premier amour

1. isalo ( 24/04/2008 13:34)
Inona r'ireto no atao hoe " premier amour", ny olona niaraka taminao voalohany ve sa ny olona nanao firaisana taminao voalohany ?
répondu par endrika01 le 09/05/2008 17:24
2. dziana ( 24/04/2008 13:55)
Ze olona tianao 1° na tsy tia anao aza izy Hi!hi!hi! (l) =(( :roll:
3. sytl ( 24/04/2008 14:52)
zay nanaovanao l'amour 1°,zay lé maha premier amour aminy kou! :-P
4. mirianah ( 24/04/2008 15:18)
:lol: ary samy manana ny hi definissiévany azy izy zany e !!! :-P =)) =))
5. xxx ( 24/04/2008 16:47)
fafatarako azy alo dia zay nanao firaisana voalohany t@nao no atao hoe 1er amour satsia iny andro nanaovanao iny no nahitanao anizany hoe fitiavana zany, ( teo enao vao nahalala hoe mafilotra kay zany fitiavana zany an!)
6. rajoelina ( 24/04/2008 17:27)
Ny ahy ndray de le sipa nolalaoviko ny volony, ny tarehany... avy eo nofeheziko ny sorokany, no natazomiko ny lamosiny, nilalaovoko ny sofiny, ny molony, sy ny resaka hataonay milamina tsara sns... ( sady mieritreritra ihany elah we: enao ranga no tiko voalohany seri ah) :lo: tsy zany ve no hatao we premier amour :?:
7. kiadi ( 24/04/2008 18:03)
:^) :^) :^) :^) :^)
8. majakely ( 24/04/2008 19:25)
9. mangidy ( 24/04/2008 21:30)
Amiko, dia ny olona nampitempo ny (l) Voalohany no atao we 1amour fa tsy voatery hoe nanao firaisana :-D :-D
10. xxx ( 25/04/2008 00:59)
disovelively enao ry mangidy, kou ra tao anatiny 1mn zany se nahita holona nandalo ka tinao sy napitepo ny fonao iny dia iny zany 1er amournao??? sa enao t@mbola boay kely tsinanao anizany oe papa sy maman zany??? tadidio fa ataoko hoe 14 ans enao dia efa nisy olona napitepo ny fonao, aloanizay ary tsiferana, zay iany e!
11. ari.malala ( 25/04/2008 08:05)
:-D:-Dts ratsy kosa le definition an jou an:-D:-D:-D:-D:-D:-D
12. mangidy ( 25/04/2008 09:51)
xxx : ka zay indrindra anie e! ilay olona nahatsapako fa we hafahafa za izany toa misy miaka midina ao antiko ao refa manoloana ilay olona nampitempo ny (l)! amiko io no ataoko we voalohampitiavako na 1amour ko!!
13. mmmhh ( 25/04/2008 13:11)
amiko de izy roa, ny iray le ataon'ny vaza hoe amour avec un "A" ny iray ilay amour (RS),
misy ny olona premier Amour no lasa premier amour.
14. fijo ( 25/04/2008 20:35)
ka misy anie tian afa tsy nanao voalohany e,de iny ve izany le izy.
iza no tsaroana kokoa,le tiana tsy nanaovana ,sa le tiana nanaovana voalohany???
15. ratonga ( 25/04/2008 20:52)
vô mafy élah zany ry fijo fa mbola tsy hafaka mampitahy fa mbola virja ko :-D :-D :-D
16. Belami ( 25/04/2008 21:41)
Tsy tafa raha tsy misy le fika e! :-w :-w :-w
17. Papoose ( 26/04/2008 02:14)
ny premera amoro de ze matory eo ambony fenao volou! :D
18. ainaheri ( 26/04/2008 04:36)
An'inn atory ambony fe ry papoose tsy mampanonofy atoandro v zany klé? :lol::-D

Ny fahafantarako azy d ny oul nanaovanao firaisana voloany ,zay nahitanao ny fafiny sy ny tsirony ka tsy mety voafafa ao am-po na d efa misaraka manambady olon-kafa aza(ny tiako tenenina @ io d ho an'ny mazava fo d lasa mpinamana,fa ho an'ny tia veta² ndray d mbola mifampisipa iany na de efa samy manambady aza)
19. Papoose ( 26/04/2008 22:29)
matoritory na matory mihitsy ka!
ka zay ndrindra hoe mety ho rare be @ olona sasany zany sipa na bandy hatoritory eo @ feny zany, de zay no maha premeramoro azy :-D
20. mangidy ( 27/04/2008 12:20)
ratonga :-P

fijo hein zany hono :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0768