TENA VERY NY VEHIVAVY RAHA ILAOZAM-BADY!

1. endrika01 ( 18/05/2008 14:05)

Manaiky izany filaza izany ve isika vehivavy.
Zay mantsy izao no resaka nataon'ny namana
tafara-dalana tamiko we,Tena very nareo vehivavy ry anona
raha ilaozam-bady a,
Andray kosa!

Zah tsy dakaoro ntsss
répondu par mangamaso le 15/11/2008 20:54
2. kiadi ( 18/05/2008 14:52)
zah aloha very raha ilazanao eh! :wink: :wink: :wink:
3. valie ( 18/05/2008 14:56)
hihihi n'importe quoi! ze ol 1 ve no lasa d ahavery e! ahahaha
4. ni81 ( 18/05/2008 14:58)
Ilaozany mankaiza moa io? Maty ve sa nisaraka?
Arakarany mantsy ny zavatra mety hiseho @ zay!
5. rajoelina ( 18/05/2008 15:25)
valie: bandy be dia be ^:^

:-p
6. evasoa ( 18/05/2008 15:29)
arakaraky ny kolotsainan'ny firenena ipetrahana io

possibsle izany any amintsika, na any amin'ny firenena zatra manetry vehivav ireny satria voagetsan'ny toetsaina zatra fa ny lahy lohan'ny vavy, ny vehivavy mananontena mety hahita vady ihany, na tsy tiany aza fa matahotra ny fiarahamonina izy (mariage de raison) satria ny fiarahamonina malagasy dia tia manmbany ny lavo, toy ny vehivavy tokantena na mananontena

toy izany koa ny firenena macho any @ silamo indrindraindrindra

ny firenena mandroso indray dia tsy manisy olana amin'izany, indraindray aza ny vehivavy no manolo vady tsy miandry ilaozana, rehefa itany fa tsy mahavoa raha ilay rangahy, satria fantatra mazava fa manana ny mahaizy azy tsy miandry lohandahy ny vehivavy

tsy very maina anefa ny vehivavy amin'ireny firenena ireny satria manohana ny fiarahamonina noho ny toetsaina mandroso, tsy mandatsa na misalovana ny any antokatranonolona, matetika koa miasa izy ireny ka tsy voafehy toy ny vehivavy tsymanankarama dia mihafy fotsiny ilay vady na tsy misy ilana azy intsony aza ilay rahangahy

any amintsika raha toa ka vehivavy tokantena indrindra fa miteraka dia mandeha hoazy ny tsikeran'ny fiaraha-monina. Mbola fahakelezantsaina no mitondra an'izany, sady tsy manankatao loatra ny olona dia fandanianandro koa ny fifosafosana sy ny fifanaratsiana etsy sy eroa, zara aza mahita resaka atao

;-)
7. milaibe ( 18/05/2008 16:07)
tsy nataonao koa izy hoe nareo ko very raha ilaozan`ny vehivavy, efa samy hifanao ihany ,betsaka ny tary mbola favy e
8. Aino ( 18/05/2008 16:31)
aleo izay anaiky ho very ho very any izany raha izany ko!!

