Tiako ilay mpampianatro izay! Ianao koa ve mba nitia mpptra?
21. endrika01
(
20/05/2008 06:39)
Zah aloha we nitia mpampianatra na we nankahala mpampianatra tsy mba nisy zany.Noraisiko mitovy avokoa !Raha resaka taranja indray dia nisy ny fankahalako frantsay dia lay mpampianatra zah foana no voatondro,tonga de we n* 25 au tableau dia asiana mamorona phrase na manao kônzigézon an zao verbe retra zao. Ka ny mpampianatra frantsay rehetra,tamin\'ny kilasy zay nandalovako hatr@ T3--Terminale zah fônafôna no voahadina tao an-dakilasy. Zah tsy dia niraiki-po firy teo @reo mpampianatra fa izy ireo tia be anah daholo.Vao niditra T1 zah, nitovy ny anaran\'ilay madama sy ny anarako amin\'ny teny frantsay,de ozizy tamiko we mianara tsara fa refa lehibe ianao dia lasa mpampianatra hoatran ahy,de mandray ny toerako sy ny anarako hi hi hi de hoatr\'izay koa t@T2 zah no maka ny rezisitra ao @Tale,mizara le cahier mifono protège menamena be d be @mpianatra,efa misy frizy sy ny note de zaraina ho hasian\'ny ray aman-dreny sonia. Tao @T3 de toy zany koa zah no antsoin\'ny mpampianatrako,irahiny maka briquet ao @lay madama mpptra ny T4B,makany @birao,maka ny devoir any an-tranony refa marary izy de adika eny @ tableau.Angah tsy loza ry niryna fa mifanila ny salle de classe ny T3 sy ny T4,masiaka be le madama tao(tsy mifosa maty aho)kapohiny @sabot ny mpianatra tsy mahay dia @règle vy lava be le famaritany eo @solaitra be iny refa hanao physique. Tonga tao @madamanay izy,de mitondra sipety lay hoatran\'ny sipisa reny omeny be d be zah itondrany atin-kena sns,zah t@zany nivavaka mafy mba hoany @T4A raha vao mifindra kilasy!Loooozzzaaa iray loooozzzaaa roa looozzza telo,fa izy sy lay madamako tao @T3 mintsy no niray loha,lay masiaka moa niteny we tiako be ankia iny mpianatrin-dry iny,raha mifindra kilasy izy avelao mba ho ao amiko!Hi hi hi de nasaiko nafindrany papanay T4A zah de tsy nanaiky mintsy lay madama, de hoatr\'izay foana hatr@Terminale,zah efa haka Bac ny zandriko seconde tsy mahay sianisa firy izy,de ozizy lay madama, avy kely aty jereo,ny zokinao mpianatra nahay jereo ny note ny sy ny dessin ny,hangoniko ato daholo ny taratasim-panadinana ny mpianatra nahay sy hendry rehetra!Na efa lasa lavitra aza mbola resahin\'izy ireny foana. Ny prof philo-nay zah foana no arahany maso ny devoir ,de zah foana no antsoiny eny aloha!Hoento aty jerena ny valiny,mbola tsy vitako hatr@farany ny valiny dia lazainy fa marina de lazainy fa zah rery no mpianatra mahay @cours-ny,asa a,fitiavana ahy manokana sa tena mba marina! Niryna,tahak\'izay koa zah mbô nitia mpampianatra hi hi hi!:lol: :lol: :lol: :lol:
22. endrika01
(
20/05/2008 06:39)
Zah aloha we nitia mpampianatra na we nankahala mpampianatra tsy mba nisy zany.Noraisiko mitovy avokoa !Raha resaka taranja indray dia nisy ny fankahalako frantsay dia lay mpampianatra zah foana no voatondro,tonga de we n* 25 au tableau dia asiana mamorona phrase na manao kônzigézon an zao verbe retra zao.
Ka ny mpampianatra frantsay rehetra,tamin'ny kilasy zay nandalovako hatr@ T3--Terminale zah fônafôna no voahadina tao an-dakilasy.
