te hatavy ( poids : 45 à 48 kgs )

1. mamboy ( 18/04/2008 10:27)
Mba te hahazo aina rireto aho à de inona no tokony ataoko ?, fa toroy ny tokony ataoko aho fa te hatavy eo amin'ireo lanja ireo de misaotra anareo tapaka sy namana rehetra de veloma :-D
répondu par ikaretsaka le 18/04/2008 22:22
2. zoky ( 18/04/2008 11:15)
hay! zao alo anisany fa ts haiko ra mety @ i mamboym hafa ko zany ps zany:
1-ts miferinaina lava
2-ts kizitina
3-rehefa misakafo dia maka tsirony tsara (ts voatery oe sakafo matsiro iany no akana tsirony), sady misakafo miadana, mitsako tsara.
4-misotro rano matetika

tokony hitombo lanja na dia reo fotsin ary no miova eo @ olona , raha ts oe efa VAHANA le mahia na kely lanja.
3. tess ( 18/04/2008 12:06)
tsy haiko fa ny maha botrabotra ahy malaky dia ni fihinanako ! gatô sôkôla isan'andro.....BISCUIT, sns :-P
4. jemimah ( 18/04/2008 12:42)
mamboy; indrisy tsy mety afa-po isika eto an-tany raha azoko nafindra tany aminao ny angezako fa zah njay dia te hihena mafy fa tsy mety efa atao daholo zao rehetra zao
5. ni81 ( 18/04/2008 17:33)
Manatona koa dokotera fa sao misy kankana, ka na mihinana aza dia tsy mety mahazo aina.
6. sakaizakely ( 18/04/2008 21:49)
tess> botrabotra oun e :-P
de za zany inn ? hipopotame sa elefanta :-D :-D :-D
7. sakaizakely ( 18/04/2008 21:50)
mamboy>

toa tsy mpikambana akory io kou :?:
8. ikaretsaka ( 18/04/2008 21:59)
sakaizakely:

tess> botrabotra oun e :-P
de za zany inn ? hipopotame sa elefanta :-D :-D :-D



vorona be manan'elatra
9. ikaretsaka ( 18/04/2008 22:03)
kiiiii nataoko ny kajy tsotsotra fa apahateloko le lanja :{
10. ikaretsaka ( 18/04/2008 22:08)
kiiiii nataoko ny kajy tsotsotra fa apahateloko le lanja :{
11. sakaizakely ( 18/04/2008 22:13)
ika kosa fisaka kely io kou pahatelo a pahatelo :-D
12. ikaretsaka ( 18/04/2008 22:22)
a anie manaiky fa fisaka fa vaventy taolana sy nofo e

le izy te hatavy hono... be jabora izany

nuances nuances
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.373