RAHA MAHAFANTATRA ô !

21. tsiambaratelo ( 27/04/2008 08:53)
menalamba:

Maninona raha ampiadiana dia zé resy hoanina é??? :roll:
Sarotra bé ilay izy ka izay no hitako fa haingana... :°)



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
22. tsiambaratelo ( 27/04/2008 08:56)
milaibe:

Ari.malala sy tsiamabara3>aza beresaka fa akoho vonjena; zao no hitako; Fotsy Mainty Volontany Volomboalavo(efa be karazadoko zao ny voalavo fa volondavenona ngambany mbola tsy niova) Mavo



=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
Mila fanazavana tompoko! ny namana!!!! :-D :-D :-D
23. tsiambaratelo ( 27/04/2008 09:28)
Fanazavana tsotsotra ary e,

Ny akoho zandriny no azo tsaingohana,ny zokiny zany lay mitsaingoka.

------ny akoho mavo no voatsaingoka in-2(ny akoho volontany,volomboalavo lay nitsaingoka azy,ozizy i milaibe we volondavenona hi hi hi)
izy \'zany no zandriny indrindra.

-------ny akoho fotsy tsy nisy mpitsaingoka fa kosa nitsaingoka ny
(akoho volontany)
izy no zokiny indrindra.

------ny akoho mainty no manarakaraka ny fotsy,tsy afaka mitsaingoka
ny fotsy izy fa kosa afaka mitsaingoka ny miloko volomboalavo.ary
izy koa dia tsy nisy mpitsaingoka.
izy no aorian\'ny fotsy.

(volomboalavo , volontany?iza no zokiny?)

------Somary saro-tsarotra ny mitady ny zokiny,na izany aza efa nomeny

antsika ny indice,ny akoho fotsy no zokiny, zay tsaingohany mbola
zandriny ,nefa mbola teo koa ny akoho mainty
zay tsy mba nisy nitsaingoka dia mazava fa mihidina kely ndray ny
toeran\'ny akoho volontany manaraka aorian\'ny mainty!

------ny akoho volomboalavo afaka mitsaingoka ny mavo izay zandriny
indrindra,izy zany zokiny akoho miloko mavo.



1-Akoho Fotsy

2-Akoho Mainty

3-Akoho Volontany

4-Akoho Mavo

Misaotra ny namana rehetra nandray anjara!!!!! :-* :-* :-* :-* :-* :-* ny namana [mpandefa n*8] afaka manazava ve ianao?mmmmh tsy matiko lolo ihany koa lay valiny nomenao!!!!!reseo lahatra aho!!!!alefa!!!!! :-P
24. rush ( 27/04/2008 18:03)
asio hafa ndray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3793