tsy manaonao fona ve?

21. ikaretsaka ( 06/05/2008 18:12)
voa eo amin'ny dikanteny indray i rija

zaho raha miteny dia afaka manao hoe izany izahay raha mipaozy..
tsy izahay hoe ianona sy anona io fa izahay izaho irery!
22. rijadolly ( 06/05/2008 19:11)
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=1&andininy=26-26&dika=asv-ls

Jesoa ve ry ika teo ankavanan'Andriamanitra no nando ny seza fiandrianany sa taty an-tany izy no forme-na ho iraka anao ny asaNy izay vao niakatra ho eo an-kavanan'Andriamanitra?
23. ikaretsaka ( 06/05/2008 19:44)
dia vao mainka very eo @ problemen'ny telo izay iray iray i RD
isika ve telo sa isika ve le 1?
24. fijo ( 06/05/2008 20:27)
ilay "fanahy masina "anie tsy inona fa ny herintsainao ihany e.mihevitra ianao ,fa rehefa nahavita "ilay fomba"iray(fametraha tanana ,na batemy)dia misy fanahy,nefa ny herintsainao ,no mitombo satria izay no fiheverany azy.toa ny mpihaza afrikanina hoe rehefa mahavita "fomba iray"misy le mihazakazaka eo ambony lamosin'omby,nisy le asaina kaikerin'ny vitsika marobe;misy le tatahana ny tavany"vita io fomba io,dia mihevitra izy fa misy hery manampy azy amin'izay ahafahany miatrika ny haza.tamin'izany misy ny fiazana liona amin'ny lefona,ka mil aherintsaina.de io fomba io no "heveriny ,fa ahazoana ilay herintsaina"na fanahy masina hoan'ny mpino kristianina
25. ari.malala ( 07/05/2008 07:16)
fijo, sasanangy roa samy hafa mintsy zany resahinao izany! fa angaha ny kristianina mila tatahana izany ny tavany? :-D:-D:-D:-D:-D

Mahafanina ny miresaka am RD! :roll: :roll: inona ny idiran'ny fanekena ho Tompo sy mpamonjy am tsy mbola nandray ny Fanahy Masina? ny fampianarana azoko hatramin'izay d we rehefa atao Batemy ny olona iray d mandray ny FanhyMasina avy hatrany, nefa ireo olona ireo ts mbola nandray ny Fanahy Masina, d eo no mipetraka ny fanontaniako hoe fa nahoana aza! sa ve satria tsy t@ anaran'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina izy ireo fa t@ anaran'i Jesoa ftsn iany?
26. rijadolly ( 07/05/2008 16:42)
ari.malala:
Mahafanina ny miresaka am RD! inona ny idiran'ny fanekena ho Tompo sy mpamonjy am tsy mbola nandray ny Fanahy Masina?
rijadolly:
@ zao angamba aloha dia mazava tsara kosa fa tsy nahazo ilay Fanahin'Fahamarinana(Fanahy Masina) ianao raha tsy naniraka Azy io ny Zanaka(Ho an' Kristianina),Izay efa tao amin'Zanaka.
27. ikaretsaka ( 07/05/2008 16:50)
Izao ary ry RD..
Raha ireny misy kabary ireny dia miteny ilay mpikambary hoe 'Amin'ny anaran'i dadan'i RD" dia midika ve izany fa compris i RD?
sy heo amin'ny anaran'ny "fianakaviana RD" ?
jerevo le nuance
marina fa part an'ny "fianakaviana RD" i RD sy ny dadan'i RD, ary ra iray ihany sns.... fa na izany aza tsy i dadan'i RD akory no antsoin'ny olona dia i RD no tamy avy any mipik'elika
28. Fody ( 07/05/2008 17:00)

Tsy azoko loatra ilay resaka ifamalian'i RD sy Ikaretsaka.
Saingy tiako kosa ny manamarika fa: Ny Ray, ny Zanaka, ny Fanahy Masina dia efa nisy hatrany amboalohany.
Efa hatramin'ny voalohany no Nisy Jesoa (ny Zanaka), vakio ny Joany 1, 1.
Efa hatrany am-boalohany no nisy ny Fanahy Masina.
Efa hatrany am-boalohany no Tokana Andriamanitra, saingy tsy manirery, izany hoe: Trinite.

