INONA NO MAHATONGA NY TAHOTRA
21. endrika01
(
16/05/2008 06:20)
niryna:zany ve niryna,zah kou dia tena sari-tahotra,matahotra ny tsy hiaona @namana,havana,fianakaviana,matahotra,matahotra ,lalina ihany lay tahotra ,sambatra zay tsy mba matahotra eo @fiainany @lafiny rehetra!:lol::lol::D
ka ilay tohotra anie misy karazany maro e,ao ny matahotra miakatra toerana avo,ao na mandeha fiaramanidina na sambo aza dia mihira hoe vimbino tsara izahay,ao ny matahotra na biby kely toy ny vitsika aza ,ao ny nahita zavatra dia miverina ao antsaina iny,izy tenany ihany no afaka manala azy io,ary ao ihany koa ny mijery film mampatahotra dia lasa ao anaty saina toa manaraka hatraiza. Ny saina no mitondra azy io e,sady eo ihany koa ny fahiny mandeha any an-tokontany no mivoaka ka mitondra labozia,tsofin\'ny rivotra re ilay izy toa latsaka mbanin\'izay tsy ho latsaka indrindra tsy misy olon-dehibe miaraka ,dia lasa tahotra,dia toa misy ingahy be sola ao ambanin\'ny fandriana ,saina ,ny saina io e .Rehefa voasasa ny saina dia mety ho afaka saingy misy toerana tsy ho sahy andeha irery kosa aloha ahy e :cry: :cry: :D mama a.dada a
23. ramistiana
(
16/05/2008 15:18)
Tsy fantatro ny famaritan'ny mpahay siansa ny tahotra fa ny fahalalako azy @ maha kristianina ahy dia ny tahotra izany dia fanahy ratsy e!
ireto no antony mahatonga azy araka ny kely izay mba fantatro:
ohatra hoe tsy ampy fahalalana ianao dia mahatahotra
tsy ampy fitiavana ianao dia matahotra satria ny fitiavana tsy matahotra.
Rehefa manota ianao dia matahotra :adama sy eva
Tsy ampy fahendrena ianao dia matahotra:na dia mandeha amin'ny aloky ny fahafatesana aza aho tsy mba hatahotra.Minoa fotsiny ihany aza matahotra.Tsy ampy finoana miteraka tahotra.sns
Raha fintininina dia devoly no tompony tahotra raha te ahazo be dia be tahotra dia mangataha amin'ny devoly fa ahazo ianao.
Mety mbola tsy ampy ireo fa ireo aloha ny fantatro.

24. endrika01
(
16/05/2008 17:03)
ramistiana:misaotra nanazava e:lol: :lol: :lol:
Tsy fantatro ny famaritan\'ny mpahay siansa ny tahotra fa ny fahalalako azy @ maha kristianina ahy dia ny tahotra izany dia fanahy ratsy e! ireto no antony mahatonga azy araka ny kely izay mba fantatro: ohatra hoe tsy ampy fahalalana ianao dia mahatahotra tsy ampy fitiavana ianao dia matahotra satria ny fitiavana tsy matahotra. Rehefa manota ianao dia matahotra :adama sy eva Tsy ampy fahendrena ianao dia matahotra: na dia mandeha amin\'ny aloky ny fahafatesana aza aho tsy mba hatahotra.Minoa fotsiny ihany aza matahotra.Tsy ampy finoana miteraka tahotra.sns Raha fintininina dia devoly no tompony tahotra raha te ahazo be dia be tahotra dia mangataha amin\'ny devoly fa ahazo ianao (zany ve?Ry zalahy mpanao halabotry sy mpamono olona manana fahasahiana ireny izany mba avy amin\'iza?Reny mantsy tsy mba manatahotra izany mintsy,nefa ny asany toa asan-devoly?Nefa ianao milaza etsy ambony we raha te hatahotra mangataha @devoly fa omeny be dia be.Misaotra!) Mety mbola tsy ampy ireo fa ireo aloha ny fantatro.
