Mandrehitra "phare"
1. ni81
(
04/05/2008 16:19)
Any dago rehefa mifanena ny fiara anankiroa , ka te hanontany ny saofera hoe misy polisy na zandary any @ lalana any sa tsia; dia tonga dia mandrehitra "phare" ilay iray, ary valian' ilay iray @ fihetsika @ tanana hoe: misy na tsia. Fa aty frantsa kosa dia mandrehitra "phare" ilay iray, raha toa ka hampilaza @ ilay mifanena aminy fa misy polisy na zandary ao @ lalana ao ka tokony hanaraka tsara ny hafainganam-pandeha voasoratra @ panneaux izy . Ary mba ahoana ny any Italia na Espagne, Amerika sy ny hafa any?
répondu par rapala le 09/05/2008 09:54
4. ni81
(
04/05/2008 20:33)
otrny itoviza doly io rambola eto an-tany eFa ahoana no hoe itovizana? Ny any dago izao io dia efa hafa koa!
5. milaibe
(
04/05/2008 20:38)
efa misy ko eto frantsa detektera radar fixe sy mobil coyote no anarany ireo samy an io fitaovana io d manindry bouton @ radar mobil de zay namany rehetra sendra mandalo eo tonga d mihamaneno araka2 ny fanatonanao ilay radar hotran ny @ radar fixe ireny ihany le izy
6. rapala
(
09/05/2008 09:54)
ni81, aty aminay akia tsisy an'izany mifandefa signe izany a satria tsy ny autoroute ihany no misy camera fa ny ny lalana an-tanana aza, dia efa hainy olona hoe aiza daholo no misy ireo camera ireo, tsy hilaina intsony ny polisy raha tsy hoe misy rà gravy anga!