Mety hamaha ny olana resahanareo angamba io!

Misaotra
29. ikaretsaka ( 07/05/2008 19:59)
le hoe hanangana Olombelona mitovy amintsika (hoy andriamanitra) no olana e..
fia misy manitatra @ le hoe noho io no maha olombelona an'andriamanitra...
dia hoy aho hoe i adama no resaka eto.. ka i Adama izany Andriamanitra ?
30. ari.malala ( 08/05/2008 07:09)
Izaho dia mahazo tsara ny atao hoe Trinite, maha Tokana fa tsy irery an'Andriamanitra, fa tsy azoko mintsy ny lojikan'i RD e! tsy mamaly ny fanontaniako ianao ry Rija fa toa mamerina ny zavatra efa tsy mazava amiko! averiko ilay fanontaniana, inona no idiran'ny tsy fandraisana ny Fanahy Masina @ fanekena na tsia an'i JEsoa ho Tompo sy Mpamonjy? tsy atoko ity ve rehefa natao Batemy ny olona d mandray ny Fanahy Masina avy hatrany ,ary io Fanahy Masina io d mitoetra foana fa tsy hoe toy ny vahiny ka lasa d miverina d lasa indray? ary tsy izany no tiako anontaniana fa hoe misy olona t@ androndry Paoly, natao batemy fa saingy tsy mbola nandray ny Fanahy Masina, d eo no anontaniako hoe fa maninona no tsy mbola nandray ny Fanahy MAsina izy ireo? d io valiana fa aza mamerina disk fa manjary goaka le iz sady miodina ny resaka fa ts mazava, misaotra :)
31. rijadolly ( 09/05/2008 02:46)
ika:
Izao ary ry RD..
Raha ireny misy kabary ireny dia miteny ilay mpikambary hoe \'Amin\'ny anaran\'i dadan\'i RD\" dia midika ve izany fa compris i RD?
sy heo amin\'ny anaran\'ny \"fianakaviana RD\" ?
jerevo le nuance
marina fa part an\'ny \"fianakaviana RD\" i RD sy ny dadan\'i RD, ary ra iray ihany sns.... fa na izany aza tsy i dadan\'i RD akory no antsoin\'ny olona dia i RD no tamy avy any mipik\'elika
Tsy mipik\'elika ny ZANAKA (Jesoa) fa kosa nanaja ny Ray(ny sitrapon\'RAY no nataoNY fa tsy ny SitrapoNy)Ny anjara Fanjakana dia http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=10&andininy=22-22&dika=
Fody:
Tsy azoko loatra ilay resaka ifamalian\'i RD sy Ikaretsaka.
Saingy tiako kosa ny manamarika fa: Ny Ray, ny Zanaka, ny Fanahy Masina dia efa nisy hatrany amboalohany.
Efa hatramin\'ny voalohany no Nisy Jesoa (ny Zanaka), vakio ny Joany 1, 1.
Efa hatrany am-boalohany no nisy ny Fanahy Masina.
Efa hatrany am-boalohany no Tokana Andriamanitra, saingy tsy manirery, izany hoe: Trinite.

Mety hamaha ny olana resahanareo angamba io!

