Inona no ataonao raha hianao no eo amin'ny toerany?
1. niryna
(
18/04/2008 17:36)
Mananjanaka lahy mbola tanora ity rangahy ary manana sakaiza izay efa niteraka ilay sakaizany.Io zanany lahy io hoy izy no miambina ilay zaza rehefa mandeha mianatra ilay ramatoa ary amin'izao fotoana izao dia bevohoka ilay izy ary dia hoy izy hoe esory ilay zaza(ny rain'ilay lahy io a),tsy nanaiky ilay ramatoa ary dia noroahin'ny reniny tsy hipetraka ao an-tranony intsony niara-nipetraka ny renin'ilay ramatoa ilay bevohoka.Niantso an'ity rangahy ity zanany(lahy) ary dia niteny izy hoe andeha hipetraka any amin'ny shelter(toerana omena ny olona mahantra ,fa tsy fantatro aloha raha mahazo miara mipetraka ny tsy mpivady an) izahay(izany hoe ho efatra izany no andraikitra hiandry an-dranamana avy eo)dia hanaraka azy any hono ity ranamana(tsy miasa izy ,tsy mianatra ) hoy ny rainy.
Dia mba samy nanoro hevitra teo izahay hoe amin'ny maha ray anao dia mivavaka azy ary mampiseho fitiavana azy sy manampy azy amin'ny hevitra raha misy ny azo atao,aza force-na ny anala zaza izany ilay vehivavy satria fahotana izany ary raha terenao izy dia mbola anao indray amin'ny manaraka.
Inona no toro-hevitra tokony azo omena ilay olona,hoy aho hoe andraso fa marobe ny namanay miaraka mifanampy izahay dia mba omeko anao izay teneniny ,faly ery izy ka dia miandry izay mba hevitrareo aho e,
niryna

répondu par niryna le 21/04/2008 17:34
2. rakaroka
(
18/04/2008 18:52)
Ka na any Dago aza tsy efa "responsabilisé-na amin'ny "nataony ny raim-pianankaviana?....lay nahabevohoka no ray lazaiko amin'izany an! Tsy hiala andraikitra sy hialangalana . sady efa olon-dehibe izy matoa efa décidé toa izany dia avela hiatrika ny fiainany tsy salovanina e! Ny "blem" matetika toa "couvé-n'ny ray aman-dreny sahala ny akoho mlkotrika ireny ny zanany na dia efa lehibe aza dia tsy mahalala ny tokony hatao intsony! :?
3. niryna
(
18/04/2008 19:58)
rakaroka:

hitakou,lazainy fa mbola kely hono ny zanany ,dia hoy aho hoe matoa izy nanaonao foana dia efa vonona ny hiatrika izay hitranga izy izany,toa ilay ramatoa indray no omeny tsiny. Asa aloha fa dia mora koa ny miteny e sa ahoana ?
4. badboy
(
18/04/2008 20:47)
Inona ny titre anle film tatarain'i niryna fa za te ahita ny version originale??? :^) :^) :^) :^) :^)
5. niryna
(
18/04/2008 21:01)
badboy:
Inona ny titre anle film tatarain'i niryna fa za te ahita ny version originale??? :^) :^) :^) :^) :^)
tsy film io badboy a,mpiara-miasa amiko ilay rangahy dia mba noteneniko izy hoe aleo alefako eto amin'ny serasera dia lazaiko anao ny hevin'ireo namako marobe ,misy film mitovy an'io angaha.Voa nitranga omaly io resaka io fa dia nitrotro azy ambavaka no nataonay.
:D
6. rijadolly
(
19/04/2008 07:11)
Sarotra ny raharaha,ny olana mantsy dia izireo tsy mbola an\'asa,mbola mianatra aza ilay ramatoa raha tsy diso aho.Vita hatreo aloha zany ny tanjona eo amin\'asa iveloma.Ny zaza ireto efa hitambesatra izay ho roa atsy ho atsy.Ny Ray amandReny etsy andaniny efa mahatsinjo sahady ny maha sarotra ny raharaha dia mitady izay ihalana ny fanmpin\' adidy izay mbola hitambezatra azireo.
Voalohany indrindra dia tsy misy oh ny mivavaka ho azy ireo no sady tsy mampiditra azireo amin\'heloka na ianao mihitsy no manao heloka eo anatrehany;iraisana iny.
Raha ny hevitro Niryna dia ampafantarina amin\' izy roa ireo olana ireo.Tsy solution aloha izany fandroahana izany.Mifanantona ny Ray amandReny roa tonta noho ireo olana ireo +izy roa.Sur kokoa ny fahavononan\'ilay ranamana hiatrika ny adidiny amin\'izay no tsy miroaroa saina izy hoe tsy ny fahazony tsondrano ny tsy nahampety ny fiainany.Ny fikaonan-doha dia mety ahitana asa an-dralehilahy koa.Ao anatin\'izany ihany koa no atao ny famelana sy tsy fampantsiahivana ny lasa tsy nety rehetra.
:arrow:Afaka ny fahadisoan\'tsirairay,mandeha ny fiainana,ny lalana mihamazava ny amin\'izy roa.

7. nandrianina1
(
19/04/2008 13:20)
tsara ny hvtr naroson' rjdl
d zao koa, tena tokony asehon'ireo RAD roa tonta ny fitiavany zanany @ famelany ny zanany handray samirery ny adidiny efa manangasanga. hafa kokoa ny fierte-ny rehefa tsapany hoe heri-pon'izy ireo no nahatafavoka azy
niryna> attention @le teny gasy an! efa somary sarotrarotra ny mahazo zay tian'niryna ambara :wink:

8. niryna
(
21/04/2008 17:32)
rijadolly:

misaotra betsaka rija ,marina tokoa izany tsy misy afatsy ny mivavaka azy ireo,ilay rangahy koa vao aingana no nanolotra ny tenany ho an'Atra ary mbola eo an-dalana mianatra ny mametraka ny fiaianany eo amin'Atra koa izy,andraso fa ataoko tonga ny hafatra.misaotra betsaka e,hevitra marina tokoa ny teneninao fa misaotra.
:-*
9. niryna
(
21/04/2008 17:34)
nandrianina1:
tsara ny hvtr naroson' rjdl
d zao koa, tena tokony asehon'ireo RAD roa tonta ny fitiavany zanany @ famelany ny zanany handray samirery ny adidiny efa manangasanga. hafa kokoa ny fierte-ny rehefa tsapany hoe heri-pon'izy ireo no nahatafavoka azy
niryna> attention @le teny gasy an! efa somary sarotrarotra ny mahazo zay tian'niryna ambara :wink:
misaotra betsaka e,efa mba miezaka ihany aho e .misaotra betsaka tsy nisorona
:-* :-*