RAHA MAHAFANTATRA ô !
1. tsiambaratelo
(
24/04/2008 11:39)
Ao anaty trano fisoko iray misy akoho dimy!
samy manana ny lokony avy,ireto ary ny lokony,
(volon-tany,mavo,mainty,volom-boalavo,fotsy)
Mifampialona ireo akoho ireo:ny akoho tsirairay dia afaka mitsaingoka
izay tanora noho izy!,fa tsy afaka mitsaingoka izay zokiny.
1----Akoho volon-tany afaka mitsaingoka ny akoho mavo.
2----Akoho mainty afaka mitsaingoka ny akoho miloko volom-
boalavo fa saingy kosa tsy afaka mitsaingoka ny akoho fotsy!
3--Akoho volom-boalavo afaka mitsaingoka ny akoho mavo.
4----Akoho fotsy afaka mitsaingoka ny akoho volon-tany!
afaka manampy ahy ve ny namana handahatra ireo akoho
ireo arakara-jokiny!(zokiny makany @ zandriny)
Mahazo mambosaka ny heviny daholo ,lazaiko eo ny valiny
refa afa-po daholo ianareo!hi hi hi hi :roll: :roll: :roll:

répondu par rush le 27/04/2008 18:03
7. ari.malala
(
24/04/2008 12:51)
ndraso any am hafatra fa manjary HS eto tsoka roa, kiss zandritiko
9. dziana
(
24/04/2008 13:43)
Salut: 1) Fotsy
2) Volotany
3) Mainty
4) Volom-boalavo
5) Mavo
Saingy samy azon'ny antsy tsaingohana daholo =)) =)) =)) =))
2) Volotany
3) Mainty
4) Volom-boalavo
5) Mavo
Saingy samy azon'ny antsy tsaingohana daholo =)) =)) =)) =))
10. menalamba
(
24/04/2008 17:02)
Maninona raha ampiadiana dia zé resy hoanina é??? :roll:
Sarotra bé ilay izy ka izay no hitako fa haingana... :°)
Sarotra bé ilay izy ka izay no hitako fa haingana... :°)
11. milaibe
(
24/04/2008 17:31)
Ari.malala sy tsiamabara3>aza beresaka fa akoho vonjena; zao no hitako; Fotsy Mainty Volontany Volomboalavo(efa be karazadoko zao ny voalavo fa volondavenona ngambany mbola tsy niova) Mavo
13. tsiambaratelo
(
27/04/2008 08:30)
mialatsiny fa somary mbola taraiky kely vao tonga ato ndray!mbola nisy adidy tsy nahafahana niala,
nohon'ny fiantsoan'ny tany ambony ny mpiara-monina.
anjaso ary fa hijery ny mpiadina rehetsa zah io!!!! :D
nohon'ny fiantsoan'ny tany ambony ny mpiara-monina.
anjaso ary fa hijery ny mpiadina rehetsa zah io!!!! :D
14. tsiambaratelo
(
27/04/2008 08:33)
ainaheri:
Mavo,volom-boalavo,volon-tany,mainty,fotsy
Vita tompoko lol
ozizy we hatsany amzoky anyyyyyy! :-D :-D :-D :-D :-D
16. tsiambaratelo
(
27/04/2008 08:34)
ari.malala:
:roll: :roll: :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w tena ts haiko k:-P
'zany ve de inoako fa marina hi hi hi :-D :-D :-D :-D
17. tsiambaratelo
(
27/04/2008 08:38)
Arimalala:
fotsy, mainty, volom-boalavo, volontany, mavo
mmmmh,misy v v nifanova toerana!!!!! :-D :-D :-D
18. tsiambaratelo
(
27/04/2008 08:43)
ainaheri:
D mamamngy ny fahoriana ny havan'ny maty mou zany ee
Misaotra!maty maraina de nalevina hariva,choc,efa zay mou no anjarany.mivavaka hoazy!ny projet ny @volana ambony,iarahanay mandé......snif.Efa vita 'zay :cry: :cry: :cry:
19. tsiambaratelo
(
27/04/2008 08:46)
zoky:
fotsy, mainty, volom-boalavo, volontany, mavo
zao ve?
mmmmh,tratran'ny v v koa i zoky :-D :-D :-D
20. tsiambaratelo
(
27/04/2008 08:49)
dziana:
Salut: 1) Fotsy
2) Volotany
3) Mainty
4) Volom-boalavo
5) Mavo
Saingy samy azon'ny antsy tsaingohana daholo =)) =)) =)) =))
mmmmh,manao fananiana a, 2,3,4 :-D :-D :-D