Zah tsy dia niraiki-po firy teo @reo mpampianatra fa izy ireo tia be anah daholo.Vao niditra T1 zah, nitovy ny anaran'ilay madama sy ny anarako amin'ny teny frantsay,de ozizy tamiko we mianara tsara fa refa lehibe ianao dia lasa mpampianatra hoatran ahy,de mandray ny toerako sy ny anarako hi hi hi
de hoatr'izay koa t@T2 zah no maka ny rezisitra ao @Tale,mizara le cahier mifono protège menamena be d be @mpianatra,efa misy frizy sy ny note de zaraina ho hasian'ny ray aman-dreny sonia.
Tao @T3 de toy zany koa zah no antsoin'ny mpampianatrako,irahiny maka briquet ao @lay madama mpptra ny T4B,makany @birao,maka ny devoir any an-tranony refa marary izy de adika eny @ tableau.Angah tsy loza ry niryna fa mifanila ny salle de classe ny T3 sy ny T4,masiaka be le madama tao(tsy mifosa maty aho)kapohiny @sabot ny mpianatra tsy mahay dia @règle vy lava be le famaritany eo @solaitra be iny refa hanao physique.
Tonga tao @madamanay izy,de mitondra sipety lay hoatran'ny sipisa reny omeny be d be zah itondrany atin-kena sns,zah t@zany nivavaka mafy mba hoany @T4A raha vao mifindra kilasy!Loooozzzaaa iray loooozzzaaa roa looozzza telo,fa izy sy lay madamako tao @T3 mintsy no niray loha,lay masiaka moa niteny we tiako be ankia iny mpianatrin-dry iny,raha mifindra kilasy izy avelao mba ho ao amiko!Hi hi hi de nasaiko nafindrany papanay T4A zah de tsy nanaiky mintsy lay madama,
de hoatr'izay foana hatr@Terminale,zah efa haka Bac ny zandriko seconde tsy mahay sianisa firy izy,de ozizy lay madama, avy kely aty jereo,ny zokinao mpianatra nahay jereo ny note ny sy ny dessin ny,hangoniko ato daholo ny taratasim-panadinana ny mpianatra nahay sy hendry rehetra!Na efa lasa lavitra aza mbola resahin'izy ireny foana.
Ny prof philo-nay zah foana no arahany maso ny devoir ,de zah foana no antsoiny eny aloha!Hoento aty jerena ny valiny,mbola tsy vitako hatr@farany ny valiny dia lazainy fa marina de lazainy fa zah rery no mpianatra mahay @cours-ny,asa a,fitiavana ahy manokana sa tena mba marina!
Niryna,tahak'izay koa zah mbô nitia mpampianatra hi hi hi!:lol: :lol: :lol: :lol:
Ka ny mpampianatra frantsay rehetra,tamin'ny kilasy zay nandalovako hatr@ T3--Terminale zah fônafôna no voahadina tao an-dakilasy.
Zah tsy dia niraiki-po firy teo @reo mpampianatra fa izy ireo tia be anah daholo.Vao niditra T1 zah, nitovy ny anaran'ilay madama sy ny anarako amin'ny teny frantsay,de ozizy tamiko we mianara tsara fa refa lehibe ianao dia lasa mpampianatra hoatran ahy,de mandray ny toerako sy ny anarako hi hi hi
de hoatr'izay koa t@T2 zah no maka ny rezisitra ao @Tale,mizara le cahier mifono protège menamena be d be @mpianatra,efa misy frizy sy ny note de zaraina ho hasian'ny ray aman-dreny sonia.
Tao @T3 de toy zany koa zah no antsoin'ny mpampianatrako,irahiny maka briquet ao @lay madama mpptra ny T4B,makany @birao,maka ny devoir any an-tranony refa marary izy de adika eny @ tableau.Angah tsy loza ry niryna fa mifanila ny salle de classe ny T3 sy ny T4,masiaka be le madama tao(tsy mifosa maty aho)kapohiny @sabot ny mpianatra tsy mahay dia @règle vy lava be le famaritany eo @solaitra be iny refa hanao physique.
