avortement:aidé moi

1. enc1tea17an ( 26/04/2008 08:29)
jai 17 an é je s8 enc1te js8 a 8 semaine daménohré mila sosokevitra avy @nareo je pa le gardé :cry:
répondu par minoulavitra le 24/06/2008 11:57
2. mimi7 ( 26/04/2008 09:07)
Tu as demandé des conseil alors en voici:

Journal d'une fillette qui n'a jamais vu le jour

5 OCTOBRE:

Ma vie a commencé aujourd’hui. Mes parents ne le savent pas encore, mais je suis déjà là. Et je serai une fille. J’aurai les cheveux blonds et les yeux bleus. Tout mon patrimoine est déjà fixé, même mon attirance pour les fleurs.

19 OCTOBRE:

Certains disent que je ne suis pas encore un être véritable, que seule ma mère existe. Mais je suis une personne bien réelle, de même qu’une petite miette de pain n’en est pas moins du pain. Ma mère existe, c’est une chose, mais moi aussi j’existe.

23 OCTOBRE:

Ma bouche commence à présent à s’ouvrir. Pensez que dans un an je me mettrai à rire et puis qu’un peu plus tard je parlerai. Je sais que mon premier mot sera: "MAMAN!"

25 OCTOBRE:

Aujourd’hui, mon cœur s’est mis à battre tout seul. Désormais, il va battre durant toute ma vie sans jamais s’arrêter. Au bout de plusieurs années, il finira par se fatiguer. Quand il s’arrêtera, je mourrai.

2 NOVEMBRE:

Je grandis tous les jours un peu plus. Mes bras et mes jambes commencent à prendre forme. Mais il faudra encore du temps avant que maman me serre dans ses bras sans se baisser, et que j’arrive à tenir un bouquet de fleurs et à embrasser papa.

12 NOVEMBRE:

Des doigts minuscules commencent à apparaître sur mes mains. Comme ils sont petits! Plus tard, je pourrai caresser les cheveux de maman avec.

20 NOVEMBRE:

C’est seulement aujourd’hui que le docteur a dit à maman que j’étais là, sous son cœur. Comme elle doit être contente! Tu es heureuse, dis, maman?

25 NOVEMBRE:

Papa et maman doivent sûrement me chercher un prénom. Ils ne savent pas encore que je suis une petite fille. Moi, j’aimerais bien m’appeler Catherine. Je commence déjà à être grande.

10 DÉCEMBRE:

Mes cheveux poussent. Ils sont fins, souples et brillants. Je me demande bien de quelle couleur sont ceux de maman.

13 DÉCEMBRE:

Ça y est; je commence à voir. Tout est sombre autour de moi. Quand maman me mettra au monde, il y aura du soleil et des fleurs. Mais ce qui me plairait le plus, c’est de voir maman. Dis, maman, comment es-tu?

24 DÉCEMBRE:

Je me demande si maman entend les faibles battements de mon cœur. Certains enfants arrivent au monde avec un handicap. Quant à moi, j’ai le cœur solide et en parfaite santé. Il bat régulièrement: boum-pa, boum-pa. Maman, tu as une petite fille en excellente santé!

28 DÉCEMBRE:

Aujourd’hui ma mère m’a tuée.

— Anonyme.

J'espère que cela t'aidera à prendre une bonne décision.
3. mmmhh ( 26/04/2008 12:23)
hanala zaza??? tsy solution zany amiko,
maninona rah miroso anefa e, teneno le nahabevoka anao hoe andao @ zay hatao ny raharaha;
Mety ho menatra ny fiaraha-monina enao, nefa tsy olana izany amiko,
rehefa lebebe ny zanakao, ataoko hoe 5 ans enao 22 ans, ho lasa fière ny tenanao enao, "jeune maman",
4. bravo ( 26/04/2008 12:24)
Tsy matotra ranga zany a!!! olana ampiana olana zany zvtr eritreretinao izany, ka rh ny evtro, AZA ALANA SAO HANENENANA :cry:
5. roxana ( 26/04/2008 12:49)
Zao kia a!
Conseil d'amie ty e!
Aza manala zaza fa mamono olona izany. Ateraho e!Indray andro any enao faly fa manana zanaka.Aza forcena le bandy refa tsy mety, vita fona io refa tonga eo!
Mahereza fa za koa torak'izany, efa 6 ans zao ny zanako.
Ny Fiaraha-monina manana ny filazany foana
Courage
ROXANA
6. ratonga ( 26/04/2008 16:26)
nareo marina tokoa 8O zaza vô 17 ans vé dé toronareo wé tazony fa sô mamono oul, tsssss!!!! tsy nareo marina no ikarakara sy amelona izany zaza izany dé moramora ery ny miteny wé aza esorina :evil: , matoa tiany alana ngé zany zaza zany mbola tsy vonona izy ikarakara azy é, manantona dokotera dé atoriny anao izay tokony atao, ra aty frantsa enao dia tsy misy blem zany fa ara-dalana y IVG, remboursé-ny SS, ny any @ toeran-kafa alou tsy haiko é! mahereza é!
7. ikaretsaka ( 26/04/2008 16:46)
tokony mba nataonareo izay niteny hoe aza alaina ireo kosa re olona de hoe aza alaina f'eto aty tezainareo, na mba manoro azy hoe atero ary raha tsy vitanao ny mitaiza azy!

vitao hatr@ farany le alternative moa e..
8. zandikely ( 26/04/2008 20:49)
Heloka bevava ny Manalajaza, mamono olona!
Matoa ange ianareo velona dia tsy nesorina tao anaty Kibo e, ka maninona ny zaza tsy manantsiny esorinareo.
Tsy vahaolona velively ny manala jaza e! Mitadiava vahaolana hafa fa dia mampalahelo ny tsy manantsiny!