Misaotra
Misaotra Fody fa tena nanampy ny fanazavako io a!
ari.malala:
tsy mamaly ny fanontaniako ianao ry Rija fa toa mamerina ny zavatra efa tsy mazava amiko! averiko ilay fanontaniana, inona no idiran\'ny tsy fandraisana ny Fanahy Masina @ fanekena na tsia an\'i JEsoa ho Tompo sy Mpamonjy?
Niopana betsaka tam\'io fanotaniana io ny valim-panotaniako,nefa ra tsy azonao ny hevitra natolotro dia mangataka ny hafa aho hanazava azy.Ra :-*
ari.malala:
ary tsy izany no tiako anontaniana fa hoe misy olona t@ androndry Paoly, natao batemy fa saingy tsy mbola nandray ny Fanahy Masina, d eo no anontaniako hoe fa maninona no tsy mbola nandray ny Fanahy MAsina izy ireo? d io valiana fa aza mamerina disk fa manjary goaka le iz sady miodina ny resaka fa ts mazava, misaotra :D
:D :D Afaka mba omenao ahy ve ny toko misy an\'io fa tsy voamariko loatra angamba io tsy fandraisana Fanahy Masina io refa avy atao batisa?Misaotra mialoha.
32. ikaretsaka ( 09/05/2008 03:04)
momba ilay toko lazain' i Ari dia misy manao batemy amin'ny anaran'i Jesoa fotsiny: mahagaga ity toko sy andininy ity aloha... ianaroe iznay tsy mamaky baiboly raha tsy hitsimponana toko sy andininy? ok tsy maninona
Asa 19:5 ve tsy mi contrarier ny voalaza @ hafatr;i Jesoa ao @ matio 28:19?
33. Ilo ( 09/05/2008 06:54)
Raha amiko manokana aloha dia tsy mino aho hoe misy zavatra mifanohitra ao @ baiboly fa mety hoe ny fomba fiteny azy no samihafa arakaraka ny personnalité an\'ilay nanoratra azy. Satria amiko dia izay voasoratra rehetra ao dia avy @ A/tra avokoa fa ny mpanoratra dia fitaovana ihany.

Raha mikasika ny batisa indray dia misy karazany maro ny batisa (batisa @ rano, batisa @afo). Ny matio 28:19 dia milaza ny batisan\'ny fibebahana ary ny asa 19:5 dia milaza ny batisan\'ny fanahy masina (rehefa mandray an\'i Jesoa ho tompo sy mpamonjy isika dia mirotsaka ao amintsika ny fanahy masina).
34. ari.malala ( 09/05/2008 07:58)
rijadolly, http://baiboly.katolika.org/boky/Asa/19 d jereo ny andininy 1 - 7 d ao no misy ilay hoe ts mbola nandrya ny Fanahy Masina sy natao batemy t@ anaran'i Jesoa. Ny hafatra nefa d hoe manaova batemy @ anaran'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy MAsina.
35. rijadolly ( 09/05/2008 15:02)
ikaretsaka:
momba ilay toko lazain' i Ari dia misy manao batemy amin'ny anaran'i Jesoa fotsiny: mahagaga ity toko sy andininy ity aloha... ianaroe iznay tsy mamaky baiboly raha tsy hitsimponana toko sy andininy ok tsy maninona ?
Asa 19:5 ve tsy mi contrarier ny voalaza @ hafatr;i Jesoa ao @ matio 28:19?
=)) =)) =)) =)) aza mampmé ry sé marina a!Za zao tsy nanana heritreritra an'io akory dé sé no mahana voalohany =))=)) ihihihihihi! aiko anié ny maha mahana an'sé ao é.Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ry sé a!Misaotra @ fanomezana ny teniNY ho an'tsy mahalala. :-* :-*
36. ikaretsaka ( 09/05/2008 15:56)
atao hoe memeky nareo fa feranareo isantoko sy andininy fotsiny ary e
37. fijo ( 09/05/2008 21:38)
ari,aza le hoe "tatahana"no raisina,fa le hoe "fomba "mila fanatanterahana io fomba io.de izay vao hoe nidiran'ny fanahy"masina "na hery
38. ikaretsaka ( 09/05/2008 21:54)
RD> inopna nop idiran'ny fiderana ny voninahitr@ Atra amin'ny fanendrinkendrehana ahy ho mahana kay? :wink:
39. fijo ( 09/05/2008 21:59)
hi hi ih hafa koa izay.
40. rijadolly ( 10/05/2008 07:57)
ika:
RD> inopna nop idiran'ny fiderana ny voninahitr@ Atra amin'ny fanendrinkendrehana ahy ho mahana kay? :wink:
oay Azafady marina fa nanendrikendrika ny olona tsy mitsipona =)) =)) =)) =)) =)) .

Tsara ry sé ny manome toko sy and oh io ataon'sé io a!Tenin'Andriamanitra anié no afafin'sé e!zay no maha voninahitra ho AZY fa tsy ho an'sé zay atao ho fitaovana fotsiny;sa ho an'sé no tiny sé fa tsy ho an'Andriamanitra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079