Soa toavina
1. Belami
(
26/04/2008 21:49)
Manahirana ahy io teny io satria tsy azoko tsara ny tena dikany, inona ny tena heviny @ teny frantsay ry reto :?:
répondu par dziana le 02/05/2008 11:26
2. ikotoleta
(
26/04/2008 22:26)
fantatr'ialahy ve ny atao hoe : Soa
ary ny atao hoe : Toa
=> donc Soa toavina
Koboy fotsiny ny mankatoa sy ny fanoavana dia oke bônne ry zoky a
ary ny atao hoe : Toa
=> donc Soa toavina
Koboy fotsiny ny mankatoa sy ny fanoavana dia oke bônne ry zoky a
4. ikotoleta
(
27/04/2008 15:17)
xxx:
avy @ hoe mankatoa (izany hoe manaiky) angamba ilay hoe toavina :)
tsy menatra mangala tahaka koa itony :-D ^^ :-*
5. xxx
(
27/04/2008 17:58)
ka tahaka io koa :-D,ngah tsy hain'ikotoleta lé oe "soa fianatra " sa moa "soa toavina" ?
6. Belami
(
30/04/2008 20:35)
xxx:
ka tahaka io koa :-D,ngah tsy hain'ikotoleta lé oe "soa fianatra " sa moa "soa toavina" ?
misy hifandraisany ve zany?