Fitsenana manetriketrika any Bozy
1. Belami
(
16/05/2008 22:03)
Araka ny fanaterana manetriketrika any Bozy eny Ivato, dia hisy koa ny fitsenana azy tsy ambakanizany.
Koa hisy ny fizarany voandalana ho any mpisera eny ampahatongavana : Bonbon Joc, pecto, contre toux, ...
Hisy ihany koa ny fizarana teny mahafinaritra sy bizou bizou minou minou maro karazana
Tongava maro fa ny fahafinaretana ho azo!!!

répondu par Belami le 12/06/2008 21:17
9. Belami
(
16/05/2008 23:25)
saika hadino :
ze manana tapi mena de mba eto fa tsy maninona na atambatambatra aza handehanany Bozy eo ampidinana ny fiaramanidina :!: :!:

11. Papoose
(
17/05/2008 04:14)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
tokony mba tantaraina kely aloha zany fanaterana manetriketrika teny ivato izany ho anay zay tsy nahita!!

17. rakaroka
(
25/05/2008 07:32)
8O 8O 8O :roll: Mbô lazao rangahy ny "vol" sy ny terminus ahatongavany,
dia oviana ny décollage fa mbô hitsena koa 'zahay. Mino aho fa mbola tsy tara
an! Indrindra amin'ireo voandalana: "bonbon Anglais limonade" aloha no tena reviko. :-P :wink:

19. xxx
(
03/06/2008 21:56)
mandrapahafantatra ny vol sy ny daty dia afaka manao commande izay tsakotsako tiany eto ny tsirairay fa ho afapo :-w :miam: :miam: :miam: