Fanamboarana ny serasera

61. Belami ( 22/05/2008 20:24)
cutie : de efa novalinao ve io soratra io ? =)) =)) =))
62. cutie ( 22/05/2008 20:24)
Mpandefa : Belami [ Valio ] 22-05-2008 22:22:25
Lohateny : Re : Fanamboarana ny serasera
cutie : aleo miitsy ianao matory ary e

bn
63. cutie ( 22/05/2008 20:25)
60. Mpandefa : Belami [ Valio ] 22-05-2008 22:24:17
Lohateny : Re : Fanamboarana ny serasera
cutie : de efa novalinao ve io soratra io ?

Why sholud I :-D :-D :-D :-D :-D :-D
64. Belami ( 22/05/2008 20:25)
cutie : soavamandry zany ko :-* :-* :-*
65. cutie ( 22/05/2008 20:28)
nanao detour za vo nety le izy
in ny sary azo jerena ao :-D
66. Belami ( 22/05/2008 20:29)
cutie : be folera be ao , manja a :-D :-D
67. cutie ( 22/05/2008 20:31)
za koa mba hampiditra sary ao fa jereo ao refaveo na radem :-D
68. Belami ( 22/05/2008 20:38)
jeretsika @ fomba mihaja miitsy :-D :-D
69. cutie ( 22/05/2008 20:40)
fa nefa tsy mahatanty tsikera a :-w
70. Belami ( 22/05/2008 20:44)
cutie : tsikeraitsika @ fomba milamina ka :-D :-D
71. cutie ( 23/05/2008 22:05)
mampatahotra zany tsikera milamina zany :-D
72. milaibe ( 24/05/2008 04:55)
pistoné tao ndray zany ela kiadi mahita lalam-poza > Belami sy Cutie andao hanontaniana i kiadi e, za koa manao détour be d leo be, d novaliko hoe « za koa mba hanamboatra o«
73. ravatorano ( 24/05/2008 09:39)
milaibe
74. milaibe ( 24/05/2008 16:52)
ravatorana>saika hanampy an-drahery fa toa mila miverimberina ny solonanarana ny teny miafina vao miova loha hevitra ko
75. Nickovy ( 24/05/2008 17:25)
cutie:

za saika hametraka dedicace :cry:

Za saika handefa bizon'oroka bdb
:* :* :* :* :* :*
76. cutie ( 25/05/2008 14:58)
Nickovy
miandry mail nge za io :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5558