Tiako ilay mpampianatro izay! Ianao koa ve mba nitia mpptra?

1. niryna ( 18/05/2008 20:49)
Tamin'ny kilasy de 8 eme angamba izy izay dia nisy mpampianatra iray izay tena tiako tokoa Mme Justine no anarany.Tsy te hifindra kilasy aho fa mbola te hijanona ao aminy ihany ka mody nanao tsy nahay.Ni-double aho a dia nanantena aho fa hajanon-dry zareo tao amin'ilay Mme Justine kanjo Mme Charlotte -be no azoko ,tsy tiako .ha,ha,ha
Maty aho herin-taona. :cry: :cry:

Izao aho vao sahy mikonfesy aminareo, tsy mbola notantaraiko tamin'ny olona ity na iray aza :D :D :-$ =)) =))

Ianareo koa ve mba nanana fitiavana mpampianatra toa izany ?
Na fahatsiarovana adaladala fahiny tany am-pianarana ?
misaotra mialoha
(l) niryna
répondu par milaibe le 25/05/2008 09:18
2. orona ( 18/05/2008 20:57)
izaho izao tia an'i niryna dia ahoana izany? (l)
3. tslem ( 18/05/2008 21:51)
Ngah koa mety atao an'izany hoe mody tsy mahay izany :roll: sady ngah koa moa tsy ny moyenne t@ 1er trimstre sy ny 2e ary ny troisieme no atambatra sy zaraina avy eo dia hahazoana nifindra na namerin-taona:roll:
4. simplex ( 18/05/2008 22:50)

homo nga i nyrina? :)
5. kiadi ( 18/05/2008 23:01)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. Koditra ( 18/05/2008 23:02)
Za tara be t@ lé prof de français anay t@ 6è zay, Mme Elinivo no anarany, za @io anisan'ny ankizy niangarany, tsy bedy na bebe resaka mitabataba aza, sady tsy voaadina lesona izany, faly be izy ra vao mba mananga-tànana za (ndray2). Za nefa t@ zany na sipa aza mbola tsy nananako sy tsy mbola nandramako fa lé saro-kenatra be ireny. Nony nifindra 5è za dia tsy nampianatra ana tsony izy h@ zao tsika miteny zao. Efa amapolotaona maheribe zany nefa na @zao aza ka mbola itako izy rapitso ohatra d mbola tiako foana. Fa tsy fantatro oe fitiavana manakory marina mo zao fitiavako azy izao, mety mbola mitovy @lay fitiavako azy taloha t@ nahazaza ahy ve sa ....? :lol: :lol: :lol: Tsy aiko.
7. cutie ( 19/05/2008 00:13)
mbola tsy nitia mpampianatra fa ny mpampianatra ndray no tia ahy e lol
8. niryna ( 19/05/2008 02:21)
orona:

izaho izao tia an'i niryna dia ahoana izany? (l)

inona moa no olana amin'izany ,mahafinaritra ny mitia olona toa izay mankahala olona

:-* :-*
9. niryna ( 19/05/2008 02:25)
tslem:

Ngah koa mety atao an'izany hoe mody tsy mahay izany :roll: sady ngah koa moa tsy ny moyenne t@ 1er trimstre sy ny 2e ary ny troisieme no atambatra sy zaraina avy eo dia hahazoana nifindra na namerin-taona:roll:

dia tsy fantatro sy tsy tadidiko aloha ry tslem fa na ilay tarehin'ilay ramatoa aza toa tsy tadidiko intsony ankehitriny toa miezaka ihany aho fa dia tsy tadidiko e
Dia nisy namana izay koa ,niaraka nanao basket izahay ,dia izaho no maka ttsy tany amin'ilay mpampianatra hakana ilay baolina,dia lasa nandeha nifindra ny rar aman-dreniny,tena namako be no noeritreretako azy kanefa taty aoriana ,tsy nisy herintaona akory itako teny an-dalana izy dia mody tsy nahafantatra ahy,ndry ontsa kely ny foko

=)) =)) manina ny olona tsy maninana ka nitady aretin'andoha nahafanina
10. niryna ( 19/05/2008 02:32)
simplex:


homo nga i nyrina? :)

aiza kosa e aza avadik'i simplex kosa ny resaka,
ny ankizy lahy indrindra aza no tena misy manampitiavana ny mpampianatra vehivavy koa,
indrindra moa vao nisy vaovao ratsy tamin'ity herinandro ity hoe mahazo manambady daholo hono ny olona any Californie(lahy,lahy sy ny vavy sy ny vavy ) .Navoaka tamin'ny vaovao dia iny ilay ramatoa niantso ny sipany vavy tany Italie"tiako hianao,afaka hanambady ahy ve hianao,tongava amin'izay aty "

:roll: :roll: =)) =)) mampalahelo fa dia efa voasoratra sy efa nisy olona mpaminany hono dimam-polontaona lasa izay fa io firenena io dia ho firenena haloto..... dia izao mitranga izao ilay tantara,firenena hieren'ny ...
11. niryna ( 19/05/2008 02:37)
Koditra:

Za tara be t@ lé prof de français anay t@ 6è zay, Mme Elinivo no anarany, za @io anisan'ny ankizy niangarany, tsy bedy na bebe resaka mitabataba aza, sady tsy voaadina lesona izany, faly be izy ra vao mba mananga-tànana za (ndray2). Za nefa t@ zany na sipa aza mbola tsy nananako sy tsy mbola nandramako fa lé saro-kenatra be ireny. Nony nifindra 5è za dia tsy nampianatra ana tsony izy h@ zao tsika miteny zao. Efa amapolotaona maheribe zany nefa na @zao aza ka mbola itako izy rapitso ohatra d mbola tiako foana. Fa tsy fantatro oe fitiavana manakory marina mo zao fitiavako azy izao, mety mbola mitovy @lay fitiavako azy taloha t@ nahazaza ahy ve sa ....? :lol: :lol: :lol: Tsy aiko.

