fanaovana mayonnaise
1. nenipita
(
20/05/2008 14:08)
iza no manana ilay fitaovana fanaovana mayonnaise ilay notenenin'i chef Marius t@ MBS na koa natoron'i francis turbo t@ kidona maraina t@ RTA. Toa hoe tena vetivety kely de mitombo ilay izy. Mba lazalazao eto hoe izay manana nzkoa izay mahita hevitra tena mampitombo ny mayonnaise fa anay refa manamboatra dia tsy tena mety mitombo tsara .
Misaotra e
Misaotra e
répondu par mimi le 27/10/2008 05:59
2. mirarisoa
(
30/05/2008 16:22)
Mixeur plongeur izy iny. phillips na sanyo, na moulinex misy daolo raha ilay fôpla dia misy bol miaraka aminy. dia asiana menaka 250 ml , atody ao anaty bol dia ahodina 5 secondes dia vita mayonnaise
3. fahamarinana
(
30/05/2008 19:03)
:arrow: andraso aloha,tonga dia atao miaraka ao daholo ve ny ingrédients rehetra fa tsy arotsaka tsikelikely ny menaka? danz be zany machine hitanareo zany kah,mila ananako :-D
4. mirarisoa
(
31/05/2008 16:46)
ie tonga dia araraka ao anaty bol lavalava iny atody entier sy menaka ary moutarde dia grrrrrrrrrrr tour 1 dia vita mayo
5. fahamarinana
(
01/06/2008 09:06)
:arrow: tahaka ny tsara ananana kosa zany,za moa zatra manao tanana fa na ny manasa ilay robot aza mandany fotoana.Atao haingona étagere... (l)
6. pseudo38
(
14/06/2008 16:27)
Bezour,
Fanaovana mayonnaise ?
Ataovy mitovy température (T° ambiante ~ 20°C) daholo ny ingrédents rehetra (surtout pas dans le frigo).
Il n'y a pas besoin de "36 oeufs" en fait.
Tu prends 2 oeufs. (Avec 2 oeufs tu pourrais faire de la mayonnaise pour tout une colonie. lol.)
Tu sépares le blanc du jaune (au mieux). Là "le mieux est nécessaire".
Tu prends un oignon moyen que tu pèles.
Tu le mets au bout de ta fourchette.
Tu tournes le jaune toujours dans le même sens avec ta fourchette munie de l'oignon.
Petit à petit, le jaune s'émulsionner (pâteux, collant).
Tu rajoutes petit à petit de l'huile (n'importe laquelle).
Tu peux rajouter d'huile autant que tu veux suivant la qté de mayo que tu veux.
Après tu assaisonnes avec du sel bien sûr. Tu peux agrémenter de jus de citron, d'herbes de Provence, de jus de tamarin, etc...

7. pseudo38
(
16/07/2008 09:58)
Nisy appareil t@ izany fotoana izany (efa ho 30 taona lasa) hita teny an-tsena (marché fa tsy gde surface). Tsotra dia tena tsotra ilay izy ary tena pratique mihitsy. Ohatra ireny seringue ireny ilay izy. Misy séparateur blanc/jaune. Graduée ilay seringue. Dia atao ao anatin'ilay seringue : 1 jaune d'oeuf, 1 cuillérée à soupe de moutarde et tu pompes. En 2 tps/3mvts tu obtiens une très bonne mayonnaise faite maison. A l'époque j'habitais Bdx et on le trouvait à Saint-Michel. Je pense que le marché existe toujours. C'était le marché des "non nantis" on va dire. lol.
8. belakely
(
05/09/2008 22:37)
hitako ilay nataon'i Francis turbo t@ kidaona maraina iny fa tsy mahita an'le appareil mihitsy aho.
Ny anay rehefa any an-tanana tsy misy éléctricité dia izao no atao:
miaraka ahodina amin'ny tamenaka atody manta ny tamenaka atody masaka dia arotsaka tsikelikely toy ny mahazatra ny menaka.
Izany hoe:
- mahandro atody dia alaina ny tamenany iray ihany dia ampy
- afangaro amin'ny tamenaka atody manta hanaovana maionezy na firy na firy
- arotsaka anaty vilia jobo toy ny mahazatra
- asiana sira sy izay rehetra hanitra tianao
- ahodina amin'ny fourchette misy gros oignon na ovy
- araraka tsikelikely amin'izay ny menaka mandrapahazonao izay habetsahana tianao, tena mitombo tokoa io ary tsy atahorana hivadika mihitsy.
Mazotoa ry nenipita a!

9. mimi
(
27/10/2008 05:59)
Vao nanao mayonnaise ilay natoron'i Francis aho omaly ilay natao tamin'ny mixeur dia nalefako tao ny atody sy ny menaka sy ny moutarde dia natao tamin'ny mixeur fa lasa ranony be fotsiny mba lazao ahy izay mahalala ny nahatonga izany fa raha ilay hitako nataon'i Francis dia tonga dia nety efa in-2 aho no nanao dia ohatran'izay foana dia tairoko tanana ihany ny ahy .
Dia nendasiko ilay izy rehetra nangalako ilay menaka sorena be aho.
Dia nendasiko ilay izy rehetra nangalako ilay menaka sorena be aho.