25. ramistiana
(
17/05/2008 06:09)
Endrika01>Ry zalahy mpanao halabotry sy mpamono olona manana fahasahiana ireny izany mba avy amin'iza?Reny mantsy tsy mba manatahotra izany mintsy,nefa ny asany toa asan-devoly?Nefa ianao milaza etsy ambony we raha te hatahotra mangataha @devoly fa omeny be dia be.Misaotra!
Mety ho marina 'zany raha mijery maimaika.
Satria mantsy izy mampiasa zavatra maro ao ambadik'ireny:
oh:-mampiasa fitaovam-piadiana
-maka toky @ dadarabe,mampiasa fanafody gasy,moara ...sns
-mifoka zava-mahadomelina
Ireo rehetra ireo no ampiasaina dia tsy inona fa ody tahotra daholo.
Ireo anefa tsy mahafaka an'ilay tahotra fa misinda kely fotsiny ilay izy dia manjohy azy eny isan'andro.
Aza matahotra minoa fotsiny ihany.
Rehefa tsy manana finoana an'andriamanitra ny olona dia feno tahotra isan'andro ny fiainany.

26. endrika01
(
17/05/2008 07:38)
Tsy haiko we inona no hanalana ny tahotra,na mpivavaka aza anié misy matahotra é,manidy ny trano a doubila tourou,tena marina é:-P
27. ramistiana
(
17/05/2008 08:22)
endrika01>
Andraso fa mety tsy azonao kely angamba ilay tiako lazaina.
Tsy hoe mpivavaka dia tsy matahotra.
Raha mpivavaka ianao nefa :
-manota ,dia matahotra ihany ianao.
-tsy ampy fahalalana ny soratra masina ianao dia matahotra .
-tsy ampy fitiavana sns....
miampy ireo voalazako etsy ambony.
Izaho mantsy no voalaza ao amin'ny soratra masina:ny anjely dia miambina anao foana isan'andro isan'andro amin'ny loza rehetra.
fa raha manao zavatra tsy araka ny sitrapon'andriamanitra ianao ohatra mijangajanga dia lasa manana fahefana aminao ny devoly hampitahotra anao.
Tsy fantatrao koa angaha ilay fiteny hoe:raha tsy Jehovah no miambina dia sasa-poana ny mpiandry.
Fa na feno mpiambina sy mafy hidy aza ny tranonao ,
Na avo lenta be aza ny systeme de securite ampiasainao,
ka tsy matoky an'Andriamanitra ianao hiaro anao dia mbola hatahotra foana ianao.
Resaka aram-panahy mantsy ny tahotra ,ao anaty izy io fa tsy ety ivelany.
tahotra=fanahy ratsy

28. endrika01
(
17/05/2008 08:58)
Eny e tsy laviko zany,fa misy wa na ny mpivavaka efa nolatsahin\'ny fanahy Masina aza a,manidy mafy ny trano fonenany,fanahy ratsy ny tahotra am maha kristianina antsika fa amin\'ny lafiny akapobeny aran-tsiansa aza ny mbô inona e,toa manaranaka lay Tahotra e,natahotra ny dadan\'ny dadan\'ny ray aman-dreny be taloha dia nolovain\'ny zanaka aman-jafy,sa diso ve ny kajikajiko!:D:D:D
29. niryna
(
18/05/2008 20:23)
endrika01:
[quote=niryna] ka ilay tohotra anie misy karazany maro e,ao ny matahotra miakatra toerana avo,ao na mandeha fiaramanidina na sambo aza dia mihira hoe vimbino tsara izahay,ao ny matahotra na biby kely toy ny vitsika aza ,ao ny nahita zavatra dia miverina ao antsaina iny,izy tenany ihany no afaka manala azy io,ary ao ihany koa ny mijery film mampatahotra dia lasa ao anaty saina toa manaraka hatraiza. Ny saina no mitondra azy io e,sady eo ihany koa ny fahiny mandeha any an-tokontany no mivoaka ka mitondra labozia,tsofin'ny rivotra re ilay izy toa latsaka mbanin'izay tsy ho latsaka indrindra tsy misy olon-dehibe miaraka ,dia lasa tahotra,dia toa misy ingahy be sola ao ambanin'ny fandriana ,saina ,ny saina io e .Rehefa voasasa ny saina dia mety ho afaka saingy misy toerana tsy ho sahy andeha irery kosa aloha ahy e :cry: :cry: :D mama a.dada a
zany ve niryna,zah kou dia tena sari-tahotra,matahotra ny tsy hiaona @namana,havana,fianakaviana,matahotra,matahotra ,lalina ihany lay tahotra ,sambatra zay tsy mba matahotra eo @fiainany @lafiny rehetra!:lol::lol::D
