tsy manaonao fona ve?

1. ari.malala ( 05/05/2008 11:21)
I Jesoa talohan'ny niakarany any an-danitra nanafatra hoe manaova batemy ny olona rehetra amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina, nefa ireo apostoly refa nanao batemy d t@ anaran'i Jesoa iany, d ts manaonao fona ve zareo, sa aona izany? De misy koa izao hoe natao batemy fa tsy mbola nandray ny fanahy masina, fa ahoana izany? fa angaha moa tsy rehefa atao batemy d mandray ny fanahy masina?
répondu par xxx le 10/05/2008 13:42
2. tlay ( 05/05/2008 13:04)
tsara aky zany atao ndry zany :D :D :D
3. ikaretsaka ( 05/05/2008 14:47)
amiko manokana..
arakaraky ny itsaranao azy ihany.
i Joany badista tsy hay koa izao hoe t@ anaran'Iza no nanaovany batemy
fa tsy ni condanner azy i Jesoa fa nanao remarque fotsiny
4. mmmhh ( 05/05/2008 14:48)
Aiza ho aiza @ baiboly kay misy apôstôly manao batemy @ anaran'i Jesoa zany? Tsy mananihany zà fa tena tiako ho fantatra, mbola tsy nahita/nahare aloha zà hatram'zao fiangonana (na kato, na protestant na sekta, ...) nanao batemy/batisa @ anaran'i Jesoa e, FA TOA @ anaran'i Ray Zanaka Fanahy Masina fôna; Mba omeo ohatra hoe ... fa rah misy marina zany de manaonao fôna marina koa!
Ny manala demony @ anaran'i Jesosy no efa reko,
5. ikaretsaka ( 05/05/2008 15:11)
jereo fa misy ao
(ary ireto baibolista nefa tsy mamaky baiboly raha tsy intsimponana.... pfffff)
Asan'ny apostoly toko faha 2 andininy faha 38 raha tsy diso aho
Asa toko faha 8: 16
Asa 19:5

aiza re izany e?
6. Fody ( 05/05/2008 15:59)

Ika: normal be izy tsy mahita fa misy manao batemy amin'ny naran'i Jesoa satria ny azy Jesosy no ao anaty Baiboliny.


ari.malala: Ny Fanahy Masina dia maro ny asany. Raha efa avy natao batemy isika dia nandray ny Fanahy Masina tokoa izay nahatonga antsika ho zanak'Andriamanitra.
Tsy hoe rehefa mandray ny sakramentan'ny fankaherezana akory dia mandray Fanahy Masina hafa indray, satria ny Fanahy Masina dia efa ao amintsika. Fa ny Aina homeny antsika kosa no mitombo.
Izany hoe: raha zanaka fotsiny isika teo aloha, amin'izao fotoana izao kosa dia efa lehibe ka sady zanaka no iraka sy vavolombelona.

Ny Fanahy Masina dia iray ihany, nefa maro ny asany sy ny fanomezany ho an'ny tsirairay, ary tsy mitovy. Ny an'ny zaza dia tsy hitovy amin'ny tanora, ary ny an'ny tanora tsy hitovy amin'ny an'ny olon-dehibe....


Misaotra!
7. ikaretsaka ( 05/05/2008 16:06)

Ika: normal be izy tsy mahita fa misy manao batemy amin'ny naran'i Jesoa satria ny azy Jesosy no ao anaty Baiboliny.


oooh.. kay mo ny azy "Saosy" fa tsy "Soa"! resaak bizna fa tsy resaka faha"soa"vana

:wink:

Mbo sangisangy zary tenany e
8. rakaroka ( 05/05/2008 16:10)
:roll: :roll: :roll: mampieritreritra tokoa ilay fanontaniana noho ny fitobaky ny marque déposé signé :"Jesoa" any Dago amin'izao fotoana!
'ndraindray aza maka an-tsaina hoe mitampify any ho any ilay Atra sy ny Fanahy Masina satria tsy tsy rà sy mofo :roll: :?: 8O :roll: :?:
9. ikaretsaka ( 05/05/2008 16:16)
ka eo le izy heo tsy hay intsony hoe noho ilay "soa" ve le izy sa noho ilay "saosy"
10. niryna ( 05/05/2008 16:58)
ari.malala:

