ahona ny eritreritrareo amin'io?

1. kiadi ( 06/05/2008 17:00)
asio resaka kely oe! anisany mahasitrana sida hono io eh!
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/
répondu par endrika01 le 14/05/2008 07:47
2. ikotoleta ( 06/05/2008 17:39)
Rangahy manasitrana aretina azo avy amin’ny firaisana amin’ny Raokandro

:arrow: aona ko zany manao firaisana @Raokandro? :?: :idea: :wink: :lol: 8) :D :) :?
3. kiadi ( 06/05/2008 17:47)
lety ko mody fanina tssss
4. ikotoleta ( 06/05/2008 17:56)
:arrow: R.C sy Lova minana amambolony
:arrow: R.C sy Lova mamahandalitra

FAHAVALOMBAOKA i R.C sy Lova

:arrow: mpanao gazety manao ankety de tsy manotany doktera kory aveo

:arrow: R.C sy Lova mila formation MST/SIDA fa tsy malala ninninona

:arrow: Gazetiko mivarotra sakabelo

:arrow: in matonga sida? de in matonga angatra?
5. ikotoleta ( 06/05/2008 18:03)
Antso sy Filazana

[center][size=15px]FADIO manao FIRAISANA @ R.C sy Lova[/size][/center]

:P 8) :twisted: :roll: :idea: :!: :arrow: :°)

:arrow: http://fr.wikipedia.org/wiki/Syndrome_d%27immunod%C3%A9ficience_acquise
:arrow: http://fr.wikipedia.org/wiki/Blennoragie
6. razaordira ( 06/05/2008 18:26)
Mbola tara lavitra tokoa ny tanintsika raha ny resaka fahalalàna ara-tsiantifika no resahina.
Ny lahatsoratra an-gazety toy ireny anefa dia misarika ny mpamaky hino avy hatrany izay voalaza ao. :lol:
Tsy hay akory hoe antibactérien ve sa antiviral sa hoe traitement symptomatique anti-prurigineux fotsiny ilay izy, fa dia hoe "mahasitrana"...
Arakaraky ny agent pathogène dia tsy mitovy velively ny fitsaboana ny herpès sy ny angatra sy ny tety sy ny trichomonas sy ny hafa maro tsy voatonona.

Ilay resaka hoe "mahasitrana Sida " moa dia aleo ataontsika hoe mirary soa ho an-drangahy io aho fa angamba mety hahazo prix Nobel mihitsy izy raha toa ka marina izany. :-D Mandra-pahazoany an'izany anefa, dia tokony manome porofo izy. :lol: :-P
7. kiadi ( 06/05/2008 18:31)
mety ho lasa mialiaridera be lery raha marina io ka!! :-D :-D :-D :-D efa misy firyu million ny olona marary ny sida!
fa ny mapimé sy mahadreraka de reto mpanao gazety mamoka zavatra hotrizao eh!
tena mpanao gazety marina ve reo ?
8. ikaretsaka ( 06/05/2008 18:51)
andremo fa misy koa sitran'ny placebo an
9. kiadi ( 06/05/2008 20:06)
fa sida ve de ho sitran'ny placebo le
10. milaibe ( 06/05/2008 20:44)
de ho faty doly ve ny orinasa multinationale rehetra fa efa betsaka ihany ny resaka hotran io
11. kiadi ( 06/05/2008 20:56)
ny resaka hotran'io ange lesy betsaka eh!fa ny mpanao gazety mamôka zavatra hotrzao no tena mahagaga anah
12. ikaretsaka ( 06/05/2008 21:32)
ka mety voa lery de sitrana angamba koa
13. milaibe ( 07/05/2008 05:18)
tena panao gazety marina lesy
14. kiadi ( 07/05/2008 08:28)
ka tsy tokony hamômôka zavatra hotrizao ny mpanao gazety fa tsssss
15. endrika01 ( 07/05/2008 14:00)
kiadi:

asio resaka kely oe! anisany mahasitrana sida hono io eh!
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/



Tonga dia misongadina i Madagasikara izany kou,alefa tsaboina any daholo ny voan'ny Sida rehetra hi hi hi:D
16. ari.malala ( 08/05/2008 06:45)
fa ts haiko alou ze fahamarinany, fa le Zaranaina iny zao milaza fa mahasitrana sida, d nefa to ts nasian'ny fanjakana gasy resaka ny momba azy d any ampita any izy zao k tsy haiko hoe mitombina sy marina v fa mahasitrana sida izy? nefa v raha nisy anizany tsy efa nalaza b izy? ts haiko alou e
17. kiadi ( 08/05/2008 14:18)
ampesoin'i zaranaina ny vahoka :-D :-D :-D
18. endrika01 ( 09/05/2008 09:55)
Tamin\'ny mbola classe de 6eme zah dia efa nandre io resaka io,misy mahay manasitrana ny aretina Sida ny Malagasy,ny prof de sciences Nat no niresaka taminay mpianatra fa misy ny malagasy mahay na tsy nandeha tany am-pita aza,na tsy nandingana sekoly aza sns de ozizy indrindra t@zany hoe tadiavin\'ny vazaha hovidiana lay formule hitany...zahay aza tsy micompra akory t@zany hoe inona avy ary zany resaka izany!Raha marina kosa ny asany ny zavatra lazainy dia azo atao tsara ny manome laza azy.Kah ny aretina sitraniny anie izany misy mikasika ny taovam-pananahana e,ka ny Sida koa dia avy @io resaka fitaovam-pananahana io (refa misy ny firaisana).Fa kosa tsy tokony alefa any an-dafy izy,fa avelao ndray ny vozongo no avy aty Madagascar,@zay dia lasa Malaza ndray Gasikara!:D:D:D
19. xxx ( 11/05/2008 23:08)
endrika01,

marina fa samy misy ifandraisany amin'ny fitaovam-pananahana ny sida sy ny angatra kanefa tena tsy mitovy ireo na kely aza.

