sipa verijiny
1. rajoelina
(
05/05/2008 18:16)
Kôzy fa amzao ny 18taona tsisy virjiny intsony, raha tsy we le sipa faranzay tsy tiako ireny angamba.
Any Mscar mety mino aho fa na dia 30ans aza mbola misy betsaka, fa eto Europa aloha dia sanatria.
Hasambarana ve ra mahita?
Any Mscar mety mino aho fa na dia 30ans aza mbola misy betsaka, fa eto Europa aloha dia sanatria.
Hasambarana ve ra mahita?
répondu par xxx le 24/08/2008 11:48
2. tess
(
05/05/2008 18:47)
zà alou mbola verjiny foan hatramzao e! zay no mahagasy ahy knou! :°) :-P
tandremo sao tratran'ny aretintsaina amity hoe mahasambatra ve ny mahita vevavy virjiny an! lasa otran'ny Michel Fourniret eo! refa mahita virjiny kely de ny hamolaka azy ihany de vonoina avy teo :?
tandremo sao tratran'ny aretintsaina amity hoe mahasambatra ve ny mahita vevavy virjiny an! lasa otran'ny Michel Fourniret eo! refa mahita virjiny kely de ny hamolaka azy ihany de vonoina avy teo :?
3. valikely
(
05/05/2008 19:14)
ra ny tany eropeana sy ny hafa alo de 13 taona ny vavy, 14 ny lahy de efa bye bye, fa araka ny teninao oe ra gasy ndray misy aza maty iany fa mbola virjiny. Io manko resaka moral ny ao ambadik'io ka sarotsarotra iany. 8)
4. kiadi
(
05/05/2008 19:22)
30ans bola virja! :-D :-D :-D :-D :-D
elah anga ry kolta bola virja? :-D :-D
elah anga ry kolta bola virja? :-D :-D
5. rajoelina
(
05/05/2008 19:36)
kiadi: voaopa elah @ farany angamba =))=))
tess: ''izay mitady no mahita'' akia. ary tsy ôtrizany Michel Fourniret zany ny zandriny toi.
;-)
tess: ''izay mitady no mahita'' akia. ary tsy ôtrizany Michel Fourniret zany ny zandriny toi.
;-)
7. tlay
(
05/05/2008 19:55)
rajoelina: elah zany efa mitady tsy hataty sangy an! =)) =)) =)) ela lesy raha anambady ela aza manatena sipa JIN zany tsony na hany dago aza an! tsy hoe ny sipa no maditra, fa ny bandy efa fatatra eny iany hoe aona rehefa tsihomen'i sipa ???
8. rajoelina
(
05/05/2008 19:58)
tlay: ela marina =)) =)) =)) kôzy ity ah: nisy sipa zay nikôzy tamiko we: zah angah hanome! =)) =))
9. tess
(
05/05/2008 20:04)
rajoelina:
tess: ''izay mitady no mahita'' akia. ary tsy ôtrizany Michel Fourniret zany ny zandriny toi.
;-)
OK! OK !
:-D :-D :-D :-D
10. tess
(
05/05/2008 20:06)
glady:
ary mitovy zany tsika roa ry tess :-P :-D :-D :-D
ndry lkou nga mbola virja...????
:P andao hoe ampitahaina izay zavatra mety maha virja antsika ny toetra ny fihetsika sns..... :wink: :-D
11. tess
(
05/05/2008 20:07)
rajoelina:
tlay: ela marina =)) =)) =)) kôzy ity ah: nisy sipa zay nikôzy tamiko we: zah angah hanome! =)) =))
:-D :-D :-D :-D :-D marina nyazy! kou! tsy mahalala ny coco n'i sipa ngah nareo! izaho kou mpanao anzany :^) :-D
12. kiadi
(
05/05/2008 20:14)
ba alefaso kely oe ba jerena zany hopa kolta zany oe?sô de hopa virja nelah? :-D :-D :-D
13. Jeankely
(
06/05/2008 00:46)
Na aiza na aiza efa novain'ny fandrosoana sy ny TV sns ny Culture ka vao any @ EPP dia efa mitsapa fanaovana ny zaza Malagasy amin'izao fotoana izao. Mahalana ary mety 0,5% no ahita fanambadiana hoe vita ny mariage dia arahina zaza mandry toy ny taloha ary ny ampitso vao hisantatra. Saika efa namboarin'ny hafa daholo ny sipa. Ny sasany aza mety efa nanala zaza indimy @'ny bandy dimy samihafa vao manambady hafa fahafolo. Fandrosoana izany hoy ny tanora. Tsy ahy ny adihevitra fa milaza ny zava-misy aho.
14. zandikely
(
06/05/2008 01:14)
Any Madagascar aza no tena loza koa, 14 -16 ans efa rovitra daholo!
15. Jeankely
(
06/05/2008 05:16)
Tsisy olana satria efa hifanaovana. Ahoana no lehilahy mitety vehivavy efa tsy hita isa araka ny resakareo atsy ambandika no hitetika ahita virjiny. Samy manao noho izany tsisy hanenjehina ny rovitra.
16. tess
(
06/05/2008 05:35)
Jeankely:
Tsisy olana satria efa hifanaovana. Ahoana no lehilahy mitety vehivavy efa tsy hita isa araka ny resakareo atsy ambandika no hitetika ahita virjiny. Samy manao noho izany tsisy hanenjehina ny rovitra.
ekena ekena ekena wa ry zankely ah!
^:^
17. xxx
(
06/05/2008 06:43)
rajoelina:
Kôzy fa amzao ny 18taona tsisy virjiny intsony, raha tsy we le sipa faranzay tsy tiako ireny angamba.
Any Mscar mety mino aho fa na dia 30ans aza mbola misy betsaka, fa eto Europa aloha dia sanatria.
Hasambarana ve ra mahita?
sao de mba tany @ masera kosa ise no nanao reportage, reny mody hendry be reny nge no tena mpanao azy refa tena dinihana, mila tairina kely fotsiny, olombelona ve ry ise de tsy hieritreritra fitiavana dia inona fotsiny no atao @ ty fiainana sa manisa lalitra ve???ra misy pervers aty andafy dia miexiste koa zany eran'ny zao tontolo zao donc koa any dago, ny fisehony fotsiny no tsy mitovy e
18. zoky
(
06/05/2008 07:08)
fa tena marina tokoa ve oe misy karazana sipa mafy be ny hymen-ny rehefa b be taona vao sahy manao, fa nisy sipa nanambady mbola virja 25 taona teo ho eo(ef taloha2 alo zany an!), d ts hay na le sipa no saro-tahotra na le kofa no ts sahy manapasaka fa dia nentina tany @ hopitaly no didina ny hymen le sipa. ka nony vita ny fandidina de nisaotra le Dr nandidy le kofa. de lasa resaka ambadika oe za namaky ny vadin lery indray no isaorany :-D
19. Koditra
(
06/05/2008 07:14)
Lisany ko nge variana mitady lavitra e! Ato @ serasera defa bobaka be ny sipa vierge. Omeko ohatra lisany : princesseN - tsiambaratelo - endrika01 - tess ...
Jereo ny mombamomban'ireo eo @le oe mari-bolana fa Vierge no soratany eo =)) =)) =)) =)) =)) =))
Jereo ny mombamomban'ireo eo @le oe mari-bolana fa Vierge no soratany eo =)) =)) =)) =)) =)) =))
20. sytl
(
06/05/2008 07:30)
zà alou mbola verjiny foan hatramzao e! zay no mahagasy ahy knou!aleo alou zà hiomehy! =)) =)) ^:^