I Jesoa talohan'ny niakarany any an-danitra nanafatra hoe manaova batemy ny olona rehetra amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina, nefa ireo apostoly refa nanao batemy d t@ anaran'i Jesoa iany, d ts manaonao fona ve zareo, sa aona izany? De misy koa izao hoe natao batemy fa tsy mbola nandray ny fanahy masina, fa ahoana izany? fa angaha moa tsy rehefa atao batemy d mandray ny fanahy masina?
tsy mbola naheno aho hoe manao batisa amin'ny Jesoa izany na Jesosy izany no fantatro aloha a
Batisa amin'ny rano(water baptisme) na batisa amin'ny fanahy masina (baptisme of holy spirit)

Ari-malala a,i Jaona mpanao batisa nanao batisa tamin'ny rano ary na i kristy aza dia nataony batisa.Rehefa natao batisa i kristy dia tonga tao aminy ny fanahy masina ary io dia famantarana nomen'Atra an'i Jaona mpanao batisa,ilazainy ny hoe " io no Zanako Malalako"
Ny ankizy kosa dia atao batisa (dedicated) ary tany amboalohany dia ny zanaka voalohany ihany no natao anio fa taty aoriana dia natao daholo,na izany aza na zanaka mpina na tsy mpino ny zaza rehetra dia tsy manantsiny (ny taona io dia izay fotoana ahalalan'ny zaza ny ratsy na miditra ao aminy ny fahotana dia mbola zaza avokoa no hilazana azy) raha sanatria ka maty ny zaza dia mankany amin'Atra avokoa.
Ny batisa indray dia endrika hilazana sy hijoroana vavolombelona amin'izao tontolo izao fa manome ny fiainany ho tantan'i Kristy ilay olon-dehibe ,ary manaiky an'i kristy ho tompo sy mpamonjy azy.MIno azy fa maty noho ny fahotany,mino azy fa zanak'Atra,ary mino an'i kristy ihany koa fa nitsangana tamin'ny maty ary mbola mino azy ihany koa fa hiverina hitsara ny velona sy ny maty indray izy. Rehefa manaiky an' i Kristy irery ho tompo sy mpanavotra azy ilay olona dia eo no antsoina hoe zanak'Atra izy ary eo koa no manomboka mirotsaka ao aminy na tonga ao aminy ny fanahy masina.
Marihina fa ny fanahy masina dia fanahin'i kristy ary izay mino an'i kristy irery ihany no manana an'io fanahy masina io
Raha mino zavatra hafa izany ilay olona dia tsy hisy fanahy masina hiaraka aminy izany ao

11. ikaretsaka ( 05/05/2008 17:31)
tsy fampianarana sekoly alahady anie ry niryna no ilain' i ari fa hoe "manaonao foana ve"
mba vakio aloha de le sujet valiana fa manjary a cote
12. naritsimba ( 06/05/2008 08:44)
Ny finoanao no mahavonjy anao.
13. ari.malala ( 06/05/2008 13:51)
ika, misaotra tamle fanamarihana hihihi

Misaotra daolo amin'ilay valinteny :) fa ilay hoe tsy mbola nandray ny Fanahy Masina anie ao am asan'ny apostoly ao iany no misy an'izany e! hoe nanotnany i Paoly hoe efa nandray ny Fanahy Masina ve ianareo, de namaly ireo olona hoe tsy mbola, de vao nametrahana tanana sy nandray ny Fanahy Masina, d eo no tsy azoko...

