sipa verijiny

41. manuela ( 17/05/2008 08:22)
za zao 18ans dans exactement 3mois eo eo!et je suis encore vierge!ts wé akor ref manao ny oul dé anao kou,na wé malaz zany fa samy manan ny toetrany ny oul!za zao mafatatr sipa genre lé mola mola sy miodina reny fa mbol virja tsara izy!nefa iz tong dé canon b an!ka io woa,arakaraky ny oul fotsiny!tsy mis mafatantra anzan zato isanjato!
42. Jeankely ( 17/05/2008 11:42)
Ok "manuela". Mahafinaritra rehefa mahafehy tena ary lazao ny namana fa isaindry zalahy raha vao hitany ny boky mikatona. :-D :-D :-D
43. naughtyboy ( 17/05/2008 17:23)
rajou mbo mila fanazavana misy2 fa otrany oe aiza no misy sipa virja no fazaoko ty fanotaniana ty,tsy azoko tsara kalo oe zay v no zvdehib @ la .satria virjiny le sipa de siora v ela fa tsy maintsy mahasambatra zay de ahona zany ny mahaoul feno ilay sipa sa odina fann oh. otrany tsy poinsa tsara manko le kozinla eto na virtoaly aza :D ra zay fotsiny manko no atenainla de eo ela no raisina fa misy2 atidoha afaka mandinika ,fanahy afaka mitsara sy toetra tsara ko ny sipa fa tsy ho raisidraina @ zao ny etany ..
44. Jeankely ( 17/05/2008 23:59)
Tsara ary mazava ka dia misaotra anao. Samy nanomboka tamin'ny virjiny fa misy ny miporitsaka tsy tana ary misy ny mahay mipetraka ka tsy io no hilazana feno ny ati-doha. Sahala ny lehilahy koa ve afaka ambara fa izay lava sy be filahiana no manandoha sa no tsisy saina? :-D :-D :-D :-D
45. naughtyboy ( 18/05/2008 10:45)

o.k misangojy b ny fazahoany jeankely resaka,ny loha zany de itoerany saina na lahy iny na vavy,ny filahiana de manana garaziny ko ao anelakelapenao no misy azy,ka andramo daoly de itanao ny valiny fa tsotra b
:-D :-D :-D
46. Jeankely ( 18/05/2008 13:38)
Ka izahay tsy nianatra ve tsy hifangaro e.
47. naughtyboy ( 18/05/2008 14:14)
le manafangaro resaka foana no tena manavanana anao fa tsisy idirany resaka fianarana iny fa B kool 8)
48. naughtyboy ( 19/05/2008 12:52)
rajou tsy mbola nomenla ny valiny fanotaniko ,zvdehibe ho anla v le sendra virja mety bonus sa lahatra sa tanjona..
ozy ela mantsy kôzy ity ah: nisy sipa zay nikôzy tamiko we: zah angah hanome!

49. rajoelina ( 19/05/2008 13:26)
naughtyboy:
rajou mbo mila fanazavana misy2 fa otrany oe aiza no misy sipa virja no fazaoko ty fanotaniana ty,tsy azoko tsara kalo oe zay v no zvdehib @ la .satria virjiny le sipa de siora v ela fa tsy maintsy mahasambatra zay de ahona zany ny mahaoul feno ilay sipa sa odina fann oh. otrany tsy poinsa tsara manko le kozinla eto na virtoaly aza

Tsara le hafatry elah ka! sady dakôro zah am'le fifanajana ny sipa rehetra.

Tsy hitako zay ho lazaina fa fiainana daolo izany e. ok?

;-)
50. Jeankely ( 20/05/2008 00:00)
Lehilahy iray mitady virjiny 30 noho izany misy ny lehilahy tsy mahazo satria efa vitan'ny sasany ny baolina. Ny mahaizy ilay olona no jerena fa tsy ny (l) riny.
51. naughtyboy ( 21/05/2008 15:46)
o.k milay less rajou a :wink:
52. Jeankely ( 03/06/2008 04:20)
Inona no olanabe sarotra vahana "sipa tsy virjiny" sa l"ehilahy malemy latak" ?
53. xxx ( 03/06/2008 22:48)
Izaho aloha gasy teraka tany dago, tonga à l'age de 16ans taty france, mais afaka nitandro ny fahadiovako atramin'ny 21ans, asa angamba sendra ny lehilahy tia aho, ka niandry ny fahavononako izy. Ary mino aho fa tsy voatery itovy @ vazaha isika gasy na aty @ taniny aza.Marihiko fa gasy io olontiko io a! zay lasa vadiko.
54. Jeankely ( 04/06/2008 02:03)
Midera anao Jeankely ary hatoroy ny mibirioka.
55. harry5 ( 06/07/2008 08:50)
ka maninona moa ny sipa hiany no lazina amin virj
ary firy amin lehila no mbola virj zany hoe hatramin daty mariage hihihihi
:D
56. rinakely1 ( 05/08/2008 19:09)
Tsara aloa raha mbola virjiny lé sipa satria fampisehona izany fa olona matotra izy ary koa tsy mikilangalanga. ary matoa izy zany manome io tolotra tsara be io hoan'izay vadiny dia mba hohajainy vadiny koa izy aty aoriana.

Fa @ zao andro iainan-tsika izao, efa mandroso be ny sexualité-ny zaza. Any azo atao dia ny mitandrina fotsiny sisa e!!! Dia tsy mandeha manao etsy sy eroa koa na tsy virja tsony azany.
57. aingheri ( 08/08/2008 07:32)
zah zao ts virj tsony fa efa niteraka ray!!!!! :-D :-D :-D :-D :-D
58. xxx ( 24/08/2008 11:48)
manuela:

za zao 18ans dans exactement 3mois eo eo!et je suis encore vierge!ts wé akor ref manao ny oul dé anao kou,na wé malaz zany fa samy manan ny toetrany ny oul!za zao mafatatr sipa genre lé mola mola sy miodina reny fa mbol virja tsara izy!nefa iz tong dé canon b an!ka io woa,arakaraky ny oul fotsiny!tsy mis mafatantra anzan zato isanjato!


Tohizo akia ny fahendren-dry a. Tsy misy mahamaika io zavatra io. Fa izay avy teo aza dia manenina daholo.
Misaotra anao manao fijoroana vavolombelona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079