Vakansy Côte d'Azur

1. Ralay ( 02/05/2008 07:23)
Efa tsy ho ela intsony dia ho tonga ny vakasy lehibe (vacances d'été) volana jolay sy aogositra ka ho an'ny namana izay maniry ny hanao izany aty @ faritry NICE côte d'azur dia misy trano (studio) azo hofaina mandritr'ireo fotoana ireo. Ho an'izay mila ny andinindininy dia afaka mandefasa hafatra amiko.
:lol:
répondu par Ralay le 01/08/2008 14:49
2. tsikih ( 24/05/2008 21:10)
ok !! salama tsara ve ianao Ralay an ? misaotra amin'ny hevitre fa ho ite miandalana eto ihany e !!!! mbola mitady vola aloha izao hanaovana vacances .... Mazotoa e !
3. Ralay ( 30/05/2008 15:58)
Efa hita ve le vola hanaovana vakansy ry tsikhi a :lol: haingana fa sao tara vakansy eo e dia mazotoa koa e :lol:
4. ds ( 30/05/2008 21:53)
Nataoko hafatra manokana any ny ahy :-)
5. Ralay ( 11/06/2008 05:42)
ds: Misaotra fa voaray e :lol:
6. ftma ( 11/06/2008 08:15)
Ralay ny ahy koa ataoko hafatra manokana :)
7. diamondra27 ( 11/06/2008 11:30)
ralay merci e mety handalo vite fe fotsiny ngamba ra tsy mikandra e de mamangy anareo any

sady mis offre tsara zao am sncf an

de kiss doly zany nareo ao nice ao aloha

ralay v tsy hande vacs fa enao mitsy nge no aleha any e :-D :-D
8. Ralay ( 24/06/2008 15:26)
diamindra27: Ny ahy efa vakansy mandritry ny taona ka inona intsony indray ny vakansy atao eo e :))
9. Ralay ( 01/08/2008 14:49)
diamondra27> Aiza njy toa mbola tsy nanao resérvation fa ny semaine-n'ny 16 août au 23 août sisa anie no misy toerana e :lol: Haingana sao songonan'ny hafa eo. Izay namana nandalo taty rehetra izao dia tena tsy te hody daholo nefa tsy afa-manohatra nohon'ny adidy aman-draharaha. :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5398