" spam " @ finday (frantsa)
1. booboo
(
27/04/2008 17:30)
Sao mba misy mahafantatra kay, azafady, ny tokony hatao tsy hahazoana hafatra intsony @ tél. portable avy @ ity numéro ity : 20270 ?
Asainy miantso numero 0899machintruc izay fa tsy niantso zà kloungany e ! efa in-3 zay zà nahazo an'io...
Misaotra ho an'izay afaka manoro lay fika.
Asainy miantso numero 0899machintruc izay fa tsy niantso zà kloungany e ! efa in-3 zay zà nahazo an'io...
Misaotra ho an'izay afaka manoro lay fika.
répondu par ainaheri le 01/05/2008 10:57
2. tslem
(
27/04/2008 17:53)
zah koa efa nahazo d zah klou tsy niantso koa e,d efa nisy sms koa aza dia tena soratra oe anonymous mintsy ny mpandefa azy fa tsy numero dia asainy mi-connect @ site tsy tadidiko zay fa sanatria zah raha voa-faintiny am zany.
3. xxx
(
28/04/2008 05:47)
andefasana sms "STOP" izy dia tsy mahazo mandefa sms anao intsony.
mamaly fotsiny izy oe tsy handefa sms @ io num phone io tsony.
mamaly fotsiny izy oe tsy handefa sms @ io num phone io tsony.
4. Ralay
(
28/04/2008 10:41)
Marina io voalazan'i xxx eo ambony io fa na manao an'io aza ianao mety mbola hahazo ihany fa ny torohevitro dia izao. Ny message non sollicité misy foana fa ny tsotra indrindra dia tsy mamaly fa tonga dia fafàna.
10. mbaliana
(
28/04/2008 21:55)
tonga dia mamba be.... voadaka ny tiako tenenina amin'izany koa =)) =))
12. sakaizakely
(
30/04/2008 21:23)
booboo> miombonkevitra am Ralay
fafao fotsiny
za tsy mba azon'iza n'iza miantso n° hafahafa zany, rehefa tsy contacts -ko aza mo tsy valiako kou, maika fa hi rappelle oul tsy fantatra :roll: :roll: :roll:
Ignorer-o fotsiny e :°)
fafao fotsiny
za tsy mba azon'iza n'iza miantso n° hafahafa zany, rehefa tsy contacts -ko aza mo tsy valiako kou, maika fa hi rappelle oul tsy fantatra :roll: :roll: :roll:
Ignorer-o fotsiny e :°)
13. ainaheri
(
01/05/2008 10:57)
Ireny num andefasany reny d num antsapaka ataony mba anaovany arnaky fotsiny refa miantso azy enao,donc refa tsy fantatrao ny pandefa d aza vakina loha antsoina zany fa fafao d zay.