tsy mitsiry ny volombavako...

1. rajoelina ( 21/04/2008 11:25)
Mila makany @ dokotera ve?
répondu par endrika01 le 03/05/2008 10:00
2. tess ( 21/04/2008 11:35)
fangah te ho ramose be zandry????ié mandehàna any! kou tsy aleo ve malama e! ny olona be volombava te hanao epilation definitive de toi ndray no hampaniry loza kou zany :°)
3. ainaheri ( 21/04/2008 12:18)
Tandremo fa tady ho vavy elàh zany letia,mila reglena kely ny hormone-n'elà hahahaha
4. sakaizakely ( 21/04/2008 12:45)
zany mampiseho fa tsy tena lhl zany fa sariny fotsiny

matoa tsy misy volombava dia tsy ampy ny hormones mahalehilahy

mieritrereta fa voky mierda
5. simplex ( 21/04/2008 13:30)

ra volo hafa no tsisy no tokony manotany tena fa ra volom-bava, misaora an'A/tra lehibe ^:^^:^
6. tess ( 21/04/2008 13:53)
ka hita wa! ry simplex :-P ekonomik be mitsy izany am rasoir....!
ny sipa nge lay malama no tiany e! ;-) atovy mibotsiny ny tratra sy ny biceps de lahy ihany elah! :^)
7. kiadi ( 21/04/2008 15:45)
tsy dokotera no tokony andehanan'elah fa psychiatre!! reny mahay mijery oe manin no tsy maniry ny volombava fa mety oe ny atidoha no mahatonga an'io! :-D :-D :-D :-D
8. kelly13 ( 21/04/2008 15:50)
ka sao d heverin'ny catalane tsy ho virl kosa nge lery ra tsisy volombava e, nareo kou an :°)
9. kelly13 ( 21/04/2008 15:51)
virl===>viril
10. tess ( 21/04/2008 17:04)
kelly: :-D :-D :-D :-D somary hoe milay ihany koa alou lay mal rasé ireny fa am farany manjeraka be! aleo ihany lama :-P
11. kelly13 ( 21/04/2008 17:14)
nenà tiko jerena fa tsy tiko manoroka ahy, mivaramena b ny hoditro aveo tsinn :-D :-D
12. Belami ( 21/04/2008 17:23)
fa ny volombava ihany aloha ve no tsy mitsiry e? ny elika misy? ary le fika ahoana ? :-D :-D
13. fasaly ( 21/04/2008 17:28)
aleo ho avy eo izy hanambara ny marina rehetra :-D
14. Aino ( 21/04/2008 17:59)
11. Mpandefa : Belami [ Valio ] 21-04-2008 19:23:50
Lohateny : Re : tsy mitsiry ny volombavako...
fa ny volombava ihany aloha ve no tsy mitsiry e? ny elika misy? ary le fika ahoana ?
:-D :-D :-D

ny akamaroany ny gasy lhl anie tsy misy volom-bava eh, misy ny afrikan tsy misy volombava ny gasy ihany koa.

sa nareo efa zatra andry zalahy be volom-bava nga!! sady hay mo ka tsy gasy ko :-P :-D :-D
15. kalasnou ( 21/04/2008 19:16)
sao ary ka nanao épilation définiteive rajaoely e!
asio rajout ary e! hihi
16. Papoose ( 22/04/2008 03:14)
volom-bavan'in zany tianao hampaniriana zany ry jou?
17. kalasnou ( 22/04/2008 08:30)
volom-bava malamalama sa somary gitagita sa blond hihi fidio tsara rajoelina ok
18. niryna ( 22/04/2008 15:13)
tess:

fangah te ho ramose be zandry????ié mandehàna any! kou tsy aleo ve malama e! ny olona be volombava te hanao epilation definitive de toi ndray no hampaniry loza kou zany :°)


itakou ,ny olona sasany aza maniry ny tsy hisy volombava ,tny tanora bedesina hoe aza aratana ny volombava fa maniry be eo io,tsy mila mividy fanalam-bolombava intsony izy
:D
19. Aino ( 22/04/2008 19:15)
ka ravo tsy misy volombava kosa izy de tahaka ny bandikely faona raha tsy izy tsony aza :-P :-D :-D


Hoy i tess:

fangah te ho ramose be zandry????ié mandehàna any! kou tsy aleo ve malama e! ny olona be volombava te hanao epilation definitive de toi ndray no hampaniry loza kou zany


20. Belami ( 22/04/2008 21:41)
rajoelina : sao dia mba nosorany olona menaka amalona aza nareo fony fahiny ? =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2481