FAdio ny mividy Vista

1. xxx ( 30/04/2008 04:06)
Tena tsy mamely rey olona ny windows vista, fa aza mividy mihintsy aloha hatreto an. Indrindra raha ny fitaovana ao aminao na ny zavatra ananao teo aloha mandeha amin'ny XP sy ny midina. Tena tsy fantatr'ito alika Vista ito mihintsy. Fa mba mitandrema ihany, fa aza matin'ny vaovao loatra. Izaho mantsy izany tratra dia zaraiko aminareo ilay traik'efako.
Raha ovainao XP ny OS amin'ny pre-installed vista, dia very na tsy mandeha ny hardware sasany, ary tsy tafaverina mihintsy na averina adika indray aza ilay Vista alikamaty
répondu par Kwasi le 02/05/2008 19:00
2. xxx ( 30/04/2008 05:09)
ny ahy aloha dia mbola XP foana no ampesaiko fa sendra en pane ny pc ninatso tenknisianina aho dia io koa no nolazainy tsy de nino aho hay marina ihany raha izany hoe tsy mamely ny vista :o
3. menalamba ( 30/04/2008 12:33)
Ka novonjivonjena natao haingana hifaninanana @ mac fotsiny anie izy io satria namoaka ny panther ny mac dia mba namoaka koa ry zareo ,anefa tsy mahasehaka sy tsy lavorary akory ilay izy fa dia asa koropaka ny fahitako azy.Ny Mac OS ,izao na dia efa ntaolo aza ny ordi anao ka asiana ireo système vaovao dia mandeha tsisy olana foana ny zavatra tany aoriana rehetra ,sady mifampitohy foana fa manome"mise à jour" foana ry zareo no tsy mahalala viriosy izany .
4. Veloo ( 30/04/2008 12:40)
za efa nidivy kle, nahagaga ahy mora ilay izy... atramin'izao aloha dia marina fa very ny zavatra sasany ao @ hardware. :twisted: :twisted:
5. ikotoleta ( 30/04/2008 12:49)
xxx:

Raha ovainao XP ny OS amin'ny pre-installed vista, dia very na tsy mandeha ny hardware sasany, ary tsy tafaverina mihintsy na averina adika indray aza ilay Vista alikamaty

nen'là koa efa adalana
:arrow: pre-installed ko ny driver
6. xxx ( 30/04/2008 13:14)
sao dia i xxx no tsy mahafolaka tsara azy ? Incontournable io izao
7. ikaretsaka ( 30/04/2008 15:27)
miividiana mac hoa... ny SAV an'ny mac mbola tsy manam-paharoa
8. niryna ( 30/04/2008 17:35)
xxx:

Tena tsy mamely rey olona ny windows vista, fa aza mividy mihintsy aloha hatreto an. Indrindra raha ny fitaovana ao aminao na ny zavatra ananao teo aloha mandeha amin'ny XP sy ny midina. Tena tsy fantatr'ito alika Vista ito mihintsy. Fa mba mitandrema ihany, fa aza matin'ny vaovao loatra. Izaho mantsy izany tratra dia zaraiko aminareo ilay traik'efako.
Raha ovainao XP ny OS amin'ny pre-installed vista, dia very na tsy mandeha ny hardware sasany, ary tsy tafaverina mihintsy na averina adika indray aza ilay Vista alikamaty



:D :D :oops: mampihomehy ilay fitenin'i xxx azy :D
9. Belami ( 30/04/2008 20:25)
xxx:

Tena tsy mamely rey olona ny windows vista, fa aza mividy mihintsy aloha hatreto an. Indrindra raha ny fitaovana ao aminao na ny zavatra ananao teo aloha mandeha amin'ny XP sy ny midina. Tena tsy fantatr'ito alika Vista ito mihintsy. Fa mba mitandrema ihany, fa aza matin'ny vaovao loatra. Izaho mantsy izany tratra dia zaraiko aminareo ilay traik'efako.
Raha ovainao XP ny OS amin'ny pre-installed vista, dia very na tsy mandeha ny hardware sasany, ary tsy tafaverina mihintsy na averina adika indray aza ilay Vista alikamaty



rehefa tsy mande le vista dia mitaingena moto vespa e =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. mbaliana ( 30/04/2008 20:36)
ny ahy aloha hatramin'izao dia mande tsara vista io
11. Belami ( 30/04/2008 21:20)
xxx : fa maninona no ovana XP indray alou e ????
12. melody ( 30/04/2008 21:35)
ny ahy vista tsisy blem fa mila mianatra kely fotsiny @ fampiasana azy satria tsy tsy dia misy hitovizany @ XP
13. xxx ( 30/04/2008 22:58)
Mbaliana Tsara izany raha tsy manana olana ianao.
Belami:

xxx : fa maninona no ovana XP indray alou e ????

Ka le tahiry taloha, sy ny manodidina rehetra dia XP sy 98 ny drive-ny. Fa rehefa ampifandraisana amin'ilay Vista, dia tsy hitany fa alohany foana. Dia miantso ny Windows support ianao, dia asainy miantso ny kaompanian'ilay manodidina ananao (Printer, HD, Machines...) Nefa ireo kaompania ireo tsy voatery hanana ilay Update azo adika akory.
Raha miasa amin'ny lab ianao dia mbola XP sy 98 na Dos no iasana. Dia rehefa manao fanadihadiana miaraka amin'ilay Vista tain'alika sy ny Office 2007 saka masiso, dia indraindray mba hadino ny mitahiry azy amin'ny dika XP na 98 dia tsy voavaky intsony indray ilay izy rehefa any amin'ny toerana tsy misy afa tsy XP sy 98 ianao. Tena masoso-paty.
Marina ny an'ikaretsaka fa aleo Mac
Sady mibahana tadidy be ilay Vista rey olona an.


14. ikotoleta ( 30/04/2008 23:19)
Raha miasa amin'ny lab ianao dia mbola 98 na Dos no iasana.

:arrow: gisitra rasamy gisitra ko ny labn'lisany
Nefa ireo kaompania ireo tsy voatery hanana ilay Update azo adika akory.
:arrow: Votery leity a :!: de manaiky anizany ve elà? fa iza nambotra ny manodidinani là? =))
Sady mibahana tadidy be ilay Vista rey olona an

:arrow: de adinony enaaaao ee =)) =))
15. xxx ( 01/05/2008 02:45)
[quote=ikotoleta]
Raha miasa amin'ny lab ianao dia mbola 98 na Dos no iasana.

:arrow: gisitra rasamy gisitra ko ny labn'lisany
[quote]
Tsy mbola misy Synchotron, na JEOL, SEM-TEM, TGA-DTA na NMR miasa amin'ny Vista izany kosa eh fa aza mampiesona leitsy eh. Ny DELL vaovaon'ny NASA aza mbola najanona XP
16. Kwasi ( 02/05/2008 19:00)
Ka ny an'ny microsoft ve tsy hoatr'io foana e. Raha mbola vao produit miditra ny tsena dia tsy mba stable mihitsy. Raha izaho aloha dia aleoko mijanona xp ihany mandrapaha.
Aleo mikisaka linux tsikelikely.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4354