Mizara telo hono ny toetran'ny olona:kamo ,mazoto ,ary ny...
1. niryna
(
16/05/2008 00:37)
Misy karazany telo hono ny toetran'ny olona dia ireo olona kamo izany,ny mazoto ary ny eo anelanelany ...
Ny kamo na ny haninny hohaniny aza dia miandry olona ampiditra azy any ambavany izy;tsy mamokatra,zara raha manao raharaha,miandry ho tolorana foana,meda be ary ny hery izay nomeny azy dia tsy am-piasainy,miandry ny ampitso lava ihany koa .
Ireny olona ohatra hoe miantsena dia tsy mamerina amin'ny fitoarany fa avelany eo fotsiny ,na miandry ny hafa foana sy miandry tenenina vao manao
Ny eo am-povoany na ny mediocre dia sady kamo no tsy mamokatra no tsy miraharaha ,tsy mivaky loha izany kanefa tsy miezaka ihany koa ny hanao ezaka ahatsara hatrany
Ny farany dia ireo olona mazoto:manao zavatra amin'ny fony tokoa,tsy miandry ho tenenina fa tonga dia manao asa tsara ary mihoatra ny am-panaovina azy izy ,tsy mba manararaotra any ka vetivety dia tonga ny ora fodiana.
Rehefa tonga amin'ilay hakamoana iny tokoa toa ela be vao tapitra ny oraary sasatry ny manoaka izany aza oops
ahoana ny hevitrao ?

répondu par niryna le 18/05/2008 20:01
2. ainaheri
(
16/05/2008 04:01)
Za alou misy fotoana andalovan'ny hakamoana,fa tsy mamela zvtr eo kosa zany!! Tsy maintsy za iany no angorona an'iny!!
3. niryna
(
16/05/2008 04:45)
ainaheri:
Za alou misy fotoana andalovan'ny hakamoana,fa tsy mamela zvtr eo kosa zany!! Tsy maintsy za iany no angorona an'iny!!
:D
ny kamo hono dia miandry ny hafa hanasa ny viliany ,miandry ny hafa hanolo ny papier hygienique notaperiny ,avelany feno kadradraka eo ny vilia fa rahampitso vao vitainy,tonga indray ny maraina dia mihazakazaka fa maika hiasa,dia miverina indray dia reraka ny asa dia mitsotsortra kely mijery TV eo dia renoky ny torimaso dia raha afakampitso indray vao manasa vilia .
Dia miandry ny ampitso ampitso lava eo :cry: :cry: :lol:
4. ktsif
(
16/05/2008 06:16)
Mety mizara telo koa ny olona kamo:
ao ireo kamo be tenda izany hoe te hiasa kely nefa te hahazo betsaka. Io dia nofinofin'ny olon-drehetra.
Ao koa ireo kamo be saina izany hoe mitady ny fika rehetra hampihena ny asa tokony hataony
Ary ao koa ny kamo be vola. Ireny ilay na ny hanasa ny silipony aza dia hanakaramana olona

5. endrika01
(
16/05/2008 07:08)
ktsif:

