INONA NO MAHATONGA NY TAHOTRA
1. endrika01
(
15/05/2008 11:02)
Lasa dia lasa wa ny eritreritra manontany we fa inona ary ny mahatonga ny olona iray hatahotra,na sari-tahotra.
répondu par endrika01 le 09/06/2008 15:40
4. RATOVOARY
(
15/05/2008 11:49)
Sarotra ny mamaly azy ary tena mampatahotra ny mamosaka hvt am'zany.
Ary ianao: Inona no tena tsapanao mampientana ny tahotra anatinao ao?
Ary ianao: Inona no tena tsapanao mampientana ny tahotra anatinao ao?
5. endrika01
(
15/05/2008 12:35)
RATOVOARY:
Sarotra ny mamaly azy ary tena mampatahotra ny mamosaka hvt am'zany.
Ary ianao: Inona no tena tsapanao mampientana ny tahotra anatinao ao?
Tsy fantatro na tsy mahaleontena ,na tsy haiko e,tsy azo an-tsaina:-P
7. endrika01
(
15/05/2008 12:43)
kiadi:
mapatahotra anah zany dinikao zany! :-D :-D :-D
Kiadi>ka inona ary ny mahatonga an'i kiadi hatahotra e:-P
8. Koditra
(
15/05/2008 13:04)
Saina ihany no mitondra an'io ary lé izy tsy tonga2 oazy fa mety efa nisy tranga iray nitarika ilay fahatahorana. Refa tena feno tahotra ny olona iray, na tsy misy nininona akory aza dia matetika ny sainy ihany no mamorona zvtra mampitahotra ny tenany, oh : na akanjo mihantona eo @ fanantonana azy @ alina aza dia lasa ôtran oe matotoa mijoro no fahitany azy.
9. endrika01
(
15/05/2008 13:15)
Koditra:
Saina ihany no mitondra an'io ary lé izy tsy tonga2 oazy fa mety efa nisy tranga iray nitarika ilay fahatahorana. Refa tena feno tahotra ny olona iray, na tsy misy nininona akory aza dia matetika ny sainy ihany no mamorona zvtra mampitahotra ny tenany, oh : na akanjo mihantona eo @ fanantonana azy @ alina aza dia lasa ôtran oe matotoa mijoro no fahitany azy.
Hita mintsy fa tena mora koditra kay an=))=))=))
10. xxxx1
(
15/05/2008 14:12)
zaho matahotra ala, na kely na lehibe
efa voakaikiny mantsy
tsy tia vehivavy koa noho ny antony itovizana amin'ny ala :cry:
efa voakaikiny mantsy
tsy tia vehivavy koa noho ny antony itovizana amin'ny ala :cry:
11. dziana
(
15/05/2008 14:22)
Ka ny maman'i xxxx1 ko zany otran'ny ala !?
De ny bavin'i xxxx1 ko otran'ny ala!?
De ny bebean'i xxxx ko otran'ny ala!?
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
De ny bavin'i xxxx1 ko otran'ny ala!?
De ny bebean'i xxxx ko otran'ny ala!?
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
12. Koditra
(
15/05/2008 14:33)
endrika01: refa poritra za raalina d foaziko enao d miaraka makany @WC tsika d enao no mandé pré eo alohako mandrapirehatry ny jiro. :-D :-D :-D
13. endrika01
(
15/05/2008 15:25)
=))=))=))=))=))zah hoany anaty mimôza ry koditra a,andao raha mahasaky hiaraka aminah,fa zah mataatsa ho latsaka ao @wc =))=))=))
14. Koditra
(
15/05/2008 15:36)
:-D :-D :-D :-D
endrika01 : za masaky za miaraka aminao. D oe atondrotro ve endrika01? Ra zay ndray kosa alo d tsy dakôro za e =)) =)) =)) =))
endrika01 : za masaky za miaraka aminao. D oe atondrotro ve endrika01? Ra zay ndray kosa alo d tsy dakôro za e =)) =)) =)) =))
15. endrika01
(
15/05/2008 15:48)
Koditra>avelako rery ao anaty kirihitra ianao fa zah hiafina,ho hitako eo we mbô matahotra ve i koditra sa manao ahoana,raha matahotra inona no antony?:-D:-D:-D
17. endrika01
(
15/05/2008 16:02)
xxxx1:
zaho matahotra ala, na kely na lehibe
efa voakaikiny mantsy
tsy tia vehivavy koa noho ny antony itovizana amin'ny ala :cry:
De inona kou zao no ifandraisan'ny ala sy ny vevavy ry xxxx1:D:D:D
19. endrika01
(
15/05/2008 17:05)
kiadi:
zah matahobavy :-D :-D
Kiadi>zany ve?Hazavao koa aza we,manin i kiadi no matahobavy!:-D:-D:-D
20. niryna
(
15/05/2008 23:54)
ka ilay tohotra anie misy karazany maro e,ao ny matahotra miakatra toerana avo,ao na mandeha fiaramanidina na sambo aza dia mihira hoe vimbino tsara izahay,ao ny matahotra na biby kely toy ny vitsika aza ,ao ny nahita zavatra dia miverina ao antsaina iny,izy tenany ihany no afaka manala azy io,ary ao ihany koa ny mijery film mampatahotra dia lasa ao anaty saina toa manaraka hatraiza.
Ny saina no mitondra azy io e,sady eo ihany koa ny fahiny mandeha any an-tokontany no mivoaka ka mitondra labozia,tsofin'ny rivotra re ilay izy toa latsaka mbanin'izay tsy ho latsaka indrindra tsy misy olon-dehibe miaraka ,dia lasa tahotra,dia toa misy ingahy be sola ao ambanin'ny fandriana ,saina ,ny saina io e .Rehefa voasasa ny saina dia mety ho afaka saingy misy toerana tsy ho sahy andeha irery kosa aloha ahy e :cry: :cry: :D mama a.dada a