Ny Sida dia aretin'ny systeme immunitaire fa ny angatra dia tena aretin'ny taovam-pananahana. Ny fifindrany fotsiny no ilan'ny Sida ny taovam-pananahana fa tsy mikasika ny fitaovam-pananahana mihitsy ny aretina Sida.

Ny Sida dia vokatry ny virus VIH, fa ny angatra dia tsy vokatry ny virus fa gonocoque. Tsy possible mihitsy izany hoe mikraoba gonocoque ho lasa virus VIH izany kanefa izany no lazain'ilay olona hoe angatra ihany no mivoatra lasa Sida.

Tsy mahalala ny atao hoe Sida akory izany io olona io, noho izany izy tsy afaka mitsabo Sida fa be resaka fotsiny. Ny fitsaboana angatra anefa mety ho hainy ihany, fa izany hoe mety aleo kokoa manatona dokotera raha izay.

Ny tena mampalahelo dia izao : zavatra tokony hianaran'ny olona rehetra efa miditra amin'ny "vie sexuelle" izany, kanefa na ny mpitsabo (tsy dokotera) na ny mpanao gazety na ny mpamaky gazety sasany aza toa mbola tsy mahay manavaka an'izany akory.

Raha ny momba an'i Zaranaina indray, tsy sahiko tonga dia disoina avy hatrany kosa i lery. Fa mbola mahalasa saina ahy ihany ilay hoe : lasa any an-dafy i razoky dia tsy hita hoe nanahoana hatramin'izao.

Raha ilay hoe tsy tokony halefa any an-dafy indray, mahafinaritra mahita olona mba patriote ohatra an'izany. Kanefa tsy afaka hanao fikarohana matotra momba an'ilay izy satria tsy manana labo ary fomba ahafahana manao izany isika. Eritrereto hoe izany Spectromètre de masse izany dia fitaovana tsy maintsy misy amin'ny labo hanaovana ny fikarohana momba an'izany, kanefa na anankiray aza tsy misy manerana an'i Madagasikara, na any amin'ny oniversite, na any amin'ny toeram-pikarohana toy ny fofifa sns, na any amin'ireo orinasa mpanao fanafody sns. Kanefa les experts miami aza manana.
20. endrika01 ( 13/05/2008 15:08)
xxx:
endrika01, marina fa samy misy ifandraisany amin\'ny fitaovam-pananahana ny sida sy ny angatra kanefa tena tsy mitovy ireo na kely aza. Ny Sida dia aretin\'ny systeme immunitaire fa ny angatra dia tena aretin\'ny taovam-pananahana. Ny fifindrany fotsiny no ilan\'ny Sida ny taovam-pananahana fa tsy mikasika ny fitaovam-pananahana mihitsy ny aretina Sida. Ny Sida dia vokatry ny virus VIH, fa ny angatra dia tsy vokatry ny virus fa gonocoque. Tsy possible mihitsy izany hoe mikraoba gonocoque ho lasa virus VIH izany kanefa izany no lazain\'ilay olona hoe angatra ihany no mivoatra lasa Sida. Tsy mahalala ny atao hoe Sida akory izany io olona io, noho izany izy tsy afaka mitsabo Sida fa be resaka fotsiny. Ny fitsaboana angatra anefa mety ho hainy ihany, fa izany hoe mety aleo kokoa manatona dokotera raha izay. Ny tena mampalahelo dia izao : zavatra tokony hianaran\'ny olona rehetra efa miditra amin\'ny \"vie sexuelle\" izany, kanefa na ny mpitsabo (tsy dokotera) na ny mpanao gazety na ny mpamaky gazety sasany aza toa mbola tsy mahay manavaka an\'izany akory. Raha ny momba an\'i Zaranaina indray, tsy sahiko tonga dia disoina avy hatrany kosa i lery. Fa mbola mahalasa saina ahy ihany ilay hoe : lasa any an-dafy i razoky dia tsy hita hoe nanahoana hatramin\'izao. Raha ilay hoe tsy tokony halefa any an-dafy indray, mahafinaritra mahita olona mba patriote ohatra an\'izany. Kanefa tsy afaka hanao fikarohana matotra momba an\'ilay izy satria tsy manana labo ary fomba ahafahana manao izany isika. Eritrereto hoe izany Spectromètre de masse izany dia fitaovana tsy maintsy misy amin\'ny labo hanaovana ny fikarohana momba an\'izany, kanefa na anankiray aza tsy misy manerana an\'i Madagasikara, na any amin\'ny oniversite, na any amin\'ny toeram-pikarohana toy ny fofifa sns, na any amin\'ireo orinasa mpanao fanafody sns. Kanefa les experts miami aza manana.
Fa zao wa e raha ny fitantaran\'ireo pharmacien vitsivitsy tafaresaka amiko aty,dia taty Madagascar daholo izy ireo no nanao fiofanana,ary nolazainy fa i Madagascar no ahitana ireo ravina medicinale be indrindra fampiasany ao @ laboratoire ny hanaovana fanafody,ka mety ho ao Gasikara ihany koa anie izany lay solution mahasitrana ilay aretina Sida e,noho izany tokony hampiana sy havaozina ny fitaovana rehetra any @reny laboratoire any amintsika ireny!Hoatran\'ny aty izao,classe de 3eme zany efa mampiasa laboratoire manokana isaky ny manao siansa na physique,any amintsika mety efa eny Ankatso vao mampiasa izany!:D:D:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5603