tsy mba nilalana no zorina de atao izy hirosoana ko ande anary tena aninona indray. :-w
9. tess ( 18/05/2008 17:08)
raha vehivavy mi dépendre anlay vadiny de tena very mitsy alou e! fa raha vevavy indépendante ny vadiny de tsary misy olana ka!
vaut mieux etre seule ke mal akompagnée ozy ny fiteny, lasa ny mamba misosoka ny voay kou in ndray! :°)
10. naughtyboy ( 18/05/2008 17:52)
tess =D> masaka b zany kozinao zany ,anisany kalite mbo reviko @ vhv manko ny mahaleo tena mahay manakatra ny zvkendreny.
11. endrika01 ( 18/05/2008 20:39)
evasoa:
arakaraky ny kolotsainan\'ny firenena ipetrahana io possibsle izany any amintsika, na any amin\'ny firenena zatra manetry vehivav ireny satria voagetsan\'ny toetsaina zatra fa ny lahy lohan\'ny vavy, ny vehivavy mananontena mety hahita vady ihany, na tsy tiany aza fa matahotra ny fiarahamonina izy (mariage de raison) satria ny fiarahamonina malagasy dia tia manmbany ny lavo, toy ny vehivavy tokantena na mananontena toy izany koa ny firenena macho any @ silamo indrindraindrindra ny firenena mandroso indray dia tsy manisy olana amin\'izany, indraindray aza ny vehivavy no manolo vady tsy miandry ilaozana, rehefa itany fa tsy mahavoa raha ilay rangahy, satria fantatra mazava fa manana ny mahaizy azy tsy miandry lohandahy ny vehivavy tsy very maina anefa ny vehivavy amin\'ireny firenena ireny satria manohana ny fiarahamonina noho ny toetsaina mandroso, tsy mandatsa na misalovana ny any antokatranonolona, matetika koa miasa izy ireny ka tsy voafehy toy ny vehivavy tsymanankarama dia mihafy fotsiny ilay vady na tsy misy ilana azy intsony aza ilay rahangahy any amintsika raha toa ka vehivavy tokantena indrindra fa miteraka dia mandeha hoazy ny tsikeran\'ny fiaraha-monina. Mbola fahakelezantsaina no mitondra an\'izany, sady tsy manankatao loatra ny olona dia fandanianandro koa ny fifosafosana sy ny fifanaratsiana etsy sy eroa, zara aza mahita resaka atao ;-)
Marina mintsy io,ireo vehivavy mananontena,tokan-tena mamelona ny zanany irery ireny na maro isa na vitsy,tsy very mintsy mintsy! >>ni81:lay vady mbola velona miriaria kah. >>rajoelina:ny bandy be de be,afaka mahita hafa ndray ra vevavy!Zany mintsy. milaibe:Mmmh,hay ianao tsara fanahy kou. Kiadi:hi hi hi tena marina ve? Tess,Aino,naughtboy>>raha mba ilaozambam-behivavy, tokoa ry zareo a! :D:D:D
12. endrika01 ( 18/05/2008 20:39)

13. malalatinasoa ( 19/05/2008 03:26)
Nimpenimpenina malahelo aloha dia misy fa ny TENA VERY aloha aleo tsorina sarotra be.
14. tess ( 19/05/2008 05:45)
naughtyboy:

tess =D> masaka b zany kozinao zany ,anisany kalite mbo reviko @ vhv manko ny mahaleo tena mahay manakatra ny zvkendreny.

:wink: naughty!
ka izay no tsara hiasan'ny vehivavy, vao misy fopla otrzay de tsy mihahaka fa mba au moins misy foana ny ho raisina.....
betsaka ny lehilahy vao mahita akanga tsara soratra any ivelany dia tsy menatra ny miteny hoe handao anao zà!
15. endrika01 ( 19/05/2008 09:55)
Tess>tena misy mintsy manao an\'zany!Tsy mba mitsinjo ny hoavy ny zanany ohatra efa 3taona de ilaozany lay vady dia manokotoko avy eo avy eo no ataony!Lay bandy itako nanao hoatran\'io voalazako io aloha sady taviny no volony hoy lay fiteny izay.Lay sipakely aloha tsy very e,fa tena nijaly!Tsy ady nifanaovana tsis n\'inon\'inona dia iny fa lasa dia namboly coco ndray :-D:-D:-D
16. dylane ( 19/05/2008 10:30)
ra za manokana lo tsy mamaki la tete amzany fa na izy aza very ra vao tsy misy anatsika fa ampafantaro anazy tsara zany fa lela be da be otran anana reo sa tsy zany!
17. ari.malala ( 19/05/2008 11:37)
efa betsaka zao ny vevavy mande rery fa tsisy vevavy ilaozam-bady d very zany! na ts miasa aza le vevavy fa refa tiany ny hioitra sy hiarina d tafavoaka foana na firy taona na firy taona! Amiko ny atao hoe fahaverezana d ny fanekena ambokony hoe izay ny lahatra d eo mangorera miandry ariarizato ampandriana eo!
18. xxx ( 24/05/2008 23:04)
koa raha tsy inona ka ho very raha ilaozan'ny bandy !! vao mainka milamina angamba fa tsy misy manabe trano intsony ! ny vehivavy dia olona manana fikirizana, ambony moral foana, misy aza ny te hiteraka tsy manambady mihitsy ankehitriny satria safidy io, tsy tia miara-miaina amin'ny lehilahy !!! ny ahy aleoko tsy misy toy izay manirikiry ahy, manitsaka sy be baikobaiko fotsiny !!!raha vehivavy mahavita tena koa tsy veryzany ! ilay bandy no very ilaozany eo....ARY Matetika ny vehivavy mahavita tena tsiriritin'ny maro, ka asa iza no ho very eo....
19. endrika01 ( 25/05/2008 12:25)
Miombon-kevitra tanteraka amin'ny namana vehivavy rehetra ahy eto.

