TENA VERY NY VEHIVAVY RAHA ILAOZAM-BADY!
22. Ratoa
(
11/06/2008 14:40)
na fopla na fahafatesana, tsy misy mahavery. Fa angaha efa maty fanahy sy tsy manana ho andrandraina mihitsy no ho very? Ny vehivavy gasy hendry sy mandefitra fa tsy folaka. Au contraire, ny fianakaviana gasy dia azo atao hoematriarcal. Ary ny vehivavy gasy manantsaina sy marani tsaina
23. arialy
(
14/06/2008 15:15)
:-D za alony very raha ilaozan'ilay vadiko e!! satria izy tiko , de zay !! sa mahadiso izany???
24. endrika01
(
06/07/2008 14:07)
arialy:
:-D za alony very raha ilaozan'ilay vadiko e!! satria izy tiko , de zay !! sa mahadiso izany???
Marina ankia zany a,zany ihany koa no mbola tsy
hanambadia....,matahotra hilaozam-bady,satry hafa ihany anie
lay voady natao teo ambony Alitara e,tena tia tokoa,de tena ho mandrakizay,fa ny lhl no lasa mandrivotra dôly vao misy sipa
miserana!
ozizy bebe-nay zay tamin'ny mbola fahavelony,raha nanotaniako hoe
Inona kay no mahatonga ny lehilahy hampirafy ?
de ozizy hoe:"NY LAVAKA TSY HITANY NO MAHAMANINA'
de tsy sahy nanontany tsony zah,fa io aza tsy azoko akory zay
dikany sy tiany ho lazaina de zay foana no ataoko ao an-
tsaina hoe ny lavaka tsy hitany no mahamanina ,de averimberiko foana
de farany ..... :-D :-D :-D
25. Lejoba
(
09/07/2008 15:08)
ny fijeriko azy dia ny tsy ampy fitiavana no tena blem. ka na tsy manambady io (manirikiry be ireny vieille fille ireny), na nilaozana, na ny ampirafesina dia samy tsy milay daôly.
tano hono ny azo fa sarotra ny mila fa asakasak'izay te ho antitra irery eo (iza no hibata ny entana mavesatra)
Fa ny tena marina koa ilay kôfa no tena vita be raha ilaozan'olontiana. Ny vehivavy aza mbola matanja-tsaina.
Raha sanatria tratra ianao dia mitotoa koba hataovy : "tsy hataoko fantatrao ny ratram-poko ao". Misao-bady tanora koa anie manome zara ho an'ny hafa eh.
Raha vao libre ny toerana dia efa be ny mijerijery (na mbola occupé aza).
Mahaiza mifidy nefa fa ny an'ny sasany tsy vady no tadiaviny fa v-dy.
sa tsy izany? :*

26. endrika01
(
10/07/2008 21:37)
Lejoba>Angah hono vieille fille ny joba refa mipetraka irery?Reny ary vao maika miha tanora lalandava:-D:-D:-D.
27. Fleurie
(
24/07/2008 07:53)
Lejoba> marin zanyé! Ny anà aloha ra mbola azoko fikirina dé fikiriko foana :wink: sady efa responsable ny tena satria ny hambo-po ve no atao tsy hampisy Papa le zazakely :?
Mafy be ndraindray lé hanaiky anizay saingy refa revena milay io dé azo atao milay foana ry reto a! :P
Mafy be ndraindray lé hanaiky anizay saingy refa revena milay io dé azo atao milay foana ry reto a! :P
28. endrika01
(
27/07/2008 16:07)
Fleurie:
Lejoba> marin zanyé! Ny anà aloha ra mbola azoko fikirina dé fikiriko foana :wink: sady efa responsable ny tena satria ny hambo-po ve no atao tsy hampisy Papa le zazakely :?
Mafy be ndraindray lé hanaiky anizay saingy refa revena milay io dé azo atao milay foana ry reto a! :P
=)) =)) =)) =)) =)) =))
29. volatsara
(
07/08/2008 12:33)
raha resaka fanambadiana no resahina, de tsy niteniteny foana ny ntaolo nanao hoe [rava-tokatrano rava harena] (l) ka tsy ny lahy na ny vavy ihany io fa samy very any iny eee refa mifandao! le harena lasibatra voalohany dia ny ankizy, ary hita taratra fona io na lehibe aza izy, ka raha sendra bandy maditra ny sipa kely de meme refrain, toy izay kou ny bandy kely raha sendra sipa miodina,
laviko tanteraka hoe very ny vehivavy raha ilaozam-bady fa mba jereo koa nge reny mivarilavo eny am bar ireny ny lehilahy ilaozam-bady! moa va tsy very???????????????????????????
laviko tanteraka hoe very ny vehivavy raha ilaozam-bady fa mba jereo koa nge reny mivarilavo eny am bar ireny ny lehilahy ilaozam-bady! moa va tsy very???????????????????????????
30. tsiambaratelo
(
10/08/2008 09:09)
hita fa marina zany ny kofa mora very,sady tsy mahavelon-janaka,1taona ihany no fetran'ny ditra dia zay,avy eo kakeriny nenina we,aiza ny zanako?hi hi hi :-D :-D :-D
31. arialy
(
09/10/2008 09:06)
k'ita koo!! aleo alo alamm refa mbola azo alamm raha misy olana fa tsy tonga de
miala maina zany !!! na dia oe tsy misy very ra mbola samy tanora fa samy mande samy mitady!!
:-D :-D :-D
miala maina zany !!! na dia oe tsy misy very ra mbola samy tanora fa samy mande samy mitady!!
:-D :-D :-D
32. ninimalala
(
27/10/2008 12:31)
'Lay vehivavy very angamba aloha diso fijery lay lehilahy fa tsy marina zay, izy nanary fona no reraka fa reny olona ireny matetika de ambinina. Matanja-tsaina manko ny vehivavy fa tsy fanaka malemy araka ny filazan-jareo azy. Tsy voatery hanolo lay lehilahy ko anefa izy vao ho tafita fa de tafita soamatsara na ny tenany na fara faharatsiny ny zanany satria iny no tena hiadiny mafy @ ity fiainana ity.
33. mangamaso
(
15/11/2008 20:54)
Manakory aby,
Mitovy fisainana amin'i ninimalala momban'ity resaka ity aho ka tsy anampy. :wink:
Mitovy fisainana amin'i ninimalala momban'ity resaka ity aho ka tsy anampy. :wink: