faty mitsangana
1. fijo
(
17/04/2008 21:35)
ny kristianian ve mino ny fisian'ny faty mitsangana any tuliary????
répondu par fijo le 02/05/2008 21:06
2. ratonga
(
17/04/2008 22:02)
sô dé zombi kosa letsy zany ry fijo, maty vé dé mbola itsangana dray ko ra tsy inona ko :roll:
4. kiadi
(
17/04/2008 22:24)
tany palestina no nahalalako oe nisy an'izay efa ho 2000 tôna lasa zay ka tsy aiko indray zany any toliara zany!
nisy an'izay akama zay maty lery de nitsangana t@ maty t@ andro fahatelo!!de efa 2000 tôna zao iz malaza be sy be idole be erantany!
fa io any toliaran'elah io ra-fijo de tsy koboko an!mety halaza be ko ve lery? :-D :-D :-D

5. zoky
(
18/04/2008 04:38)
le lolo vokatra ve tin ra fijo ambara le any toliara io? efa henohenoko fa ts mbl nahita ary ts te ahita! zany ve ts reny film horera ren kle :twisted:
6. rakaroka
(
18/04/2008 16:26)
Ié mety marina ny tenin'i Ratonga hoe sao "zombi"?...
'zaho aloha efa nahare tantara maro2 ihany hoy ny tsy mahay manisa, nilaza io tranga io. Ny maro lazaiko eto: une dizaine de cas. Ary misy manampahaizana nitantatra fa nisy ramatoa Afrikana maty zanaka, dia nalvina ilay zanany dia nony andro vitsivitsy ity izy tonga niverina tao an-trano, fa saingy tsy mitovy saina amin'ny taloha: tantara lava BBb ilay izy fa tahatahaka izany!

7. ikaretsaka
(
18/04/2008 17:02)
za aloha indray andro avy niasa tany toliary niakatra tana dia nisy olona nanakana tsara tokoa indray harivariva izay de noraisiko ilay olona dia nataoko tao afaran'ilay pick up e hoe avy eo avaratr'Andranovory ry zareo izy any antampon'i horombe any @ izay tanana hoe Sakalalina izay...
vao niditra ireo olona dia nifezaka be ilay bandy 2 eme chauffeur (bara lery) ary tsy niteny fa ningonongonona sy nangovitra teo izy mandra pahatonga tany Sakalalina.
efa tafiala teo ireto olona vao niteny sy nitsotra lery hoe izany lolo vokatra iznay hono ireto olona 4 nentinay tao afara.... fa za ve nahalala?
sady tsy nino koa aho fa tsy nahita porofo ny maha izy na tsia ilay raha ...
izaho dia izaho hitanareo izao....

8. fijo
(
18/04/2008 20:03)
io lazain'ika io no henoko hoe misy any,ka manontany aho hoe mino an'io ve ny mpino??
11. ikaretsaka
(
18/04/2008 20:47)
tsy haiko hoe preception ana mino na tsy mino ity anahy ity
fa raha za manokana aloha ka fantatro mialoha hoe iznay lolo vokatra izany ireo noraisiko ireo na fantatro mialoha ny tantaran'ilay heo lolo vokatra de mety hoe tsy nino aho fa nifezaka
fa le izy efa vita vao notantarain-dry zalahy sy nazavainy hoe izao izany.. izay ahako vao kopy.. de afaka naninona intsony moa?
amiko io de ohatran'n'ireny hoe isehoan-javatra rehetra ireny ihany: raha fantatrao mialoha hoe izao na i anona iny miseho aminao iny na hiseho aminao de sur kosa fa hifezaka kely kokoa foana aloha..
fa raha efa vita ilay fisehoana vao kobo ianoa hoe izao le niseho teo, dia hafa indray izay! eo vao mangoritsina

12. niryna
(
18/04/2008 20:58)
fijo:
ka izay le tsy mety amiko ko
mino fotsiny ihany hoy ranamana ,kanefa sambatra ny tsy mahita kanefa mino.
Ny rivotra mifofo,tsy hita maso kanefa dia re ilay izy ary dia miaiky fa mandrivotra,izay fahasoavan'Atra izay na dia vao nifoha fotsiny aza isika dia efa tokony isaotra azy kanjo tsy izay no niseho fa dia hoe misy ve lery sa tsia, raha misy izy maninona no toy izao.
Efa henoko koa io hoe toa olona ilay izy fa mitsingevana rehefa tazamina lavitra fa ny tena fadiny dia izy torahana vovoka,kanefa iza no sahy anao izany.
Firifiry no lolo izay mipoitra amin'ny arabe? eo ambon'ny fasana no alain'ilay olona ny akanjo nampanaovina azy,trano izao no nidirany kanefa maraina ny andro fasana ilay izy, firifiry ny olona maty kanefa dia velona indray ? angaha tsy efa henonareo ilay anarana mitovy ary toa matory fotsiny ilay olona fa tsy maty ary avy eo izy dia mitantara hoe tsy hianao no nalaiko fa Rabe hafa,hi,hi, angano izany ireny e,Fa ny teo ambavahoam-pahafatesana no betsaka ary teo no nantsoin'Atra ilay olona ary dia sitrana ka nanomboka nanolontena an'Atra .
I nenilava no ohatra nisy ary dia mijanona eo am-pandriana ny vatany ,hivavahana, ary efa niteny izy fa andeha ho any an-danitra,ka dia niandy ny iverenany ny olona.
Ny hoe mino an'izany ve ny kristiana dia toy ny hoe mino ve isika fa misy ny mpanao magie,misy ve isika fa misy ny mpamaky tanana ,mino ve isika fa misy ny dada rabe,mahafantatra ny fisiany ny kristiana ary mahafantatra ihany koa fa maro ny herin'ny satana ataony mampisavoritaka ny sain'izay mino azy.
13. ikaretsaka
(
18/04/2008 21:47)
amiko manokana raha vao misy "ihany" sy "fotsiny" dia zavatra tsy ampy sy incoplet izay
14. kiadi
(
18/04/2008 22:02)
zah tsy mino aloha no tena marina eh!!efa maty ve de bola hitsangana!ko raha tsy zareo no jesosy ko!!
15. rijadolly
(
19/04/2008 07:32)
Za koa efa naheno an'io hoe rehefa alevina hono ilay razana dia atsangana dia ny mpandevina manaraka azy avy ato aoriana(avy any atsimo any ihany io).
ny finoako an'io dia mievahevabe aloha hatramin'izao,satria na ilay mitatara ahy aza dia milaza io "hono" io daholo.
oh mino ihany koa aho satria misy karazany maro ny fanahy fa tsy Fanahy Masina irery izay mangalatahaka nefa hita be hoe tsy alehany mihitsy.

16. ikaretsaka
(
19/04/2008 13:08)
niryna> esory hoa io fisainana io hoe rehefa hery tsy hainao ny momba azy dia hoe herin'ny maizina sy herin'i satanasatananao izany!
fantaro foana aloha
sao hanao koa ilay hoe wifi sy bluetooth sy infrared no hifamindrana sary sy soratra makany @ fankatsary, ordi, ary printer dia hoe herin'ny maizina koa satria potserina ny bokotra ary dia mandeha aby ny zavatra rehetra

18. rakaroka
(
20/04/2008 19:55)
:-D :{ :{ Dia rehefa mifanarakaraka amin'ny eken'ny saina dia fahasoavan'Atra:Hi!hi!hi :-D :-D :-D :-D
19. bilakarenjy
(
21/04/2008 06:55)
miankina @ ilay mpino io ra-fijo a!. Raha mbola tsy nahita izy aloha dia tsy hino mihitsy ary raha nahita aza izy mbola tsy hino ihany satria lazainy ,fa matoatoa iny na angatra iny na zavatra hafa ,fa rehefa tena iharany izy vao hino tanteraka .
20. ari.malala
(
21/04/2008 13:12)
tam za mbola mpianatra no efa naheno tantara otran'izany fa tsy ninoako mandrak'ity ny androany, nefa nisy ankizy nipetraka t@ faritra atsimo iny nitantara hoe izao sy izao ny momba ilay izy fa tsy mino mints ah