DIA MISY TOKOA V?

1. xxx ( 23/04/2008 09:19)
HO ANAREO POSSIBLE VE MPISIPA TSY NANAO RAPPORT MIHINTSY NANDRITRA NY HERINTAONA NIARAHANA. EFA MISARAKA IREO ZAO
répondu par lpeter le 04/06/2008 08:25
2. tess ( 23/04/2008 09:45)
ié! possible....zà fotsiny ny porofo! tamzà 16-17 ans tany manana sipa fa tsy manaiky mitsy hiaraka hatory am bandy fa ny tanjoko dia hoe mijanona virjiny alohan'ny fanambadina..... :o efa niaraka heritaona mahery tsy misy firaisana...fa mifankatia tsara anefa!
3. xxx ( 23/04/2008 09:46)
anontanio ry zareo é!
ary manin no mivandraandra bé manontany, tezitrabé anga :°)
4. tess ( 23/04/2008 09:49)
diso varavarana i xxx izany :roll: :roll: :-D
5. ari.malala ( 23/04/2008 09:56)
xxx1, refa manoratra sy mangataka hevitra fado ny majuscule fa midika ho fahatezerana :)
6. kiadi ( 23/04/2008 11:47)
in no hiarahana refa tsy hanao le! tsssss!
7. mmmhh ( 23/04/2008 14:10)
possible zany rehefa mbola virj le sipa, ka mbola te hitazona an'zany, moa koa rah sendran'ny bandy mahatanty,
fa rah sipa efa tsy virj mety tsy hisy aloha e,
8. mangidy ( 23/04/2008 15:37)
tess eny wa akia, za ko aloha efa niaraka t@ sipako 3taona tsy nisy firaisana satria za ko mbola tsy ampy taona, nefa izahay nifankatia tokoa nahay niara droa hi hii
fa raha sipa efa tsy virja kosa mety possible raha ilay bandy no tsy ampy taona :-P
9. badboy ( 23/04/2008 16:13)
xxx:
HO ANAREO POSSIBLE VE MPISIPA TSY NANAO RAPPORT MIHINTSY NANDRITRA NY HERINTAONA NIARAHANA. EFA MISARAKA IREO ZAO


xxx:
anontanio ry zareo é!
ary manin no mivandraandra bé manontany, tezitrabé anga:°)


8O 8O :roll: :roll: :?: :?: :? :? :-D :-D :-D :-D
10. rapala ( 23/04/2008 16:21)
tsy mampino hoe i mangidy 3 taona tsisy firaisana, marina mou ou :wink: :lol:
11. jhouhlambout ( 23/04/2008 17:12)
Possible satria rien n'est impossible!
12. isalo ( 24/04/2008 08:24)
Tsy azo generalisé hoe tezitra ny majuscule fa mety ho fanasongadinana hevitra na loha hevitra iray. Raha nataony mena io dia azo ambara fa tena tezitra izy satria convention efa hiraisan'ny olona mety mitovy saina io.
13. yvanot ( 24/04/2008 08:40)
Tsy manao firaisana no idéal na ny soratra masina koa aza mampianatra an'izany. Nefa raha ny zava-misy de voahaja io taloha fa amin'izao kosa sarotra ihany noho ny fihazakazaky ny fandrosoana sy ny fahitana film sy ny sisa.
14. ari.malala ( 24/04/2008 08:58)
rapala, d ts mino zany enao we za zay efa ho 2taona tsy nisy iany kou? aza mino:-P
15. naughtyboy ( 24/04/2008 16:27)
za klo manamafy ny koziny tess efa nandalo anzany ko 15-16 taona teo fa
tsy de nanana eritreritra ratsy loatra t@ le sipako voalohany na de mambamamba iny aza ndray2 fa ra @zao ndraydefa bekotro maroholatra :-D
16. fasaly ( 24/04/2008 16:58)
:-D :-D :-D asehoy hoe izany olatra izany ry nôty! :-P
ka tsoriko kosa alou fa ny bandy tsy miaraka anao maharitra be zany raha tsy miaraka mi dodo aminy e! fa zà tsy ni vakl fa izay lasa ny mamba de misosoka ny voay fa tsy mety matory mitsy mitsy zany zà e! :-P ni resiste tsara mitsy tamzany.....fa otran'ny hoe mijaly ihany lay bandy miaraka am sipa tsy metyu miaraka dodo ireny ny fahitako azy :^)
17. ari.malala ( 25/04/2008 07:53)
fasaly ze tia mahandry ky a! raha tena tia le lelà miandry ny fahavononan'ilay sipa, amzay prouvé we tsy io raha iraika io iany no iarahany amle sipa tsin;) fa matetika ny bandy raha vao azony ze ilainy d bye le sipa:(
18. kelly13 ( 25/04/2008 20:20)
za kou fa nitaraina tany @ zay amie commune-nay zay lery oe "kilôty vy" ono za! mdrrrrr! d fière ery nge za t@ zany natao an'io oe "kilôty vy" io e! =)) =)) =))
19. tess ( 25/04/2008 20:26)
:-D :-D :-D :-D
20. fijo ( 25/04/2008 20:40)
raha le vao niaraka voalohany dia mety misy ary matetika misy io.fa rehefa nihinana ilay voankazo voarara tsssssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0527