Tonga tao @madamanay izy,de mitondra sipety lay hoatran'ny sipisa reny omeny be d be zah itondrany atin-kena sns,zah t@zany nivavaka mafy mba hoany @T4A raha vao mifindra kilasy!Loooozzzaaa iray loooozzzaaa roa looozzza telo,fa izy sy lay madamako tao @T3 mintsy no niray loha,lay masiaka moa niteny we tiako be ankia iny mpianatrin-dry iny,raha mifindra kilasy izy avelao mba ho ao amiko!Hi hi hi de nasaiko nafindrany papanay T4A zah de tsy nanaiky mintsy lay madama,
de hoatr'izay foana hatr@Terminale,zah efa haka Bac ny zandriko seconde tsy mahay sianisa firy izy,de ozizy lay madama, avy kely aty jereo,ny zokinao mpianatra nahay jereo ny note ny sy ny dessin ny,hangoniko ato daholo ny taratasim-panadinana ny mpianatra nahay sy hendry rehetra!Na efa lasa lavitra aza mbola resahin'izy ireny foana.
Ny prof philo-nay zah foana no arahany maso ny devoir ,de zah foana no antsoiny eny aloha!Hoento aty jerena ny valiny,mbola tsy vitako hatr@farany ny valiny dia lazainy fa marina de lazainy fa zah rery no mpianatra mahay @cours-ny,asa a,fitiavana ahy manokana sa tena mba marina!
Niryna,tahak'izay koa zah mbô nitia mpampianatra hi hi hi!:lol: :lol: :lol: :lol:
23. niryna
(
20/05/2008 14:44)
milaibe:
le madama mpaianatra anglais t@ 4ème zay ny ahy no tena ary fantany tsara mintsy sady asehony @ fombafombany fa zà no tsy sahy fa mbola hitako dia mety ho lasa namako be fa nony tonga 2nd fa le madama mpampiatra sciences nat no tiabe aho no sady tiako ko hum
Izaho koa nisy mpampianatra tia ahy saingy mbola zaza be aho dia noentiko tany amin'ny mamanay ny ttsy nalefany ary dia tonga tany am-pianarana ny mamako sy ny zokiko lahy niady ny directrice ... dia tsy tadidiko izay nataony tamin'ilay mpampianatra fa kely koa sisa dia vakansy dia samy niandry ny fifindrana kilasy ny ankizy.Toa tadidiko noresahiko ny mpianatra rehetra tao am-pianarana ilay mpampianatra hi,hi, =)) =)) ,
herinandro tao aorian'izay dia toa voan'ny accident ilay mpampianatra dia tsy afaka nampianatra anay intsony,hafaliana moa ny ahy tamin'izany . ;-) ;-) voa leroa a ,voan'ny nataony hoy aho anakam-po,soa ihany aho fa tsy nanao izany toetra namaly faty izany intsony
24. niryna
(
20/05/2008 14:47)
Aino:
6. Mpandefa : cutie [ Valio ] 19-05-2008 02:13:20cutie izaho koa, de za ao ampianarana mody fanina rehefa manao kilasy @ny izay.
Lohateny : Re : Tiako ilay mpampianatro izay! Ianao koa ve mba nitia mpptra?
mbola tsy nitia mpampianatra fa ny mpampianatra ndray no tia ahy e lol
:D
HS kely ity fa mahatsiaro ilay mody fanina aho.NItabataba be izahay dia tsy hitan'ilay mpampianatra izay natao,mody natory izy dia nangina ny ankizy kanefa ny tanany no nosaromany ny masony dia manao mason'akoho izy dia tratrany daholo ny ankizilahy naditra hi,hi
25. niryna
(
20/05/2008 14:51)
ari.malala:
ts nahatadidy hoe tia prof zany za hatram nianarako, fa tam terminal d le prof d malagasinay zay no nananiany ana fona, fa tao ampianarana nefa nisy sipa izay tara b tamlery d ngamba andrangitany anle sipa d lasa ts tiko vintan le prof hihihi! d tam nanao cours professoinnel kou d itako hafahafa b tamko le prof d'anglais d ts tiko vintana iany kou lol
=)) =))
nisy havanay izay mpampianatra ary mbola tanora izy (nampianatra ny ankizy kilasy de 4 eme izy izay)nisy tanora lahy tara -be taminy ary tena tsy mahay na inona na inona hono fa mandinika azy fotsiny no ataony.Notantarainy ny mpianatra no nahatonga azy ho mpampianatra ary dia nisokatra ny mason'ilay tovolahy kely ka lasa tiany ilay cours ary niakatra ny fahaizany,ny fitiavan'ilay tovolahy angamba mbola tao ihany fa tsy afa nanoatra izy (l) (l) (l)
=)) =))
26. niryna
(
20/05/2008 14:54)
ari.malala:izaho koa aloha toy izany e,ny ahy ilay madame dia nahafinaritra ahy izy fa tsara fanahy taminay ankizy ary nahafinaritra ahy ny morale omeny isa-maraina.
