Fiverenan'i Cazal
1. ainaheri
(
08/05/2008 06:49)
Miala tsiny aho raha manonona ny ps-ny!! Lasa resabe izy io tato ho ato,d misy ps hafa² fanampiny mandendé any ambadika any!!
Ny tiako anontaniana d ny hoe:Tena cazal marina ve io niverina io sa olona te hanosopotaka azy fotsiny??
Ny tiako anontaniana d ny hoe:Tena cazal marina ve io niverina io sa olona te hanosopotaka azy fotsiny??
répondu par rapala le 09/05/2008 21:33
2. lazounet
(
08/05/2008 08:23)
Ny tsy azoko anie ry Ainaheri dia hoe nisy inona nikasika an'i Cazal fa toa lasa paolémika lé izy.
4. ainaheri
(
08/05/2008 08:53)
lazou>> Hafoeziko zany le izy ee,nanokatra dinika TDM iny lery d nisy hvtr tsy niady zany tao,d avy eo kou mou lery namoaka ny vie privE ny namana tato,d tsy hita tsony tsy haiko na ny admin no nanala azy na izy niala!!
Zao ndray nefa niverina ilay ps d zay no anontaniako we tena izy marina ve sa namana te hanosopotaka fotsiny mba andotoana ny sasany(cazal)!!
Zao ndray nefa niverina ilay ps d zay no anontaniako we tena izy marina ve sa namana te hanosopotaka fotsiny mba andotoana ny sasany(cazal)!!
5. hery
(
08/05/2008 11:22)
Nareo anie no mitsambikina ambony ihany e :-)
Ilay Cazal nisoratra anarana io angaha niteny hoe izy ilay Cazal taloha?
Mampiditra sary Cazal ve izy sns?
Mety tsy ho i Cazal akory izany io... asaivo porofoiny e.
Na i Cazal tena izy anontaniana hoe izy ve io sns.

6. sakaizakely
(
08/05/2008 12:16)
Za manao we tsy i Cazal taloha io c trop gros
fa oul te hanosompotaka azy dia ilay fifamalianareo taloha no mody raisiny hiantsiana ady
tsy tokony valiana fotsiny
fa oul te hanosompotaka azy dia ilay fifamalianareo taloha no mody raisiny hiantsiana ady
tsy tokony valiana fotsiny
7. Veloo
(
08/05/2008 13:44)
Na i Cazal tena izy anontaniana hoe izy ve io sns.
raha banni izy tsy manontany :arrow: dikan'izany izy io
8. yonikafopl
(
08/05/2008 13:45)
Za kou kalou vo nipoitra io cazal io de tsy mba natoky mihintsy za we izy io ee, fa oll efa manana lonilony am namana sasany ato io de misandoka sy miseho amin'ny ps maromaro hanenjehana sy hanaratsiana ny namana hafa, olona efa maharaka ny resaka rehetra mande ato izy, asa mety ho amintsika mpi forum ato koa, satria i Cazal tsy dia mpiditra forum ohatran'izaotamin'ny fotoan'androny, any amin'ny sary no falehany fahiny.
fa na zany aza tsy hatao hanimba ny fiarahamonina mahafinaritra le izy fa itsikiana fotsiny.
fa na zany aza tsy hatao hanimba ny fiarahamonina mahafinaritra le izy fa itsikiana fotsiny.
9. sakaizakely
(
08/05/2008 14:31)
tsy hatao hanimba ny fiarahamonina mahafinaritra le izy fa itsikiana fotsiny
ampsehona nify fotsiny de ampy :-D :-D :-D
12. Veloo
(
08/05/2008 17:03)
i Cazal tsy dia mpiditra forum ohatran'izaotamin'ny
Yoni a, aza manao an'izany ndry piditra ato @ forum tokoa moa izy io...(t@ ilay nisy fotoana tsy teto njy)
13. yonikafopl
(
08/05/2008 17:22)
veloo hihi hay ve, neveriko tany am le TDM bedabe reny no nidirany fotsiny,
efa tsy naharaka kou za zany ooooo :wink:
efa tsy naharaka kou za zany ooooo :wink:
14. tess
(
08/05/2008 18:22)
fa izaho tsy mahita an'izany dinika n'i cazal izany kounkou fa aiza io????? mba ho vakina.
i faralah izao no hitako nampiditra hevitra teto.....hatrany am blogy felakasy tehaka manohy ny tantara nataony teo :°)
i faralah izao no hitako nampiditra hevitra teto.....hatrany am blogy felakasy tehaka manohy ny tantara nataony teo :°)
16. ikotoleta
(
08/05/2008 21:40)
:arrow: Tsy De Milay oa ny resakiny be taboara :?: :idea: :wink: :roll: :P 8) :lol: 8O :D :°) :-P ;-)
17. ainaheri
(
09/05/2008 13:15)
Ikotoleta>> Toa miverina fona lesy io teny io,mba azon'elà adika ve ny anton'le izy arakeviny ra mety?
18. rapala
(
09/05/2008 14:48)
cutie, indry kosa tara train be mihintsy koa, tsy vita fanazavana 1 minitra ilay izy, sa tsy izany ry veloo? :wink: :-D :-D