tsy mitsiry ny volombavako...

21. ainaheri ( 23/04/2008 18:21)
belami> tena marina v io menak'amalona io?

Rajou
22. Belami ( 23/04/2008 18:59)
ainaheri : tena marina io menakamalona io fa nisy sipa zay nanao anio t@ eliny fa lasa nalamalama be le izy tsy nitsiry itsony
23. ainaheri ( 24/04/2008 04:53)
Belami> d aona? Ra manantona an'le sipa zany zao ,mamofona amalona mainan'ny Antsampanana sa aona? :roll: :lol: :-D
24. ikaretsaka ( 25/04/2008 13:57)
salmo>firy taona aloha ialahy?
dia ny vahaolana tsotra raha tsapan'ialahy fa efa taona tokony hanirian'ny volombava dia mila mandeha dokotera 2 ialahy raha ny fahitako azy

1)Dokotera mijery hoe inona ny tsy normale @ vatan'ialahy ka mahatonga ilay izy tsy naniry.. resaka hormones ve sa genetiques ve sa chromosomes ve sa... dokotera sy analyse no mahay mamaly sy mi cure an'io

2) dokoterana saina na psy, mijery hoe inona no nahatonga an'ialahy lasa nifantoka be de be kokoa sy lasa obsede @ ny mampaniry na tsy mampaniry azy tato ho ato! dokotera koa no mahay mamaly sy mi cure an'io!
25. rajoelina ( 25/04/2008 14:47)
ika: vao tonga teto amnay zah de tsy nitondra aretina kôlera misy avy any Mscar, na aretina hafa avy any Mscar.

Ary hoy ny dokoterako tamiko we: salama tsara ela rajou

;-) .



26. rajoelina ( 25/04/2008 14:49)
Aino: efa aty antrano zah:lol:
27. ikaretsaka ( 25/04/2008 15:54)
rajou> tsy hitako ny idiran'ny cholera @ faniri'ny volombava....
sy ny vo "tonga tany @ laisany" sy "izao"
28. rajoelina ( 25/04/2008 17:03)
ika: zay eritreretiny ela any zany no izy fa tsy htako ntsony zay lazaina sy hamaliana an'lah eto. Le zah hieritreritra hamaly an'lah mahintsy no tsy tiako... de haleo hilamina...

THE END
29. Belami ( 25/04/2008 17:57)
rajoelina : any amilay tary akamako hoe salmo zay letsy misy fanafody =)) =)) =))
30. tslem ( 25/04/2008 19:00)
ainaheri:
tena marina v io menak'amalona io?


ie, fa raha refa lehibe vao hosorana dia tsy mety tsony fa ilay mbola zazakely ireny no hosorana foana hatreo @ 3ans d zay


31. kelly13 ( 25/04/2008 20:31)
hum, ra tsy diso za d menaboay no nosoran'i mamanay ahy, d zay no mampatsy misy volotongotra, volokelika, sns (hafa tsy ny volondoha) ahy. fa klou hanontaniko oe i mamanay refa manampotoana aho
32. Belami ( 25/04/2008 21:11)
rajoelina : manantona letsy dokotera fa zany ve olana a! Misy fanafody tena mampaniry volo be mihitsy ary tena lasa lobolobo be daholo ze faritra tokony hisy volo. Fa amizay fotoana izay ialahy tsy maitsy mividy sécateur le fanapahana bozaka ireny fa tsy mety raha hety na rasoire. =)) =)) =)) =))
33. ikaretsaka ( 26/04/2008 01:52)
rajoelina:

ika: zay eritreretiny ela any zany no izy fa tsy htako ntsony zay lazaina sy hamaliana an'lah eto. Le zah hieritreritra hamaly an'lah mahintsy no tsy tiako... de haleo hilamina...

THE END


1)tsy manda izay firehan'ialahy sy fitiavan'ialahy mieritreritra anahy.. fa ny valintenin'ialahy eritreretina: .. fa rehefa mamaly ialahy dia asio fitohizany ilay hevitra mba hampafonja ny valinteny.
fa tsy raha miresaka volombava akory dia asiana cholera! azavao hoe inona ny ifandraisany

2) forum sy dinika ity.. hevitra no mandeha fa tsy ny "halako bika sy tiako tarehy"
34. mmmhh ( 26/04/2008 12:37)
ika:
tsy manda izay firehan'ialahy sy fitiavan'ialahy mieritreritra anahy.. fa ny valintenin'ialahy eritreretina: .. fa rehefa mamaly ialahy dia asio fitohizany ilay hevitra mba hampafonja ny valinteny.
fa tsy raha miresaka volombava akory dia asiana cholera! azavao hoe inona ny ifandraisany

....mety nisy dokotera niteny taminy kosa angamba hoe ny kolera tsy mampaniry volo..... =)) =)) =)) =)) =)) =))
de gaga jou fa naninn tsy nairy ny volovolony nefa izy tsy voan'ny kolera =)) =)) =))
35. Papoose ( 26/04/2008 23:05)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

ohatran'ny mijery tokelaka fahiny ny mijery ity dinik'i jou ity!
36. ikaretsaka ( 28/04/2008 22:32)
ampindramo volo i rajou ataony volombava ry zareo ooo
sao hibizina volo isika ry kiadi
37. endrika01 ( 03/05/2008 10:00)
Papanay tsy mba nisy volom-bava zany!Tara t@ dôly ny sipa,fa ny mapmé anah dia ity,isaky ny avy misaika izy de eo alohan\'ny fitaratra eo,de raisiny le épilette kely iny,de eo mikisitositona eo,nefa any de tsy hitako zay sotoniny!Hi hi hi angamba hoy izy any an-tsainy any we raha mba izao aho no misy volom-bava a:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1579