Fa de naninona loatra ?

21. Belami ( 09/05/2008 21:50)
rapala:

ary nankaiza hono lery no tô tsy mamaly sa mbola revo mangaropôsy any? :-D :-D :-D



tena tsy any le olana, fa tena mila fanapina ry akama isany a!
"Fa de naninona loatra wa?"
22. rapala ( 09/05/2008 21:55)
kiadi : io tonga io izy tia hanontanio @ izay e :-D :-D :-D
23. ratonga ( 09/05/2008 21:58)
efa tena tsy rariny kosa izao marina é :-D :-D
24. rapala ( 09/05/2008 21:59)
inona daholo ary ity tsy rariny ity re? :idea:
25. xxx ( 10/05/2008 01:43)
Belami:
fa de naninona loatra tokoa e ?


"Fa de naninona loatra wa?"



Tsy nahazàka ny onja-piainan'i Lafrantsa angambany :-D :-D :-D
26. rebeccaF ( 10/05/2008 10:15)
Inano re ty e! hihihi
Ohatra ny hafahafa zany daholo le dinika
27. kiadi ( 11/05/2008 09:26)
tsy rariny marina ange ry rapala le iz eh!!
sa ahona ozy enao?
28. rapala ( 11/05/2008 13:49)
kiadi: ka inona ary wa ilay tsy rariny ? hasio :idea: :-D :-D :-D
29. zakomaimanovapsedo ( 11/05/2008 14:46)
Aza manao resaka tsy loha-body moa é!
Izahay tsa côpy hoe "fa dia naninona loatra? ny....INONA? 8O
30. rapala ( 11/05/2008 15:04)
zakomaimanovapsedo: :-D :-D :-D :-D
31. Belami ( 11/05/2008 17:07)
xxx:

Belami:
fa de naninona loatra tokoa e ?


"Fa de naninona loatra wa?"



Tsy nahazàka ny onja-piainan'i Lafrantsa angambany :-D :-D :-D



Tsy io hevitry xxx io velively fa sao dia izy aza diso manonjanonja loatra :-* :-*
Fa izao ry zalahy a! Misaotra anareo niara naminavina hoe "Fa dia naninona loatra", na tsy arakareo aza le izy, efa voavaha le blem fa misaotra de @ manaraka ndray!
32. melody ( 11/05/2008 21:48)
ka inona moa izany ilay blem ry Belami na dia efa vôlamina aza a? Izaho anefa saika mba haminavina hoe inona ary ity tiany lery ho lazaina ity :-D :-D :-D
33. kiadi ( 12/05/2008 17:28)
de tampitra ny tantara zany? tsisy tohiny tsony?
de ahona tsika @ zany ry rapala?
34. rapala ( 12/05/2008 18:19)
kiadi: ka vita iny izany kou inona indray fa handao hamorona sujet vaovao hafa indray e :!: :lol:
35. kiadi ( 12/05/2008 18:45)
alefaso aza le sizé ry rapala fa efa vita zany ny tantara eto ko!! miandry anao zah de harahako :wink:
36. dziana ( 13/05/2008 07:49)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
37. nini2008 ( 13/05/2008 08:47)
voan'i Be kosa ny rht ko! =)) =)) =)) =)) =))
38. Belami ( 13/05/2008 20:20)
nini2008:

voan'i Be kosa ny rht ko! =)) =)) =)) =)) =))



:-$ :-$ :-$
39. Falyfona ( 04/06/2008 16:25)
hihihi tsy ratsy io dinika io fa mahalasa saina na dia izany ary dia tohizo fa tena mistery loatra e.
amiko io kozy io mety resam-pitiavana jereo tsara ny fiafarany avy eo.

Belami:

xxx:

Belami:
fa de naninona loatra tokoa e ?


"Fa de naninona loatra wa?"



Tsy nahazàka ny onja-piainan'i Lafrantsa angambany :-D :-D :-D



Tsy io hevitry xxx io velively fa sao dia izy aza diso manonjanonja loatra :-* :-*
Fa izao ry zalahy a! Misaotra anareo niara naminavina hoe "Fa dia naninona loatra", na tsy arakareo aza le izy, efa voavaha le blem fa misaotra de @ manaraka ndray!



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2459