marina zany,amiko ilay fanirahana ny hafa hanasa ny silipo tena fanambanina ,fa tsy hoe hakamoana,raha hananany ny vola maninona raha mividy isaky ny misolo silipo.Raha tsy we marary angaha lay olona ,iny mba tsifidiny azy!=D=D=D
6. xxx
(
16/05/2008 07:14)
Za zao manana zao-dahy:twisted: mipetraka ao amiko mifanandrify tsara @ ilay hoe kamo be tenda
lasa izaho indray no kamo mody :(
lasa izaho indray no kamo mody :(
11. ktsif
(
16/05/2008 13:42)
Ny farany dia ireo olona mazoto:manao zavatra amin'ny fony tokoa,tsy miandry ho tenenina fa tonga dia manao asa tsara ary mihoatra ny am-panaovina azy izy ,tsy mba manararaotra any ka vetivety dia tonga ny ora fodiana.
za zao raha omena sipa dia mandray izay amin'ny foko tokoa. Tsy miandry tenenina fa tonga dia manao tsara ary mihoatra ny tokony ampanaovina aza satria mety hasiako zanany
12. niryna
(
18/05/2008 19:23)
ainaheri:
Za alou misy fotoana andalovan'ny hakamoana,fa tsy mamela zvtr eo kosa zany!! Tsy maintsy za iany no angorona an'iny!!
raha any amintsika dia feno lalitra sady tsy mbola nahita an'izany aho.Na feno vitsika eo tokoa
io aloha androany dia mitombo indray rahampitso
13. niryna
(
18/05/2008 19:40)
ktsif:lava lamosina koa ve izy ?
Mety mizara telo koa ny olona kamo:
ao ireo kamo be tenda izany hoe te hiasa kely nefa te hahazo betsaka. Io dia nofinofin'ny olon-drehetra.
toa misy rar hono mampianatra ny zanany hoe mba fetsifetsy k'ty
Ao koa ireo kamo be saina izany hoe mitady ny fika rehetra hampihena ny asa tokony hataony
misy toerana fanasana lamba dia lanjaina ny lamba ka ilay toerana ao ihany no manankarama olona manasa ny lamba izay zarainy ny maity sy fotsy ary dia alefan'ny olona ao daholo izay lamba maloto,tafiditra amin'izany ny silipo satria roa herinandro izy vao mandefa ny lambany ho sasana,ary dia manao gants ilay ramatoa mandray ny lamba ho sasana rehefa hapiditra azy ao anaty machine.
Ary ao koa ny kamo be vola. Ireny ilay na ny hanasa ny silipony aza dia hanakaramana olona
Tsara tokoa aloha ny tena ihany no manasa ny silipon'ny tena e,fa toa tsy mieritreritra an'izany ilay olona hoe maloto ity ka na ny ba kiraro koa aza anie maloto e,ny machine no manasa azy fa tsy ny tanana dia vola fotsiny no omena ilay tompon'ny fanasana lamba.Madio ilay izy dia avalony
:D sa mbola manasa ny maloto ihany ve ilay olona ? mamalona ilay silipy lasa nadio izy avy aloha e ary efa misy harona vita amin'ny lamba izay efa voavalona daholo izany ny lamba dia mandoa vola fotsiny maka ilay lamba madio .
Karama daholo izany ho an'ny olona tsy manana asa ary mino aho fa tsy mieritreritra izy hoe asa ratsy rehefa mahavelona azy ilay izy ,asa aloha e ,ny any amintsika no tena mampalahelo ,mikarama manasa lamban'olona ary ny tanana no mongo sy mandray an'iny .
14. niryna
(
18/05/2008 19:45)
xxx:
Za zao manana zao-dahy:twisted: mipetraka ao amiko mifanandrify tsara @ ilay hoe kamo be tenda
lasa izaho indray no kamo mody :(
dia ataovy hoe o lety e,mifohaza ialahy fa aza kamo be tenda eo fotsiny
,mazana aloha ny miteny ny havana e,ahitan-doza daholo izay atao.
Izany ve no tsy hodiako, teneno rehefa misy tsy mety fa tsara ny miteny raha tsy ohatra ka manao kivazivazy fotsiny angaha i xxx ka manao izay mampihomehy anay eto
:D
na ity koa misy hevitra kely ,atao hoe oddryy inona ireto resahan'ny namana? dia omena azy ny resaka hakamona resahana ato io, sa tsy manampy ?
15. niryna
(
18/05/2008 19:53)
tsiambaratelo:
Zah aloha sady kamo no mazoto,no izy rehetra e.:-D:-D:-D
=)) =))
tsiambaratelo a,rehefa kamo hono dia elabe mihitsy vao tonga ilay ora firavana indrindra rehefa mijery azy iny foana ny tena fa toa tsy miisaka mihitsy.Rehefa manao zavatra tsara sy mazoto (tsy misy ny tongalafatra a) dia toa vetivety foana dia tonga ilay ora ary tena hitako izany matetika. Raha sendra kamo aho dia te -hatory,rehefa avy miasa indray aho dia misaotra an'Atra fa nomeny hery nahavitako ny asako androany.
Ity misy tantara mampihomehy ahy : indray andro aho nanao decoration teo amin'ny toerana manodidina ny fiasako,izay fiarahabana ny taom-baovao no nataoko karazany maro amin'ny teny vahiny dia nampiangoko dia mba tian'ny mpampiasa ahy koa iny dia nasaina nanao decoration ny azy koa aho,variana sy faly aho ka adinoko hatramin'ny fotoana fialako sasatra =)) =))
16. niryna
(
18/05/2008 19:55)
ktsif:
Ny farany dia ireo olona mazoto:manao zavatra amin'ny fony tokoa,tsy miandry ho tenenina fa tonga dia manao asa tsara ary mihoatra ny am-panaovina azy izy ,tsy mba manararaotra any ka vetivety dia tonga ny ora fodiana.
za zao raha omena sipa dia mandray izay amin'ny foko tokoa. Tsy miandry tenenina fa tonga dia manao tsara ary mihoatra ny tokony ampanaovina aza satria mety hasiako zanany
:D HS ktsif izany
17. niryna
(
18/05/2008 20:01)
Dia misy koa mikobakobana fotsiny ,manasa tarehy fotsiny ,helika kely fotsiny sy izay heverina fa mila diovina dia izay hi,hi,
kamo lery ny andeha handro fa vitan'ny mikobakobana fotsiny dia izay