premier amour
21. ainaheri
(
27/04/2008 12:42)
papoose> le matoritory mou zany le mitsilailay sa aona :roll:,ary le matory le bandy mirenoka be reny ve :-D :-D :-D
23. Papoose
(
28/04/2008 12:00)
ainaheri, rehefa a l'aise izy de manomboka @ le mitsilailay dia miafara @ tena hoe renoka eo d miesona! :-D
24. sytl
(
02/05/2008 13:04)
ka zay indrindra anie e! ilay olona nahatsapako fa we hafahafa za izany toa misy miaka midina ao antiko ao refa manoloana ilay olona nampitempo ny ! amiko io no ataoko we voalohampitiavako na 1amour ko!!coup de foudre ndray io é!,samy hafa be zany! ;-)
25. ainaheri
(
03/05/2008 06:41)
xxx:
ary le kala nisy ni-viol zany aona?
Zany aza izy efa we viol kou ,donc tsy vokatry ny fonao sy ny vatanao!!
Ny atao we amour d zvtr tiavina sy irina ary ankafizina ka mahatonga ny tsi11 ho sarotiny mba entina iarovan' azy.
26. valikely
(
05/05/2008 20:30)
ary ra voaolana le sipa de aona, in v zany ny 1ère amour-ny, ra ts adala koa
8O
8O
27. endrika01
(
09/05/2008 17:23)
Raha zah alou no mamaly dia ozizy ah we:le nahay nampitempo ny foko!:-P
28. endrika01
(
09/05/2008 17:24)
Raha zah alou no mamaly dia ozizy ah we:le nahay nampitempo ny foko!:-P
29. endrika01
(
09/05/2008 17:24)
Raha zah alou no mamaly dia ozizy ah we:le nahay nampitempo ny foko!:-P