ka izay ilay izy ,tiako fotsiny izy ,mety tsy mba nasiaka taminay angamba,fanirakirany foana koa aho,mitondra ilay kahie ireny fanaovana sonia manao presence ireny ny mpampianatra dia izaho foana no irahin'ilay ramatoa,tiako ,tsy aiko aloha izay dikan'ny fitiavana izany fa satriko foana aza aho irahiny,izay ny ahy ilay notiavako azy.
Ny mampianatra ny ankizy kely koa no tena ahitanao izany fitiavan'ny ankizy izany,ary tena mitantara ny fiainany iray manontolo hono ny ankizy,ny mamanay tsy manam-bola,ny dadanay sy mamanay miady foana.. fitiavana daholo koa izany tamin'ny ankizy fa tsy fantatra ilay famaritana ilay fitiavana

12. niryna ( 19/05/2008 02:43)
cutie:

mbola tsy nitia mpampianatra fa ny mpampianatra ndray no tia ahy e lol

:D :D
ity nisy tantara nitranga tany ambanivohitra
Nalefa nampianatra tany amin'ny EPP ireny hono ity ramatoa kely dia isaky ny alina hono izy misy mitoraka foana ny tranony,dia notantarainy tamin'ilay olona teo amin'ny tanana ilay tantara ary hoy ilay tanora lahy hoe avelao hoe ho jereko izany ,dia natory tao amin'ilay Melle hono ilay tovolahy ka lasa vadiny taty aoriana,toa tsy nisy nioraka intsony hono ny tranony,iza ary io olona nety nitoraka ny tranon'ilay Melle io? ilay tanora niambina azy ,hi,hi,
13. milaibe ( 19/05/2008 04:44)
le madama mpaianatra anglais t@ 4ème zay ny ahy no tena ary fantany tsara mintsy sady asehony @ fombafombany fa zà no tsy sahy fa mbola hitako dia mety ho lasa namako be fa nony tonga 2nd fa le madama mpampiatra sciences nat no tiabe aho no sady tiako ko hum
14. milaibe ( 19/05/2008 04:52)
le madama mpaianatra anglais t@ 4ème zay ny ahy no tena ary fantany tsara mintsy sady asehony @ fombafombany fa zà no tsy sahy fa mbola hitako dia mety ho lasa namako be fa nony tonga 2nd fa le madama mpampiatra sciences nat no tiabe aho no sady tiako ko hum
15. Aino ( 19/05/2008 11:07)
6. Mpandefa : cutie [ Valio ] 19-05-2008 02:13:20
Lohateny : Re : Tiako ilay mpampianatro izay! Ianao koa ve mba nitia mpptra?
mbola tsy nitia mpampianatra fa ny mpampianatra ndray no tia ahy e lol
cutie izaho koa, de za ao ampianarana mody fanina rehefa manao kilasy @ny izay.
16. ari.malala ( 19/05/2008 11:08)
ts nahatadidy hoe tia prof zany za hatram nianarako, fa tam terminal d le prof d malagasinay zay no nananiany ana fona, fa tao ampianarana nefa nisy sipa izay tara b tamlery d ngamba andrangitany anle sipa d lasa ts tiko vintan le prof hihihi! d tam nanao cours professoinnel kou d itako hafahafa b tamko le prof d'anglais d ts tiko vintana iany kou lol
17. cutie ( 19/05/2008 11:38)
cutie izaho koa, de za ao ampianarana mody fanina rehefa manao kilasy @ny izay.

hita koa
mahakamo be ny ohtran'reny e :-D
18. rajoelina ( 19/05/2008 11:41)
niryna:
Tiako ilay mpampianatro izay! Ianao koa ve mba nitia mpptra?
Ra aty amiko foana ve izy no manontany sy mijerijery fa mitabataba be loatra le bandy sady sarotra hampanginina ^:^, na de efa tsy aiko aza ilay lesona na lay fampiasana de mbola ody hanontaniana foana ihany izaho, koa ra hitako tanora noho izaho ve izy sady manjakely kanefa milavaniny be mety tonga de tarabe zah avy eo... de aona ary izy no tsy ho tiako? :roll: (ohatra fotsiny antsangako ny tanako de teneniko izy we: - Madama ah! ny devoarako halefako any E-mail sa ahoana? )

;-)
19. euh ( 19/05/2008 12:05)
niryna>

adaladala le fanahy iniana mi redouble
zao votsitra doubla :-D :-D :-D :-D

izay angamba ilay atao hoe amour de jeunesse, mety nahitanao affection betsaka ilay olona, mety nahatsiarovanao olona tianao be ohatra bebe na nenitoa, na mety noeritreretinao hoe mba tiako ho nenitoako ity olona ity. Resaka affectif tsotra io fa tsy misy idiran'ny fitiavana amour

20. euh ( 19/05/2008 12:18)
rajoelinina> raha tsy ianao no faran zay dondrona tsy mety ho tanora noho ianao ny mpampianatra.

raha mianatra lycée ianao dia farafahakeliny eo @ 24-25 taona ny mampianatra anao
raha tsy hoe maintimolaly folo taona tsy mifindra angaha :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.7763