9. ikaretsaka ( 26/04/2008 21:46)
taizao ny zanany aza ankoatran'ilay vahaolana nomenao e... atao hoe aterany soa aman-tsara ity zaza.. dia ahoana amin'izay rehefa eo!
na au moins atoroy izy hoe aiza no tokony anaterana azy rehefa tsy zakany ny mitaiza azy!
io no hiotako probleme manko ka mahatonga ilay olona hanala zaza raha raisiko ny cas an'ilay mademoazel io!
10. ikotoleta ( 26/04/2008 22:42)
zaza ao am-bohoka = biby
foetus = tsy zazakely
:arrow: mitondra biby an-kibo rakalazandry

hiteraka zaza tsy nirina, zaza tsy ho voavelona, zaza sao dia hijaly tsy aleo tsy misy! hatr@ 30 taona ianao mbola afaka miteraka foana!
fa raha mino ianao fa ho voavelona ny zaza dia tsy blem fa tazomy.

Kozio ny raiamandreny dia diniho izay hatao
:arrow: :arrow: Ary ataovy haingana !! OK

Dia tandremo @ sisa
11. Papoose ( 26/04/2008 23:01)
fa aiza i koto anisan'ny nandray anjara @zao??? devoir de group anie ioo eee!!
12. zandikely ( 27/04/2008 03:47)
Ikotoleta

Manomboka oviana hono vao azo lazaina ho olona?
Maro ny mihevitra tahaka izany nefa tsy afaka milaza hoe manomboka oviana no manomboka ny stade maha olona. LA VIE SACRÉE!!!
O Liberté, que de crimes on commet en ton nom!

13. ikotoleta ( 27/04/2008 15:37)
Resabe resabe
vavan'ny tsy hitaiza ve no henoina
vavan'izay ho lasa mpanenjika sy mpanaratsy sy mpanambany sy mpandatsa ihany rehefa tsy velona ny zaza avy eo

:arrow: Fa iza no afaka milaza hoe oviana no manomboka olona ny olona

Aza be moraly eo ry zandikely a! Enao aza tsy afaka milaza an'izany kanefa miseho be saina eo.

la vie sacrée : c'est quoi la vie?! aza be moral hoa

Averiko indray :arrow: :arrow: Ataovy haingana OK!
14. xxx ( 27/04/2008 19:07)
ary ny lehilahy rehetra no manoro ny hanalàna ny zaza eto,ny vehivavy kosa no mieritreritra satria reny,mitondra volana maro ary manome ny aina,aiza ny "responsabilité"ny lehilahy?ny fiainana tsy vitan'ny revy fotsiny , vita io d mi-assume e!ra enao io no nesorina tsy nisy akory,
15. Papoose ( 27/04/2008 21:59)
cease the day :-D
16. ikotoleta ( 27/04/2008 23:18)
enc1tea17an:

jai 17 an é je s8 enc1te js8 a 8 semaine daménohré mila sosokevitra avy @nareo je pa le gardé :cry:

Torohevitra :
:arrow: Kozio ny raiamandreny
:arrow: Mandehana any amin'ny dokotera HAINGANA

tu v pa le gardé!! aza maka izay hevitr'ilay kofbay fa ze tinao atao
:arrow: Aza mirarà an'ize be moral tsy haninon-tsy haninona ireo
17. toubib ( 28/04/2008 06:49)
Tsy d azo atao ny manome tsiny be faatany amzao fa mila dinihina lalina oe toy inona sy inona ny manodidina an le sipa, efa miasa sa mbola mianatra: mety RR afaka itaiza an le zaza ve raha tonga, etsetra estetra? Ny aspiration klou no methode en sécurité indrindra ra mbola
18. mimi7 ( 28/04/2008 15:51)
Fa nareo ve tsy namaky anlé journal etsy ambony no mbola manontany iany oe efa olona ve ny zaza ao am-bohoka? Mais bien sûr sans aucun doute... Vakio fa 1tére100 bé io ttra io fa nareo otrn kamo amlé alavany angamba. :lol:
19. ikaretsaka ( 28/04/2008 16:00)
ka izay ange no ilazako hoe maninona no tsy adiresina maternite gratosy sy olona hi adopter ilay zaza na orphelinat no mba atoro azy ohatra ?
fa miteny hoe avorte-o ilay zaza tsy mety za manaiky ny tsy mampety an'io
saingy raha miteny hoe ateraka ilay zaza , ho voataiza ve? tsy aleo tonga de eritreretina dieny izao ny fika itaizana ity tsy manantsiny?
mba mijery alavitra ihany re e!
20. ari.malala ( 29/04/2008 13:28)
fa ilay olona miteny angaha sanatria efa kamboty tsy manana ray aman-dreny intsony? vahaolana voalohany aloha de ny miresaka am ray aman-dreny ny situation, miaraka amin'ilay decision hoe tsy te hitazona ny zaza aho, avy eo hita eo ny reaction ny ray aman-dreny! tsy misy RAD hanolo-bato mafana ny zanany izany, ary tsy misy RAD hanosi-bohon-tanana zanaka mibaboka fa ny heloka ibabohana mody rariny. Koa raha ny hevitro no anontaniana d izay, manatona klou ny RAD nao d nareo miaraka no mitady ny solution.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1863