mba hampio kely

1. rajoelina ( 18/04/2008 21:24)
Nihinana trondro zah de kendany taolana, ary mbola henoko tavela ato @ tendako ato lay taolana.

inona no mety ho fanafodiny?
répondu par Papoose le 26/04/2008 23:07
2. xxx ( 18/04/2008 21:34)
manao :*
3. tess ( 18/04/2008 21:46)
:lol: izay ilay hoe kendan'ny taolana....MIHINANA blongam-bary atelina ts ytsakoina de afaka io.
4. sakaizakely ( 18/04/2008 21:46)
marary ve sa de hoe manelingelina fotsiny ?

raha marary dia mankanesa any am Urgences any am hopitaly

raha juste manelingelina fotsiny dia manaova telimoka atina mofodipaina, na ovy maina be, na poireau masaka
5. sakaizakely ( 18/04/2008 21:47)
avia ataoko :* fa ray sy dimy io de afaka :-D
6. rajoelina ( 18/04/2008 22:00)
sakaizakely: una m i e r d a
7. ikaretsaka ( 18/04/2008 22:02)
rajou> fa tena serieux io.. manao hono de le mi ahh ahhh iny sady mandrehoaka ihany fa lasa rehefa avy eo izany manakendakenda rehetra
8. xxx ( 18/04/2008 22:04)
=)) =)) =)) =))
9. xxx ( 18/04/2008 22:06)
5. Mpandefa : rajoelina [ Valio ] 19-04-2008 00:00:17
Lohateny : Re : mba hampio kely
sakaizakely: una m i e r d a
=)) =)) =))
10. sakaizakely ( 18/04/2008 22:10)
rajoelina:

sakaizakely: una m i e r d a



misy resaka azo atao hoe sérieux de omena valiny matotra koa
fa le atidoha maivana kely mbola misavoana ihany de mifotera ao anatin'ny mierdan'ny mameno ny vatandoha de atelemo miaraka am lay tolana

11. sakaizakely ( 18/04/2008 22:12)
rajou> hafatra 3 vakio

fa ny hakondranana tsy hiala mandrakizay http://img253.imageshack.us/img253/517/9y7g02g9us5.gif
12. kiadi ( 18/04/2008 22:15)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
13. kiadi ( 18/04/2008 22:17)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mort-de-rire-19.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mort-de-rire-19.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mort-de-rire-19.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mort-de-rire-19.gif[/IMG]
14. sakaizakely ( 18/04/2008 22:17)
kiadi> avoahay tao le bol tsy levona iny de meo atelin' le kondrana io =)) =)) =)) =))
15. kiadi ( 18/04/2008 22:25)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Manger/3d-mange-spaghettis-3.gif[/IMG]
16. ratonga ( 18/04/2008 23:11)
ntsôooooo lé ptitisakaiza efa mb nihezaka nanoro hevitra tsara fa mbola neverin'i zandry kely wé mananihany :-D :-D :-D aa manody ny komsa :-D :-D
17. Papoose ( 19/04/2008 02:25)
:-D :-D :-D :-D :-D
mihetsika njay ny vitessin'i jou marina!
18. ainaheri ( 19/04/2008 07:23)
ikaretsaka:

rajou> fa tena serieux io.. manao hono de le mi ahh ahhh iny sady mandrehoaka ihany fa lasa rehefa avy eo izany manakendakenda rehetra




:-D :-D :-D :-D :-D Afafy aiza le reoka refaveo,eo @ tarehin'le sipa ve? :-D :-D :-D

Aleo mandé radoko rajou fa na le minana zvtr hanosehana azy bola riska iany zany,satria mety ho tapakaao anatiny le taolana,@ manaraka aza manao telimoka tsony,nareo ngah tsisy panofatrano no manao telimoka klé :-D :roll:
19. ainaheri ( 19/04/2008 07:32)
raarriver:

ntsôooooo lé ptitisakaiza efa mb nihezaka nanoro hevitra tsara fa mbola neverin'i zandry kely wé mananihany :-D :-D :-D aa manody ny komsa :-D :-D


Za kou nama mba gaga @ le valintenin'ny lery an,sa le dinika mananiany d novalina serieux no nahatonga an'lery namaly an'io?


20. kiadi ( 19/04/2008 11:30)
lery efa tenenina oe teneho le raviny refa tsy zaka ny mifoka azy! :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3592