DIA MISY TOKOA V?

21. ratonga ( 25/04/2008 20:46)
=)) =)) =)) aza manapa-tsinay ry keliterézy ah!! ko tsy arafésina tao ny kilaoty vy ny farany :-D :-D
22. kelly13 ( 25/04/2008 20:49)
=))
23. ratonga ( 25/04/2008 20:54)
surtout refa lé humide iny ny atimosféra :-D :-D :-D
24. ainaheri ( 26/04/2008 04:24)
keliterezy> ny poketra vy no efa henoko fa ny kiloty vy vô teto za naeno an'zany klé =))=))=)) ary tena nijafajafa mitsy lery matoa niteny an'zany an :-D:-D:-D
25. naughtyboy ( 01/05/2008 17:32)
ra resaka kiloty vy zany kalo de mino za fa misy lakile foana iny :lol:
tess >le resaka holatra to manahirana ny mampiseho azy eto ko :roll:
hozatra manko no tena marina fa fiteny fotsiny le oe olatra
:°) :°) any @ takotakona any ihany iny azo aseho :wink:
26. melody ( 01/05/2008 21:37)
resaka kiloty vy
http://www.dailymotion.com/inbox/thread/1250698#message_2031638
(miala tsiny hoany franco-phone rehetra raha teny anglisy ilay izy o!)
27. ratonga ( 01/05/2008 22:05)
tsy misokatra ô!! :?
28. tess ( 02/05/2008 02:45)
naughtyboy:

ra resaka kiloty vy zany kalo de mino za fa misy lakile foana iny :lol:
tess >le resaka holatra to manahirana ny mampiseho azy eto ko :roll:
hozatra manko no tena marina fa fiteny fotsiny le oe olatra
:°) :°) any @ takotakona any ihany iny azo aseho :wink:



:^) :-D :-D :-D
29. melody ( 02/05/2008 21:15)
azafady raha tsy nivôka ilay tetsy ambony e!
http://www.dailymotion.com/mychannel/radavimelo/video/x4ybdo_iron-will-scenarios-from-the-sahel_shortfilms
30. ainaheri ( 04/05/2008 06:57)
melody> :-D :-D :-D :-D Mety kosa ny an'lery kou,hahaha samy arovana iany, le lakilé @ io najanona any @ panefy an =))=))=))

31. melody ( 05/05/2008 18:49)
tena izay ange ilay nampimé, tsy nalainy ny lakile dia tsy ho hampiasainy mihintsy izany lery kely an =)) =))
32. lpeter ( 04/06/2008 08:25)
! tena misy mihintsy izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0624