Misy tantara iray ity ary manam-porofo fa isika tsy very zany mintsy
mintsy!

Taloha zay mbola nanofa trano de lay mifanila amina-
panofa hafa,refa miady ry zareo dia tsy misy miafina
fa dia heno avokoa ny resaka.tokony ho 10 taona teo
zah tamin'izany!

Masiaka be le rangahy nifanila taminay,sady lehilahy be vava tsisy hoatr'izany,nanambady lay zanany vavy,teo amin'ny 6 volana teo ny kibony
no nilaozan le bandy.
Io zazalahy io anefa dia nanambady zanaka laibany teo @ tanana ihany;
dia nanao mariazy ndray nefa ary ambadika efa misy tovovavy mitondra kibo be
.

Lay rain le sipa nivazavaza be azy dia izahay lay mpitangorona mitsikilo
eo am-baravaran'olona :-$ :-$ :-$
hozizy lay rainy,lasa tena mandeha any miaraka amin'ny kitran-tena(loooza zany)
efa norarako tsy hanambady an'ireny ankolahim-bohitra ireny,
fa lasa ihany ,zao ny vokany......

lay sipa nitomany sady niteny tamin'ny rainy we ny anareo efa voa lay olona
mbnola latsaina ihany,sady ianao koa angé ka nanatrika ny mariaziny tao am-piangonana,nainona no tsy nosakanana raha tena ray marina ianao;voafelaka be ny tehamaina lay sipa teo(....)

Mbola nifanoratra ny mamany sy ny mamako hatramin'izao,
toa we any Sainte-Marie no mipetraka ry zareo,lasa mpanan-karena be,
lay sipa toa we lahy ny zanany ,tsy nanam-bady tsony izy,fa dia zay tokana zay ihany,efa manan-janaka roa izao io zanany lahy io.

Asa na coincidence na fitsaran'ny lanitra,fa le vadiny taloha nitsoaka azy, @zao fotoana zao mpanao zaridainan-dry zareo,

Kodiaran-tsarety ny fiainana rey olona ka ny ambony mbola ho ambany!
Miriorio foana marina ny angidina ka any an-kady no hiafarany!

Asakasak'izay lehilahy hanary vady aman-janaka,na olon-tina ,fa ny vehivavy
tsy maintsy tafarina foana,afa-tsy ireo tena tia be ka, naratra mafy anaty lasa namono tena,mety izy ireny latsalatsain'ny fiaraha-monina fa tsy hamonomono tena fahatany zany!hi hi
:-D :-D :-D :-D :-P
20. mangidy ( 26/05/2008 10:55)
Mety ho sahirana ihany izy @ voalohany srtt raha misy capital :-D :-D ankizy no tiko lazaina eto a! mais ny we very ountsss raha1 no lasa folo no manontany :wink: :wink: nefa inareo Lehilahy ef hoe "Tsy tsara Ra lehilahy raha ho irery ...." sady raha very tsy hisy itsipona akory :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0948