Fa de naninona loatra ?

1. Belami ( 09/05/2008 00:03)
fa de naninona loatra tokoa e ?
répondu par Falyfona le 04/06/2008 16:25
2. ainaheri ( 09/05/2008 04:54)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-danse-6.gif[/IMG] :roll: :roll: :roll: :-w:-w :idea: :idea:
3. kalovao ( 09/05/2008 05:52)
Fa de nisy inona loatra e
4. milaibe ( 09/05/2008 06:43)
eny hoa fa gaga daholo ny fokonolona nahita voalavo nifampitolona
5. dziana ( 09/05/2008 07:14)
Fa nisy inn tokoa ary !?
:roll: :roll: :?: :?: :!: =)) =)) =))
6. rapala ( 09/05/2008 09:27)
:idea: hazavao hono re fa ao antiny maizina daholo ny rehetra e! :-D
7. endrika01 ( 09/05/2008 10:28)
Belami:

fa de naninona loatra tokoa e ?



Tohizako an?fa de naninona loatra tokoa e,no de natao hoe mangaropaosy ny mombamomba anao ry Be...
8. yuka ( 09/05/2008 11:20)
nisy inona ary moa ilay izy teo e?
:?: :roll:
9. kiadi ( 09/05/2008 11:57)
tena mapalahelo marina le iz an? :-D :-D
10. nolalaina ( 09/05/2008 15:37)
D tsy haiko fa zany kou no henoko !! :P
11. rapala ( 09/05/2008 15:44)
ary nankaiza hono lery no tô tsy mamaly sa mbola revo mangaropôsy any? :-D :-D :-D
12. ratonga ( 09/05/2008 15:51)
mba loza ko zany, indrisy fa akory atao é! :°) :-P :-D :-D :-D
13. Veloo ( 09/05/2008 16:19)
dia mahagaga ihany izy ty ka :-D :-D :-D
14. ratonga ( 09/05/2008 16:32)
asa ihany zé éfaran'ity :-D :-D :-D
15. kiadi ( 09/05/2008 16:50)
na de izany aza ange tokony hieritreritra ihany lery @ izy ty eh!! :-D :-D :-D
16. Veloo ( 09/05/2008 17:02)
ratonga [ Valio ] 09-05-2008 18:32:08
Lohateny : Re : Fa de naninona loatra ?
asa ihany zé éfaran'ity


hilamina io aky a :wink:
17. ratonga ( 09/05/2008 17:15)
hilam mety hilam fa rovina ihany, asa ngamba atsioatsy hoy ny hira :-D :-D :-D
18. kiadi ( 09/05/2008 17:29)
ka efa ela ihany zay ko!! aleo hilamina fa ny tany hidramina ozizy de nefa bola io fona aloha hatramizao
19. rapala ( 09/05/2008 21:40)
:-D :-D :-D
20. kiadi ( 09/05/2008 21:50)
de ahona ihany ny nhafarany moa ry rapala?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2314