fa ,eto ilay fotoana zany ee lol

D asio soratra ouzy Samoela zay!! lol

le membo maimbo iny izany no tena tiana e

4. milaibe ( 27/05/2008 04:59)
rarana mafy ny mamany eto fa izay tratra dia vohahelokin`ny lalàna >>> ny alika no mamany eo, raha mba izay mantsy dia naheno fofona maimbomaimbo intsony nyrina @ toerana maizimaizina ireny
5. niryna ( 29/05/2008 04:46)
ainaheri:

3 zany no tena izy ee,maheno fofona d takotakona ary mahita le rano manamando ilay coin d mazava ouazy fa ,eto ilay fotoana zany ee lol

D asio soratra ouzy Samoela zay!! lol



:D
6. niryna ( 29/05/2008 04:47)
milaibe:

rarana mafy ny mamany eto fa izay tratra dia vohahelokin`ny lalàna >>> ny alika no mamany eo, raha mba izay mantsy dia naheno fofona maimbomaimbo intsony nyrina @ toerana maizimaizina ireny



:roll: ratsy be ilay peta-drindrina tian'i milaibe atao,vao maika ny olona manao maloto eo,indrindra ny lehilahy hi,hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2954