taloha izany fa tsy izao intsony,ankehitriny aho rehefa misy zavatra antahorako dia mivavaka dia afaka na manavotra ahy ao anaty tahotra Atra,na tsy hitako aza ny anjely na ny fanahy masina dia fantatro fa misy rindrina be manasaraka ahy ilay tahotra sy zavatra mity hifanandrify
fa maninona i endrika01 no matahotra an'ireo zavatra ireo,nisy experience nahazo anao angaha dia matahotra ny hilazaona ,fa misy koa olona mitady fitiavana dia manao izay hitiavan'ny olona azy izy fa matahotra ny tsy ho tiana, sna ?
fony mbola kely aho dia hoy aho hoe any amin'ny mamako sy ny papako aho no mileviny ,taty aoriana anefa aho dia tsy nieritreritra an'izany intsony.
Tandremo ihany ilay tahotra be dia be ireo,mila mino isika fa tsy misy afaka manao na inona na inona rehefa tonga ny fotoana,malahelo ,malahelo fa ny fiainana tsy eo am-pelantanantsika fa eo amin'Atra.
Ahoana hoy ny Salamo 23:1-4 ?
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=SALAMO&toko=23&andininy=1-4&dika=
30. endrika01
(
19/05/2008 20:01)
niryna:taloha izany fa tsy izao intsony,ankehitriny aho rehefa misy zavatra antahorako dia mivavaka dia afaka na manavotra ahy ao anaty tahotra Atra,na tsy hitako aza ny anjely na ny fanahy masina dia fantatro fa misy rindrina be manasaraka ahy ilay tahotra sy zavatra mity hifanandrify fa maninona i endrika01 no matahotra an\'ireo zavatra ireo,nisy experience nahazo anao angaha dia matahotra ny hilazaona ,fa misy koa olona mitady fitiavana dia manao izay hitiavan\'ny olona azy izy fa matahotra ny tsy ho tiana, sna ? fony mbola kely aho dia hoy aho hoe any amin\'ny mamako sy ny papako aho no mileviny ,taty aoriana anefa aho dia tsy nieritreritra an\'izany intsony. Tandremo ihany ilay tahotra be dia be ireo,mila mino isika fa tsy misy afaka manao na inona na inona rehefa tonga ny fotoana,malahelo ,malahelo fa ny fiainana tsy eo am-pelantanantsika fa eo amin\'Atra. Ahoana hoy ny Salamo 23:1-4 ? http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=SALAMO&toko=23&andininy=1-4&dika= [/quote] ié,zah aloha efa nisedra fisarahana mandrakizay t@rahavaviko nanarakaraka ahy e,naniry ny hiaona hay izy lasa tsy niteniteny any akoatra any. De zah tsy te handre zvt hafa 2 zany tsony!Matahotra refa mangingina na tsy handrenesana vao2 avy amin\'ny fianakaviana na namana na olo-tsotra,mataotra Razana!Hi hi hi :D:D:D
ka ilay tohotra anie misy karazany maro e,ao ny matahotra miakatra toerana avo,ao na mandeha fiaramanidina na sambo aza dia mihira hoe vimbino tsara izahay,ao ny matahotra na biby kely toy ny vitsika aza ,ao ny nahita zavatra dia miverina ao antsaina iny,izy tenany ihany no afaka manala azy io,ary ao ihany koa ny mijery film mampatahotra dia lasa ao anaty saina toa manaraka hatraiza. Ny saina no mitondra azy io e,sady eo ihany koa ny fahiny mandeha any an-tokontany no mivoaka ka mitondra labozia,tsofin\'ny rivotra re ilay izy toa latsaka mbanin\'izay tsy ho latsaka indrindra tsy misy olon-dehibe miaraka ,dia lasa tahotra,dia toa misy ingahy be sola ao ambanin\'ny fandriana ,saina ,ny saina io e .Rehefa voasasa ny saina dia mety ho afaka saingy misy toerana tsy ho sahy andeha irery kosa aloha ahy e :cry: :cry: :D mama a.dada a
31. endrika01
(
19/05/2008 20:09)

33. Kapistra
(
24/05/2008 08:53)
endrika01:
....Eny e tsy laviko zany,fa misy wa na ny mpivavaka efa nolatsahin'ny fanahy Masina aza a,manidy mafy ny trano fonenany
Tena tsy azonao mihintsy ilay valintenin'ilay olona.
