mba hampio kely

21. kalasnou ( 19/04/2008 15:04)
raha mipetraka any madagascar ianao dia mitadiava mpanotra (spécialiste mpanotra rehefa kenda) fa betsaka ary efficace be mihitsy, eo ny eo ihany ianao dia sitrana
22. milaibe ( 19/04/2008 15:47)
Torohevitra madio lesy no voalazan'i sakaizakely a! Tonga d ompa ny namalia anelah azy, fa ahoana elah ngé nangataka inona no tokony atao,refa tsy zaka letsy ataovy dité a,marina ny an'i kiady
23. milaibe ( 19/04/2008 15:55)
Kalasnou lery antimalgache ka raha gasy angamba tsy fanafodiny ho anlery
24. kalasnou ( 20/04/2008 15:10)
ok ary fa raisina amin'izany e .lol..............
25. Aino ( 21/04/2008 18:06)
rajoelina izay hoa no tsy mahavoa an'lah ity mba kozy eh!!!

zay le olona tenenina an'izany fotsony!!



bon tsy miaro any rajoelina aho fa zaza maditra, saingy le hoe ( ni una mierda) tsy de hopa laotra fa teny ratsy mande hoazy ny vavan'ny ry zareo catalan/e izy io. hoatra hoe ny antsika gasy le hoe (mbay tany fa tss, na tsy letie iza koa no anao an'zany) de ny any ry zareo izay fa saingy teny ratsy fotsony le izy.
26. rajoelina ( 22/04/2008 08:11)
Aino:
bon tsy miaro any rajoelina aho fa zaza maditra, saingy le hoe ( ni una mierda) tsy de hopa laotra fa teny ratsy mande hoazy ny vavan'ny ry zareo catalan/e izy io. hoatra hoe ny antsika gasy le hoe (mbay tany fa tss, na tsy letie iza koa no anao an'zany) de ny any ry zareo izay fa saingy teny ratsy fotsony le izy.
:-D :-D

Jereo nareo ange fa mbola tsy tezitra ihany i Aino na de tenenko anreto aza e.

PETARDAAAA! FANTASMAAA! GOLFAAA! NEGRITAA! :lol:

za sy Aino anefa amzao mbola mpinamana fôna.

;-)
27. mmmhh ( 26/04/2008 12:48)
misy voa marina izy ty ka!!!! :-D :-D :-D
28. Papoose ( 26/04/2008 23:07)
maneno mafy ohatran'ny jou'seul (jorery)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1814