ts nahatadidy hoe tia prof zany za hatram nianarako,
Ny mpianatra niaraka taminay no mba nahavariana ahy tamin'ny 4-3 eme ,toa mifandimba maka ny mpianatra ilay mpampianatra dia mifampitantana eny,variana fotsiny ny tena mijery azy.Asa aloha raha nisy nivady taty aoriana e
27. niryna
(
20/05/2008 14:57)
rajoelina:
niryna:Ra aty amiko foana ve izy no manontany sy mijerijery fa mitabataba be loatra le bandy sady sarotra hampanginina ^:^, na de efa tsy aiko aza ilay lesona na lay fampiasana de mbola ody hanontaniana foana ihany izaho, koa ra hitako tanora noho izaho ve izy sady manjakely kanefa milavaniny be mety tonga de tarabe zah avy eo... de aona ary izy no tsy ho tiako? :roll: (ohatra fotsiny antsangako ny tanako de teneniko izy we: - Madama ah! ny devoarako halefako any E-mail sa ahoana? )
Tiako ilay mpampianatro izay! Ianao koa ve mba nitia mpptra?
;-)
=)) tara ny bandy matoa mi-demande izany
28. Veloo
(
20/05/2008 15:02)
ny ahy ry reto tsy mba nisy tiko zany a , la plupart ny prof halako daholo fa manana partialite... :-D :-D
29. niryna
(
20/05/2008 15:03)
euh:
niryna>
adaladala le fanahy iniana mi redouble
zao votsitra doubla :-D :-D :-D :-D
izay angamba ilay atao hoe amour de jeunesse, mety nahitanao affection betsaka ilay olona, mety nahatsiarovanao olona tianao be ohatra bebe na nenitoa, na mety noeritreretinao hoe mba tiako ho nenitoako ity olona ity. Resaka affectif tsotra io fa tsy misy idiran'ny fitiavana amour
marina tanteraka izany,mety tiako mba ho nenitoaka angamba fa dia tsy fantatro fa mbola zazabe aho hoy aho,fa mety tsy nahay mihitsy koa angamba asa e,saingy toa tsy nampiova ahy hoe dondrona izany fa vao maika aza aho fanirakiraka sy nanangatanana foana tao aminy Mme Charolotte-be ary tonga dia afaka CEPE sy 6em a ,tratrako indray ireny ankizy tsy afaka fanadinana tany amin'ny fanjakana ireny hi,hi,
=))
30. niryna
(
20/05/2008 15:07)
euh:
rajoelinina> raha tsy ianao no faran zay dondrona tsy mety ho tanora noho ianao ny mpampianatra.
raha mianatra lycée ianao dia farafahakeliny eo @ 24-25 taona ny mampianatra anao
raha tsy hoe maintimolaly folo taona tsy mifindra angaha :°)
dia nisy tantara toa izao koa hono,tsy hita masoko fa notantarain'ny olona fotsiny a,samy mpianatra daholo ireo niaraka t@ mpampianatra dia ilay dondrona be no lasa vadin'ilay mpampianatra taty aoriana satria iny hono no tiany sy tsara indrindra (l) (l) :*
=))
31. niryna
(
20/05/2008 15:17)
endrika01:hitakou
Zah aloha we nitia mpampianatra na we nankahala mpampianatra tsy mba nisy zany.
Raha resaka taranja indray dia nisy ny fankahalako frantsay dia lay mpampianatra zah foana no voatondro,tonga de we n* 25 au tableau dia asiana mamorona phrase na manao kônzigézon an zao verbe retra zao. Ka ny mpampianatra frantsay rehetra,tamin'ny kilasy zay nandalovako hatr@ T3--Terminale zah fônafôna no voahadina tao an-dakilasy. Zah tsy dia niraiki-po firy teo @reo mpampianatra fa izy ireo tia be anah daholo.
hi,hi .
