Fanamboarana ny serasera
1. Belami
(
22/05/2008 18:52)
Nandritra ny fanamboarana ny serasera t@ atoandro izao marobe mihitsy ny teto :-w :-w :-w fotsiny
répondu par cutie le 25/05/2008 14:58
3. Belami
(
22/05/2008 18:56)
fa tafiditra ve ? le soratra we mbola misy fanamboarana fotsiny no hitako. Fa taiza Kiadi no niditra?
4. tslem
(
22/05/2008 18:58)
Zah mba nitsiditsidika ihany tao @ RVG,nampiditra ps fa tsy tafiditra mintsy d niandry fotsiny teo
6. Belami
(
22/05/2008 19:01)
cutie : za aza niandry tetsy amilay épicerie etsy akaikinay etsy fotsiny no nataoko
9. tslem
(
22/05/2008 19:04)
cutie:
za saika hametraka dedicace :cry:
zah koa mba saika nametraka fa tena tsy nety mihitsy lé izy,soa ihany klou fa mba afaka nihaino hira e :°)
12. Belami
(
22/05/2008 19:09)
cutie : za de impolo kely nanokatra, loza koa fa rehefa tsy misokatra le izy vao maika mampite hanokatra be
13. ainaheri
(
22/05/2008 19:09)
Za saika tsy nahinan-kanina maitsiny :-D :-D :-D neveriko ny pc-ko no nanondrana hay nisy fanamboarana ,tao @ karajia sisa no nanovokovoka hihihihi
14. cutie
(
22/05/2008 19:10)
efa nampoiziko alou le fanamboarana
efa hatramin'ny omaly meda be ny serasera :-D :-D :-D :-D
efa hatramin'ny omaly meda be ny serasera :-D :-D :-D :-D
15. cutie
(
22/05/2008 19:11)
11. Mpandefa : Belami [ Valio ] 22-05-2008 21:09:06
Lohateny : Re : Fanamboarana ny serasera
cutie : za de impolo kely nanokatra, loza koa fa rehefa tsy misokatra le izy vao maika mampite hanokatra be
zay ve ranga mandeha any @ yahoo alou mi -taper radiovazogasy vo misokatra le izy :-D :-D :-D :-D :-D
18. Belami
(
22/05/2008 19:14)
cutie : soa ihany ianao fa teo nampatsiahy le teny hoe "MEDA BE" fa efa ampolo taonany tsy naheno anizay :-D :-D