14. ikaretsaka ( 06/05/2008 14:32)
ka izya ilay izy... misy act ..amiko io asan'ny fanahy masina io ohatran'ny hoe dite na kafe asiana siramamy..

raha alainao ny dite na kafe ka asianao siramamy kanefa tsy asianao ilay asa hoe manafangaro na noharoharoanao t@ sotro na manontsakontsana azy... tsy ho mamy mihitsy ny kafe sy ny dite anao an
15. ikaretsaka ( 06/05/2008 14:37)
ka izya ilay izy... misy act ..amiko io asan'ny fanahy masina io ohatran'ny hoe dite na kafe asiana siramamy..

raha alainao ny dite na kafe ka asianao siramamy kanefa tsy asianao ilay asa hoe manafangaro na noharoharoanao t@ sotro na manontsakontsana azy... tsy ho mamy mihitsy ny kafe sy ny dite anao an
16. rijadolly ( 06/05/2008 15:50)
ari.malala:
fa ilay hoe tsy mbola nandray ny Fanahy Masina anie ao am asan'ny apostoly ao iany no misy an'izany e! hoe nanotnany i Paoly hoe efa nandray ny Fanahy Masina ve ianareo, de namaly ireo olona hoe tsy mbola, de vao nametrahana tanana sy nandray ny Fanahy Masina, d eo no tsy azoko...
Tsy mbola tao aminy aloha Jesoa Kristy matoa izy mbola tsy naharay Ilay Fanahy Masina
niryna:
Rehefa manaiky an' i Kristy irery ho tompo sy mpanavotra azy ilay olona dia eo no antsoina hoe zanak'Atra izy ary eo koa no manomboka mirotsaka ao aminy na tonga ao aminy ny fanahy masina.
Matoa nametrahan'Paoly tanana ireo olona izay voalaza fa mbloa tsy nandray ny F.M.(Mbola tsy nandray an'Jesoa ho Tompo sy Mpamonjy mazava oazy)dia nasahy nandroso sy nanolotena ho an'Jesoa izireo fa tsy niforce-na.Iny fanoloratena sy fanekena an'Jesoa ho Tompony sy Mpamonjy azy iny ++ ilay tsondrano(fametraha tanana+rano) dia tonga ao anatinao ny Fanahy Masina.
niryna:
Marihina fa ny fanahy masina dia fanahin'i kristy ary izay mino an'i kristy irery ihany no manana an'io fanahy masina io

17. ikaretsaka ( 06/05/2008 16:19)
Marihina fa ny fanahy masina dia fanahin'i kristy ary izay mino an'i kristy irery ihany no manana an'io fanahy masina io

dia ahoana ny momban-dry abrahama sy ry moizy sy ry Davida sns?
18. majesty ( 06/05/2008 16:30)
hoy ika:
ka izya ilay izy... misy act ..amiko io asan'ny fanahy masina io ohatran'ny hoe dite na kafe asiana siramamy..

raha alainao ny dite na kafe ka asianao siramamy kanefa tsy asianao ilay asa hoe manafangaro na noharoharoanao t@ sotro na manontsakontsana azy... tsy ho mamy mihitsy ny kafe sy ny dite anao an


hafa indray iny!
19. ikaretsaka ( 06/05/2008 16:48)
raha lazaina @ fomba tsotra de hoe tsy wawawa fa asa!
20. rijadolly ( 06/05/2008 17:12)
niryna:
Marihina fa ny fanahy masina dia fanahin\'i kristy ary izay mino an\'i kristy irery ihany no manana an\'io fanahy masina io
ikaretsaka:
dia ahoana ny momban-dry abrahama sy ry moizy sy ry Davida sns?
@ zao angamba aloha dia mazava tsara kosa fa tsy nahazo ilay Fanahin\'Fahamarinana(Fanahy Masina) ianao raha tsy naniraka Azy io ny Zanaka(Ho an\' Kristianina),Izay efa tao amin\'Zanaka.
Ahoana ny hevitr\'ika(eny isika rehetra aza) amin\'ireto teny notsimponiko ireto izay tao amin\' Baiboly
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=1&andininy=26-26&dika= Ary Andriamanitra nanao hoe: Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika ; ary aoka izy hanjaka amin\'ny hazandrano ao amin\'ny ranomasina sy ny voro-manidina sy ny biby fiompy sy ny tany rehetra ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin\'ny tany.
Iza avy ilay hoe Tsika?
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=22&andininy=41-46&dika=
Iza no tokony nandray ny Fanahy Masina Voalohany? Ny Zanaka sa ny olombelona atao hanompo Azy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1358