ahona ny eritreritrareo amin'io?

21. xxx ( 13/05/2008 15:39)
Betsaka tokoa ny zavamaniry azo atao fanafody. Fa ny olana amin'izy ireny dia tsy fantatra mazava ny fomba fiasany ao anatin'ny vatana. Tsy fantatra hoe molecule inona no miasa, iray ihany ve sa misy karazany, misy effet synergique ve na effet-na regulation, inona ao amin'ny organisme no iharany, sns. Mbola fanontaniana be dia be no tsy maintsy valiana, kanefa tsy misy garantie koa fa ho voavaly ireo.

Fa mandra-pahavaly an'izany dia azo ampiasaina toy ny fomba traditionnel ihany izy, saingy "à vos risques et périls" mazava ho azy. Raha voaporofo moa fa misy tena manasitrana ilay izy ...

Ny resaka fampitaovana indray, ataovy ny devis dia evalue-o amin'ny fomba realiste ... fa tsy possible amintsika.
22. endrika01 ( 14/05/2008 07:47)
Eny e ekena daholo izany,isika mbola taraiky ny @resaka fitaovana mahomby any ivelany ireny,ka efa miara-miasa @dokotera zany rangahy io,ka mety ho ilay mpitsabo no hitondra amintsika ny vaovao marina fa mampita fotsiny ireo mpanao gazety!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1516