Efa miteny izy hoe tsy hita ety ivelany ny tahotra fa ao anaty.
Ianao mbola mahita hoe nahoana i anona mivavaka be mbola matahatra;
nilatsahan'ny fanahy masina ,mbola manidy trano,sns .....tsy midika hoe matahatra ny manidy trano;fa fandraisana fepetra fotsiny,fa raha hoe nilatsahan'ny fanahy masina mbola matahatra ,dia tsy fanahy masina izany fa fanahin'ny devoly.
mianisista foana ,sa hoe tsy maintsy mamaly.
Ianao io angamba tia mijery film horera;aza mijery an'ireny intsony fa film karate indray jerena (Bruce lee) .@ izay lasa mafy be.
34. endrika01
(
28/05/2008 09:16)
Kapistra:

Ha,ha,ha,ha,zah ndray aloha tsy matahotra mijery film horera zany e!
Tsy voatery ao anaty foana koa ny tahotra fa miseho mihintsy amin'ny endrika ety ivelany.
Jereo ange é ,vao nahitsaka olona iray ny olona iray ,tonga de hoe ay,maty aho,azafady,tahotra izay.
nianjera ny vilia ka vaky,mbola ay,maty aho tahotra izay,
Vao mijery lay biblava be mandady amin'ny tany dia matahotra,
iza ary no tsy mba natahotra e,lainga zany ,fa na iza na iza dia matahotra avokoa!
ny amin'ny hoe mamaly foana ,angaha tongom-bolo lay olona ka ho tampenam-bava tsy hiteny?eto zany dia ny soratra no solon-tena miteny!
de ahoana koa ny tohiny?
:-D :-D :-D :-P
35. Kapistra
(
28/05/2008 13:41)
endrika01:
Jereo ange é ,vao nahitsaka olona iray ny olona iray ,tonga de hoe ay,maty aho,azafady,tahotra izay.
nianjera ny vilia ka vaky,mbola ay,maty aho tahotra izay,
Fahatairana izany fa tsy tahotra e!
mamaly foana=bedoika
Iza koa no miteny hoe tsy matahotra mihintsy fa ilay antony sy ny fomba hiadivana azy no resahana eto.
Dia lasa hoatran'ny fitenin'ilay olona hoe mpandainga daholo ny olona rehetra ny firesakao.Dia hoy izy avy eo: milazà ary ianareo izay tsy mbola nandainga???
Rehefa mamaly dia mba asiana fandinihana e!.
Dia lasa hoe mamaly borainginy.Bedoika .
36. endrika01
(
09/06/2008 15:40)
kapistra>apetrako aminao ny fanotaniako ary,Aminao manokana,ny hevitrao no tiako ho heno,fa tsy ny hevitray sy i niryna no asianao sirany be,zah no nametraka ny dinika,azoko tsara ny tian\'i niryna lazaina fa ianao tsy nanome ny hevitrao nefa milaza ahy ho bedoika no mampihomehy ahy,miandry ny hevitra arosonao ary zah:-D:-D:-D