Ny ahy indray mampianatra mathematique no nanao sangisangy i tamiko fa tsy dia noraisiko ilay izy saingy nataoko fantany fa mahay mathematika be ny zokiko ka izay mipoitra rehetra dia asehoko ny zokiko ary dia nianatra mafy aho ka izaho no nahazo ny voalohany tao amin'ny kilasy dimy mitovy ahy tamin'ny fanadinana lehibe ,e,e,lasa nalaza tampoka teo ny anarako eraky ny fianarana iray manontolo
tantara izany ka tantara. misaotra aky a
Vao niditra T1 zah, nitovy ny anaran'ilay madama sy ny anarako amin'ny teny frantsay,de ozizy tamiko we mianara tsara fa refa lehibe ianao dia lasa mpampianatra hoatran ahy,de mandray ny toerako sy ny anarako hi hi hi de hoatr'izay koa t@T2 zah no maka ny rezisitra ao @Tale,mizara le cahier mifono protège menamena be d be @mpianatra,efa misy frizy sy ny note de zaraina ho hasian'ny ray aman-dreny sonia. Tao @T3 de toy zany koa zah no antsoin'ny mpampianatrako,irahiny maka briquet ao @lay madama mpptra ny T4B,makany @birao,maka ny devoir any an-tranony refa marary izy de adika eny @ tableau.Angah tsy loza ry niryna fa mifanila ny salle de classe ny T3 sy ny T4,masiaka be le madama tao(tsy mifosa maty aho)kapohiny @sabot ny mpianatra tsy mahay dia @règle vy lava be le famaritany eo @solaitra be iny refa hanao physique. Tonga tao @madamanay izy,de mitondra sipety lay hoatran'ny sipisa reny omeny be d be zah itondrany atin-kena sns,zah t@zany nivavaka mafy mba hoany @T4A raha vao mifindra kilasy!Loooozzzaaa iray loooozzzaaa roa looozzza telo,fa izy sy lay madamako tao @T3 mintsy no niray loha,lay masiaka moa niteny we tiako be ankia iny mpianatrin-dry iny,raha mifindra kilasy izy avelao mba ho ao amiko!Hi hi hi de nasaiko nafindrany papanay T4A zah de tsy nanaiky mintsy lay madama, de hoatr'izay foana hatr@Terminale,zah efa haka Bac ny zandriko seconde tsy mahay sianisa firy izy,de ozizy lay madama, avy kely aty jereo,ny zokinao mpianatra nahay jereo ny note ny sy ny dessin ny,hangoniko ato daholo ny taratasim-panadinana ny mpianatra nahay sy hendry rehetra!Na efa lasa lavitra aza mbola resahin'izy ireny foana. Ny prof philo-nay zah foana no arahany maso ny devoir ,de zah foana no antsoiny eny aloha!Hoento aty jerena ny valiny,mbola tsy vitako hatr@farany ny valiny dia lazainy fa marina de lazainy fa zah rery no mpianatra mahay @cours-ny,asa a,fitiavana ahy manokana sa tena mba marina! Niryna,tahak'izay koa zah mbô nitia mpampianatra hi hi hi!:lol: :lol: :lol: :lol:
32. niryna
(
20/05/2008 15:21)
Veloo:
ny ahy ry reto tsy mba nisy tiko zany a , la plupart ny prof halako daholo fa manana partialite... :-D :-D
ny ahy aky ny anglais no tsy tiako fa miverimberina foana ny fampianarany tamin'ny 6eme
number one is a duck
number two is a goose
......three is a snake
izany ve dia ahaizana teny anglais
Hay na vao mianatra miteny aza ny ankizy ka amakiana boky dia efa hainy ireo tss
=)) =)) aleo aho andeha amin'izay fa tapatsinay amin'ny tsy misy dikany eto
36. niryna
(
24/05/2008 04:21)
Veloo:
=)) =)) =))
niryna a nahazo licence sa maitrise ny prof njy zany hihihihihi
mety afaka Bacc izy aloha e
:D
37. milaibe
(
25/05/2008 09:18)
niryna>raha sendra hitanao mme charlotte d mampamangy hono antsoiny e, ary mba misy ny sarinao ve ato e ? sao ary d enao ilay nampianatra ahy sciences nat
